Fanilo Soa

Fanilo Soa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fanilo Soa, Health/Beauty, Antananarivo.

05/05/2024

Fa maninona rehefa manao sangodimpanina ihany vao hita hoe tena miodina marina ny tany?
🙄

05/05/2024

Mba indramo vola any aloha zah sa tena hita be za hoe tsisy vola?🤧

05/05/2024

Hoe ahoana aa?
Mahia lazaina mijaly😔
Bota lazaina trozona😔
👉Alohany ianao hitsara olona,fantaro aloha ianao🤗
👉Mahaiza mankafy izay anananao🤗
👉Misy antony daholo ny zavadrehetra ka rehefa tsy hainao Izay Antony mahatonga ilay olona ahia na atavy Dia tokony angina😔🤗
👉Samy mankafy ny azy fa samy manana ny hanitra ho azy ny tsirairay

atsipy❤️

Photos from Fanilo Soa's post 05/05/2024

Tsy mamo zany ah:🙈🤧
Izy ihany anefa aveo:

05/05/2024

Iza no ao atsainao voalohany 😔😁

02/05/2024

promise ..

Abonnez vous 🤪

02/05/2024

Sao Dia Mba Valikitsaka kosa iny..🤪

vous

02/05/2024

Vous
.🤪

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo