BAKO Paris
🌿 Madagascar Parfum 🌿
Découvrez l'essence unique de Madagascar à travers nos parfums authentiques.
Alliant tradition et modernité, offrant des fragrances éthiques et raffinées pour sublimer votre quotidien. 🌿✨
07/11/2025
✨ Raha kelikely budget ianao dia afaka ataontsika amin'ny flacon de 10ml ohatran'ity ilay ranomanitra.
Tsy lafo fa tena abordable, 40 000 ar fotsiny. Mahampy anao elaela ihany izany ☺️
Safidio fotsiny ilay ranomanitra tianao dia any amin'ny MP isika miresaka livraison ary e.
Misaotra indrindra ☺️
06/11/2025
Iray sisa 😁
Ho an'iza?
👋🏽 Salama ôoo !!
Elaela izy izany ☺️
Tsy hoe nikatona ny boutique tetsy Antanimena dia dify tsy hita fa naka bahana kely tao ambadika tao ihany i Bako.
Hanao destockage kely isika fa efa miomankomana any ambadika any ny arrivage manaraka sy ny commande rehetra.
BIBY no ndao anaovantsika fihenam-bidy ary aloha e, ho an'ny lehilahy izy ity anefa tsy mahasosotra ihany koa raha vehivavy tia fofona somary maherihery. Ho antsika mpankafy "Sauvage" dia mety tsara izy ho anareo. Misy natokana ho an'ny trano sy fiara ihany koa ity BIBY ity ka aza misalasala raha liana ianao.
Aza matahotra ny amin'ny tenue fa izay nanjifa tsy mbola nisy diso fanantenana 😉
Service de livraison aloha no atao mandra-piomankomana kely 🛍️
Afaka ataotsika amin'ny flacon de 10ml izy raha toa ka kelikely no mety aminao, na mbola vao hanandrana.
Alefaso ao amin'ny MP ny commande-nao fa horaisinay am-pifaliana ☺️✨
06/11/2025
💌 N'hésitez pas à nous contacter 🙂
06/11/2025
🌺 Ireto misy flacons entamés na azo lazaina ihany koa hoe fond de flacon ho an'izay liana amin'ny parfum ho an'ny vehivavy sy ho an'ny mixte.
Izy 6 ireo no alefa amin'ny vidiny tena mora araky ny fatra ambiny sisa hitanao amin'ny sary.
💌 Avy dia any amin'ny mp aho miandry anao ary amin'ny vidin'ny tsirairay e !
22/10/2025
🌱 LAVANILA
Sigara manitra sy lavanila mamy, tsiro roa mampiray hafanana sy hanitra manaitra.
Hanitra miavaka kely, manaitra ary manome hafanana ny toerana iray, manampy hakanto ny fofona mamerovero iainanao.
Tsara ampiasaina amin'ny:
🚗 Fiara
🪟 Efitrano
🖨️ Birao
💅🏽Salon de beauté
🛋️ Canapé sy fauteuil
🛁 Efitra fidiovana
🧸 Peluche
👜 Poketra sy portefeuille
Disponible de suite 🛍️
22/10/2025
Tsy ratsy ilay collection parfum d'ambiance keliny 🙏🏽☺️🥰
21/10/2025
💐 Hafa ihany izany toerana manimanitra izany ry ireto a! Maika moa fa fofona grande marque manana ny maha izy azy ✨
Tsy laninao anatin'ny 2 volana io na 3 mihitsy aza, izaho manome toky satria 300ml be izao ny bouteille iray ☺️
Manana fofona karazany 10 isika, dispo de suite à Mada 🇲🇬
Fabriqué en France hatrany, tsy misy atahorana 👌🏽
22/09/2025
Mandeha par tour izy izany ☺️😁
Hafa mihitsy ny hoe efitrano sy fiara manitra 🍃
Anjaran'izy ireto indray izao, ka ahenantsika mora dia mora ary ny parfum d'ambiance (maison, bureau et voiture).
Efa vitsivitsy ihany izy no ato fa aza miandry ela.
Mazava ho azy fa inspiration de grande marque daholo ny fofon'izy ireo, ka raha tianao hiavaka sady lentalenta kokoa ilay fofon'ilay signature anao dia ananantsika izany 🌹
Pour femme, pour homme et Mixte misy daholo 😉
Any amin'ny MP ary fa miresaka e! Manomboka rahampitso ny livraison 🛍️
16/09/2025
👋🏽 Salama ôo
Anohizantsika ny destockage dia alefantsika mora ihany koa i TOVOLAH, flacons 2 izy sisa no ao ka iza no haka azy roa lahy?
Fofona Homme Intense izy io raha ohatra efa addict amin'ny resaka ranomanitra ianao. 😉
Andao any amin'ny MP ary isika miresaka ny contact et lieu de livraison sisa e 🛍️😊
12/09/2025
👋🏽 Salama ôoo !
Ity koa alefantsika ary e, iray monja sisa mihitsy ny ambiny ao mialohan'ny ahatongavan'ny arrivage manaraka.
Mihena ny vidiny mazava ho azy 🛍️
Raha mankafy ranomanitra sucré et frais ianao dia mety tsara izy, à base de fruit de la passion izy mantsy (garana hoy isika amin'ny teny malagasy ☺️), malefaka anefa misintona izay izy.
Dupe daholo ny ranomanitra ato aminay, Made in FRANCE 🇫🇷, tsy misy atahorana ny tenue ✨
Iza no haka azy? 🛍️
Any amin'ny mp mihaona ary ô
11/09/2025
👋🏽 Salama ôoo !!
Elaela izy izany ☺️
Tsy hoe nikatona ny boutique tetsy Antanimena dia dify tsy hita fa naka bahana kely tao ambadika tao ihany i Bako.
Hanao destockage kely isika fa efa miomankomana any ambadika any ny arrivage manaraka sy ny commande rehetra.
BIBY no ndao anaovantsika fihenam-bidy ary aloha e, ho an'ny lehilahy izy ity anefa tsy mahasosotra ihany koa raha vehivavy tia fofona somary maherihery. Ho antsika mpankafy "Sauvage" dia mety tsara izy ho anareo. Misy natokana ho an'ny trano sy fiara ihany koa ity BIBY ity ka aza misalasala raha liana ianao.
Aza matahotra ny amin'ny tenue fa izay nanjifa tsy mbola nisy diso fanantenana 😉
Service de livraison aloha no atao mandra-piomankomana kely 🛍️
Afaka ataotsika amin'ny flacon de 10ml izy raha toa ka kelikely no mety aminao, na mbola vao hanandrana.
Alefaso ao amin'ny MP ny commande-nao fa horaisinay am-pifaliana ☺️✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 16:00 |