FenShu Shop
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FenShu Shop, Beauty, cosmetic & personal care, 0341273950, Antananarivo.
🎁Fond de départ entana sa mobil money no tinareo?😱
Spécial 3k
31/10/2025
31/10/2025
👉Ato daoly ndray ary aloa e😍
❤jerenareo ane izany atsarany ee ,tena oe tena oe tsara ery ❤😍
Nefa tena oe mora be,daoly ❤
Samia mijery izay mety aminy ary ee 👍👍
28/10/2025
💥 RING LIGHT PROFESSIONNEL MORA BE❤️ qualité top👌
‼️ 26cm :50.000ar
‼️30cm :70.000ar
‼️36cm :80.000ar
‼️45cm :120.000ar
Manao livraison izahay
Mandefa aminy faritra iany koa
👉miaraka @ TRIPIED 2m10 ,Tena ngeza tsara 😍🤳mety anaovana TIKTOK, Vente ,Live, vidéo ect...
✨Accessoires complet SOUS CARTON
✨3 mode d'éclairage
Bonjour daoly hoa zay namako tsy miavona ato 🥰🥰❤
Tinareo ve tsika raha anao live rariva na rapitso !? 👈
Ataovy izay tinareo dia asitsika live tsara be sady bomba be ary e❤❤
Bonne journée daoly e,bisou muah😘
Bonsoir daoly o !🥰
Tena ialana tsiny zareo fa ratsy be ny réseaux ako dia tsy tafanao anilay Live anovana fisarihana tsika a .
Tena azafady reto a🙏🙏, aleo f ataoko crédit ilay izy rariva d alefa eto ..
Zany aa rariva izay tsara vintana mahazo crédit 🥰🎉
15/10/2025
bonjour daoly oo🥰🥰 andao tsika ilalao kely androany e ,nao iany koa ifampizara ny afalina nony zavatra nisy omaly iny 🥰🎉 ..ndao samy itatara kely izay afaliny nanomboka omaly ..
Zao ary ilalao tsika e , Manao partage @ na groupe 5 dia mienvite namany ao sady miabonnet ny page tsika ..
Izay 1roay tsara vitana dia mahazo 10.000ar 17 zao no manao fisarihana tsika ..
Ka entano ary ny namana rehetra fa sao mba izy na enw no tsara vintana ee.🎉🎉🥰🥰😘
Bonne journée daoly ,dia mazoto milalao e
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
0341273950
Antananarivo
