Mobilier Bureau Professionnel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mobilier Bureau Professionnel, Bypass, Antananarivo.
🛋️ Votre expert en mobilier sur mesure – créez des espaces uniques, chaleureux et inspirants ✨
🪑 Importateur & fabricant de meubles en mélamine sur mesure
💎 Alliez qualité, design et fonctionnalité pour un intérieur qui vous ressemble
15/06/2026
📚✨ ÉTAGÈRE BIBLIOTHÈQUE MODERNE ✨📚
❌ Boky miparitaka ? ❌ Cahier sy dossiers tsy misy toerana ? ❌ Salon na bureau toa mikorontana foana ?
✅ Vahaolana tsotra nefa élégante : ÉTAGÈRE BIBLIOTHÈQUE EN MÉLAMINE !
🏡 Ataovy madio, voalamina ary moderne kokoa ny espace-nao tout en ajoutant une touche de classe à votre intérieur.
📏 Dimensions : 120 x 30 x 185 cm 🪵 Matière : Mélamine résistante et facile d'entretien
💡 Mety tsara amin'ny :
🎓 Mpianatra & Étudiants ➡️ Handaminana boky, cahiers, documents ary accessoires scolaires.
👨🏫 Mpampianatra & Formateurs ➡️ Pour garder tous vos supports de cours bien rangés et accessibles.
🏢 Bureau & Entreprise ➡️ Idéal pour classer dossiers, archives et documents professionnels.
🏠 Salon & Chambre ➡️ Mampisy effet moderne, propre et organisé instantanément.
🛍️ Boutique & Magasin ➡️ Pour exposer vos produits avec style et professionnalisme.
📖 Bibliothèque personnelle ➡️ Mamorona coin lecture agréable sy inspirant ao an-trano.
✨ Tsy meuble fotsiny izy ity... Fa investissement iray hanomezana valeur, organisation ary élégance ny espace-nao isan'andro.
🔥 Design moderne 🔥 Gain de place maximum 🔥 Pratique & esthétique 🔥 Mety amin'ny maison, bureau na commerce
📲 Réservation & Informations : ☎️ 034 78 486 36
⚠️ Stock limité ! Aza miandry ho tara vao handray fanapahan-kevitra
13/06/2026
✨ CHAISE D'ATTENTE 4 PLACES EN ACIER INOXYDABLE ✨
Mila seza fiandrasana matanjaka, madio ary manome endrika professionnelle ho an'ny espace-nao ve ianao ?
✅ Idéal pour :
Bureau, Hôpital, Clinique, Cabinet médical, Banque, École, Réception, Salle d'attente...
🔹 4 Places confortables 🔹 Structure 100% acier inoxydable 🔹 Tena solide sy maharitra 🔹 Mora diovina ary tsy mora harafesina 🔹 Design moderne sy élégant
📏 Dimensions : 228 × 65 × 78 cm
💼 Ataovy tsara fijery sy matihanina kokoa ny toerana handraisanao olona.
📞 Commande & Informations : 034 78 486 36
⚡ Stock limité — Premier arrivé, premier servi !
13/06/2026
🔥✨ TABLE BUREAU EN L – L'ESPACE DE TRAVAIL QUI FAIT LA DIFFÉRENCE ✨🔥
👀 Mbola miasa amin'ny bureau tery sy tsy voalamina ve ianao ?
Ataovy professionnel kokoa ny espace de travail-nao amin'ity Table Bureau en L moderne sy élégant ity.
💼 Malalaka kokoa hiasana
💻 Toerana ampy ho an'ny ordinateur, imprimante ary accessoires
📂 Ahafahana mandamina tsara ny dossiers sy ny fitaovana rehetra
🏠 Mety tsara ho an'ny bureau, télétravail na espace informatique ao an-trano
📏 Dimensions :
✅ Bureau principal : 140 cm × 70 cm × 75 cm
✅ Retour en L : 120 cm × 40 cm × 68 cm
🎯 Idéal pour :
✔ Bureau professionnel
✔ Direction & secrétariat
✔ Télétravail
✔ Étudiants
✔ Entrepreneurs
💎 Design moderne & élégant
💎 Solide et durable
💎 Gain de place intelligent
💎 Finition propre et soignée
⚡ Un bureau confortable aujourd'hui, c'est plus de concentration, plus d'organisation et plus de productivité demain.
