PerfecTina beauty
Coiffeuse, Esthéticienne, Maquilleuse
20/04/2026
MALADIES DES ONGLES 😱🙁
MBA Ilaina ko ry manja ny mba mafatra ny aretin'ny hoho an!😨sao varimbarina manao vernis eo fotsiny😁misy efa voa t@ireo ve nareo?
PerfecTina beauty
15/04/2026
Tao anatinzay ne reto za MBA niala vola ko nikarakara vatana eh🫣😆na eo apotony aza miala vola rehefa tsy vita eh😬
Mpimaso kely oanareo mitady réduction sy bojo lava ren🙄😁 je blague eh!
Demain zan fa bnwi dol d mahazo matoky ny fahamanjanareo nareo surtout ny mponina Antehiroka Antehiroka Ambohibao Ambohijanahary Antehiroka
15/04/2026
Variana kely tana anty dobo tany fa iverina isokatra amzay ny salon manomboka rahampitso Alakamisy 15avril.
Tsapako fa efa maro nareo no niandry sad mety gaga hoe fa to nihidy matetika nga tsy isokatra intsony,ny sasany aza ef niandry hoe ampanofana ve😁😆non non non, sahirana kely fotsn arakle ef nolazaiko tany aloha iny!
Fa Mbola mitady prothésiste ongulaire iray izay anatevina ny équipe,etoana frais sy sakafo, salaire motivant😉
0345105553
07/04/2026
Mbola oavy fa makamaka rivotra kely aty ambanivolo aty eh🫣😁🥰
Tsy misokatra kely aloha ny salon ato2 fa miandry namana tena fiable 😏izaho rahareo tia zavatra tena perfect dia tsy tiako Raha itaraina jiaby nareo rehefa tsy eo aho😍
PerfecTina beauty
Mitady ankizy tena vonona ny iasa
-Coiffeuse polyvalent(e)
-Prothésiste ongulaire polyvalent(e)mp
✨ ENGAGEMENT ✨ GLOW Discret
Coiffure & Maquillage de la future mariée 👰
Parce que chaque histoire d’amour mérite d’être sublimée, nous créons pour vous une mise en beauté douce, élégante et inoubliable pour le moment où vous direz “Oui”.💓
Un instant magique, une beauté qui fait battre les cœurs. ✨
📅 Places limitées – Réservez dès maintenant
🏡 Service à domicile disponible
30/03/2026
Mamy kely eh😍
Faux ongles 💅
Brown Nails 🤎 🩷 🤍
Chez PerfecTina beauty
Ambohijanahary antehiroka
30/03/2026
Merci bcp anareo niarahaba sy nirary soa anay Mianaka fa tena tsy vovaliko daholo🥰
Ho tahiny Ilay Nahary any anie nareo rehetra
Bisous b ouz 🥰😘😘😘
28/03/2026
Aleo asina Jeux kely Kos ty Anniversaire eh!🥰
Omenareo firy taona zany aho❓
Izay mahamarina dia omeko remise sy kadoa bé refa Tonga aty 😁😍
Happy birthday to you my King👑
Anniversaire anty olona kely ty ko ne reto androany eh😍
Jereo ne izy eh!masiso loatra🥰
27/03/2026
Happy birthday to Me🥰🙏🎂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Ambohijanahary Antehiroka Terminus 114
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 19:00 |
| Tuesday | 06:00 - 19:00 |
| Wednesday | 06:00 - 19:00 |
| Thursday | 06:00 - 19:00 |
| Friday | 06:00 - 19:00 |
| Saturday | 05:00 - 19:00 |
