Kata-logue
Live talata ,Zoma ,Alahady 😜prix bojo
05/12/2024
❌❌Ahoana fahitanareo ireto Arrivage ireto?
🤤Aleo ianareo no hiteny ny hatsarany hoe atraiza
👀27.000ar (miha-tsara hatrany foana ny vokatra hoetina mba anomezana fahafahampo anareo)
🏃🏽♀️Ataovy aingana jp
05/12/2024
💃🏾Tsetsetse araraoty fa 18.000ar daholo ny arrivage robe 😎
29/08/2024
👻Ireto ilay Arrivage à seulement 40.000ar
🤤TENA HOE TSARA LOATRA
(Taille M-L-XL)
❌Taille M ilay anaovany modèle photo
24/08/2024
😘Arrivage ensemble sweat -jogging 2ans deux tons
👻 3 pieces fotsiny dia izay Tonga aloha
🤤20.000ar
16/08/2024
🤤🤤Arrivage Trop chou ❤️❤️Prix cadeaux
👍Manches courtes rose et bois de rose :30.000ar
👍Manches longues blanc et violet clair :35.000ar
🤤Coton tsara be daholo lamba,malefaka tsara
12/08/2024
👻Lundi ndray ny Andro oh!!!
❤️Jogging avec capuche 40.000ar girl power !
😉Iza ilay mahafatram-po mipartage Sy micoms ato amin'ny pejy?
06/08/2024
❌❌Arrivage
📢Fa izay tonga aloha ihany
📢Ensemble pant Bleu et vert :37.000ar efa tsy atao 40.000ar nf Arrivage matevina be
📢 Ensemble short :30.000ar (3 pieces sisa)
😅Tsisy liquidation kosa amireto an Tena tsara loatra
03/08/2024
📢😋 Bodysuit importé disponible en taille L-M-S
❌20.000ar prix cadeau
28/07/2024
❌ Liquidation total
🫰27.000ar au lieu de 35.000ar
📢🤠Matevina be lamban'ireto izay ny antony anaovana liquidation azy fa iditra mafana tsika
28/07/2024
🤤🤤 jogging shein enfant misy 3 pieces dia misy 2 pieces (sipakely no Tena betsaka)
❌25.000ar-35.000ar (Tena mora zany nefa shein vaovao)
🤠Oviana ny ataontsika ny live?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antanimenakely
Antananarivo