📞 Contact : 034 78 486 36
🚚 Disponible immédiatement
12/06/2026
✨ CHAISE D'ATTENTE 3 PLACES ✨
Mety tsara ho an'ny bureau, clinique, hôpital, salon de beauté, magasin na espace d'accueil rehetra.
✅ Matière : Acier inoxydable
✅Mafy sy mateza
✅ Tsy mora harafesina
✅ Design moderne sy élégant
✅ Mora diovina sy karakaraina
📏 Dimensions : 175 × 65 × 78 cm
💼 Raha tianao ho matihanina sy manara-penitra ny toerana handraisanao vahiny na clients, ity no safidy tsara.
📞 Contact : 034 78 486 36
🚚 Disponible de suite
⚠️ Stock limité, aza tara famandrihana.
12/06/2026
🔒 ARMOIRE MÉTALLIQUE 2 PORTES – PROFESSIONNELLE, ROBUSTE & SÉCURISÉE 🔒
Mila toerana azo antoka hitahirizana dossiers, archives, fournitures na matériel professionnel ve ianao ?
✅ Fabrication en acier métallique robuste
✅ Grande capacité de rangement
✅ Sécurise vos documents importants
✅ Résistante et conçue pour durer
✅ Design sobre et professionnel
📏 Dimensions : ▪️ 85 cm × 40 cm × 185 cm
🏢 Idéale pour :
✔ Bureau administratif
✔ Entreprise
✔ École & établissement scolaire
✔ Cabinet professionnel
✔ Magasin & espace de travail
💡 Ny espace de travail voalamina tsara dia manome image professionnelle kokoa ary mampitombo ny efficacité isan'andro.
📞 Contact : 034 78 486 36
⚠️ Stock limité – Premier arrivé, premier servi !
11/06/2026
🔥 "Rehefa misy formation na réunion, matetika tsy ampy seza na mikorontana ny salle..."
Misy seza mavesatra sarotra afindra, maka toerana be rehefa tehirizina, ary indraindray tsy manome endrika professionnelle mihitsy ny toerana. 😩
✅ Vahaolana : Chaise de Formation Pliante Premium
Izy ity dia:
✔️ Mora sokafana sy aforitra ao anatin'ny segondra vitsy
✔️ Tsy maka toerana be rehefa tehirizina
✔️ Matanjaka noho ny structure acier chromé
✔️ Mampilamina sy manatsara ny endriky ny salle-nao avy hatrany
💼 Na salle de formation, bureau, école, église, salle de réunion na événement, dia manome confort sy organisation bebe kokoa izy.
📏 Dimensions : 40 x 45 x 90 cm
🪑 Matière : Plastique rigide & Acier chromé
📞 Contact : 034 78 486 36
✨ Tsy seza fotsiny izy ity fa vahaolana ahafahanao mandamina toerana bebe kokoa, mandray olona bebe kokoa ary mampiseho image professionnelle kokoa. ✨
11/06/2026
🚨 Matetika dia tsy ny asa no mandreraka... fa ny chaise tsy confortable ipetrahana mandritra ny ora maro.
💺 Ity no vahaolana !
🖤 Chaise Bureau Dossier Haut
✅ Soutien tsara ho an'ny dos sy ny nuque
✅ Simili cuir élégant sy résistant
✅ Hauteur réglable pour plus de confort
✅ Design moderne manome allure professionnelle ny bureau-nao
📏 Dimension : 51 × 47 × 115 cm
✨ Miasa am-pilaminana kokoa, mifantoka kokoa, ary tsy reraka haingana amin'ny faran'ny andro.
📞 Contact : 034 78 486 36
⚠️ Stock limité — Commandez la vôtre dès maintenant ! 💼🔥
11/06/2026
🔐❌ Mbola miparitaka eny rehetra eny ve ny kitapo, dossiers, uniforme na effets personnels ao amin'ny bureau-nao ?
✅ Vahaolana tsotra iray monja : ARMOIRE MÉTALLIQUE 12 PORTES
Ny olona 12 dia afaka samy manana ny toerana manokana sy azo antoka hitahirizana ny entany.
💪 Métallique solide
🔒 Sécurisé sy pratique
✨ Manome endrika professionnel sy voalamina ny espace-nao
Tena mety ho an'ny :
✔ Bureau
✔ École
✔ Entreprise
✔ Atelier
✔ Salle de sport
✔ Magasin
📏 Dimensions : ▪ Largeur : 90 cm ▪ Profondeur : 32 cm ▪ Hauteur : 180 cm
🔥 Tsy hoe armoire fotsiny... Fa solution hananana espace madio, voalamina ary matihanina kokoa isan'andro.
📦 Disponible dès maintenant
📞 Contact : 034 78 486 36
📩 Alefaso message dieny izao raha mila détails na réservation. :::
10/06/2026
🔥 MBOLA MIKORONTANA VE NY DOSSIERS SY NY TARATASY AO AMINAO ? 😩📂
Mitady dossier 1 dia lasa mandany 10 minitra... Taratasy manan-danja mifangaro amin'ny zavatra rehetra... Ary ny bureau toa mikorontana foana... 😵
✅ Vahaolana tsotra : ARMOIRE DE BUREAU EN MÉLAMINE
Satria rehefa voalamina tsara ny toerana fiasana :
✔ Mora hita ny dossiers rehetra
✔ Mahazo fotoana bebe kokoa ianao
✔ Mampiseho professionnalisme amin'ny clients sy visiteurs
✔ Mahatonga ny bureau ho madio sy classy kokoa
📏 Disponible en 2 modèles :
🚪 2 portes 80 × 40 × 185 cm
🚪🚪🚪 3 portes 120 × 40 × 185 cm
🪵 Mélamine de qualité ✨ Design moderne 💪 Solide & durable 📂 Rangement lehibe ho an'ny dossiers, livres, fournitures ary archives
⚠️ Tsy hoe meuble fotsiny izy ity... Fa investissement hanamora ny asanao isan'andro.
📲 Contact : 034 78 486 36
💬 Commentaire : "ARMOIRE" raha mila prix sy détails.
10/06/2026
🚨 NY BUREAU TSY HO AN'NY REHETRA... FA HO AN'IZAY TE HAHOMBY ! 🚨
Mbola miasa amin'ny latabatra tery sy tsy mahazo aina ve ianao ? 😩
Aleo ovaina ho Table Bureau Professionnelle izay manome:
✅ Toerana malalaka hiasana
✅ Tiroirs maro hitahirizana dossier sy accessoires
✅ Varavarana misy clé hiarovana ny antontan-taratasy manan-danja
✅ Design élégant sy matanjaka mifanaraka amin'ny bureau, magasin, cyber, école na ao an-trano
💼 Votre espace de travail influence directement votre productivité !
Tsy latabatra fotsiny izy ity... ✨ Fa espace de travail manome image professionnelle sy matoky tena kokoa.
📏 Disponible en plusieurs dimensions :
✔️ 1m20 x 60cm x 75cm
✔️ 1m40 x 70cm x 75cm
🔥 Idéal pour : • Bureau professionnel • Comptabilité • Cyber café • Secrétariat • Télétravail • Étudiants
💰 Investissement kely anio, 📈 Fa confort sy efficacité isan'andro mandritra ny taona maro.
📞 Commande & Informations : 034 78 486 36
📦 Disponible en quantité limitée
👉 Mandraisa message dieny izao avant rupture de stock !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Address
Bypass
Antananarivo
