Ferme Aina

Ferme Aina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ferme Aina, Health/Beauty, Amparibe, Antananarivo.

Pour votre mémoire et la vitalité, et aussi des huiles végétales pour les soins de la peau, visage, cheveux, choisissez le sésame et baobab de Ferme Aina
Retrouvez nous dans nos boutiques Ambohidahy et Andranonahoatra et aussi dans les Grandes surfaces‼️

12/06/2026

EFA MANGATSIAKA NY ANDRO, mila ampiakarina ny hery fiarovana, ny hoditra mila arovana‼️vokatra roa izay tena manampy, stand A2 Ferme Aina IHM

✅POUDRE DE SESAME ET BAOBAB 13000 Ar, Complément alimentaire izay tena mampiakatra hery fiarovana💪

✅HUILE DE SESAME NOIR 20000 Ar, ho antsika izay efa mpampiasa de mahafantatra hoe tena tsara be izy io satria tena sady Anti age no antirides💆

Any amin' ny IHM etsy Ivato ary ny fotoana hatramin ny Alahady izao na koa eny amin' ny Magasin nay Ambohidahy Ampitan' ny Saint Michel Amparibe

💪

Photos from Ferme Aina's post 11/06/2026

📢 ‼️ Jour J Ao amin'ny Salon ITM sy IHM FERME AINA ‼️ 🎉

Tongava mitsidika ao amin'ny Stand A2 CCI Ivato manomboka androany 11 Jiona ka hatramin'ny Alahady 14 Jiona izao.

✨ Misy ny PROMOTIONS sy dégustation eny amin'ny Salon ITM sy IHM eny amin'ny CCI Ivato.

✅ Huile de sésame noir
✅ Poudre de sésame Blanc 200g

Eny amin 'ny Magasin anay anankiroa ihany koa dia misy izay Promotions izay:

➡ Eo Ambohidahy ampitan'ny vavahadin'ny Saint Michel Amparibe.
➡ Eo Andranonahoatra Itaosy.

🕕 Misokatra manomboka amin'ny 7 ora maraina hatramin'ny amin'ny 5 ora hariva ny magazay Ferme Aina.

📌 PROMOTION BE ihany koa eny amin'ny Score rehetra :

✅ Poudre de sésame noir 200g: 16 490 Ar
✅ Poudre de sésame blanc 200g: 10 490 Ar
✅ Poudre de sésame et baobab 200g: 14 490 Ar
✅ Poudre de baobab 120gr: 12 490 Ar

📺 Aza adino ihany koa ny manaraka anay ao amin'ny TV Madagasikara, fandaharana 30 Minutes Market amin'ny 6ora hariva androany.

☎️ 038 06 943 03

05/06/2026

JOURNEE DE LA SECURITE DES ALIMENTS, stand n 54 no misy anay, mifarana androany

Photos from Ferme Aina's post 04/06/2026

Inona avy ireo Vitamines sy Minéraux 7 izay tokony hohanina isan'andro mba ho salama‼️

✅ Calcium, mila 800mg Isan andro ny vatantsika mba hahafahan'ny fo mitempo tsara, ny taolana ho mafy, tena ilaina amin'ny fahasalaman'ny nify sy ny vanin taolana, ahitana 1340 mg ny POUDRE de SESAME Blanc

✅Magnésium, ilaina indrindra ho an'ny torimaso sy hampihena ny stress, 280mg no hita ao anaty Poudre de sésame noir

✅Zinc izay tena ilaina koa hanamafisana hery fiarovana

✅FER, mitatitra ny oxygène anaty atidoha, mampitombo ra anaty vatana, miady amin'ny tsy fahampian dra, 13mg no hita ao anaty Poudre de sésame noir

✅Vit C mampiakatra hery fiarovana anaty Poudre de baobab

✅Vit E, manatsara ny fikorianan'ny lalan-dra hita anaty sésame

✅ Potassium, manatsara ireo fluide anaty vatana

Stand N 54 no ahitana anay Havoria Anosy

Photos from Ferme Aina's post 01/06/2026

🙏 Misaotra indrindra tamin’ny fitsidihanareo ny Stand nisy an'ny FERME AINA nandritra ny FEPA teny Nanisana fa tena betsaka ianareo‼🙏

Mankasitraka sy misaotra anareo rehetra izay nandalo sy nitsidika ny stand-nay nandritra ny foara FEPA . Faly izahay nihaona sy nifampizara taminareo ary nanolotra ny vokatra sy tolotra nomenay.

📍 Marihina fa misokatra hatrany ny magazay FERME AINA ary vonona handray anareo :

➡️ Eo Ambohidahy ampitan'ny vavhadin'ny Saint Michel Amparibe.
➡️ Eo Itaosy Andranonahoatra

📅 Fa amin'ny Alakamisy 04 Jona sy Zoma 05 Jona izao dia ho hita ao amin’ny Havoria Anosy izahay FERME AINA Stand 054 mandritra ny foara CODEX Alimentarius hisy hatrany ny tolotra fa tongava mitsidika.

🙏 Misaotra tamin’ny fahatokisana sy ny fanohanana hatrany. Manantena ny hihaona aminareo indray na eny amin’ny magazay na eny amin’ny Havoria Anosy!

✅ Hivahiny ao amin'ny Real Tv Madagascar izahay ny Alarobia hariva Fandaharana 30 min Market.

☎️ 038 06 943 03

31/05/2026
31/05/2026

FEPA 2026, mifarana androany, stand ny 117 no misy anay‼️

🌿Efa nahazo POUDRE de SESAME BLANC ve ho
an'ireo zanantsika hanao Examen, hanampy azy ireo hanatsara ny mémoire, mbola tsy tara izao🙂

🌿Ho antsika rera dava, tsy ampy rà, mihintsam volo, mifarana androany koa ny promotion POUDRE de SESAME NOIR 200g, promotion koa izy io hatrany amin'ny Madagascar‼️

Misy dégustation isan karazany amin'ireo produits nay ka hararaoty ary🙂

29/05/2026

🌿Mbola ety amin'ny FEPA hatrany ny FERME AINA androany Zoma 29 Mai ka hatramin'ny alahady 31🌿

📍Stand 117 ~ MPE Nanisana

🥳Mitohy hatrany koa ny PROMOTION ho fanomezana fahafaham-po ho antsika mpanjifa :

💎POUDRE DE SESAME BLANC: ho an'ireo zanantsika hanao examen🧠⚡️

💎HUILE DE SESAME BLANC sy HUILE DE BAOBAB :ho an'ny fikarakarana tarehy sy volo💆‍♀️😍

👉Tongava mitsidika ny Ferme Aina ao Stand 117 MPE Nanisana ary fa miandry anao ao izahay.

Photos from Ferme Aina's post 22/05/2026

“Je voulais juste un produit naturel…
Finalement, j’ai découvert toute une routine bien-être.” ✨(venant d'une cliente fidèle)

Chez Carrefour, retrouvez les essentiels Ferme Aina à prix spécial jusqu'au 31 Mai 🌿

🧴 Huile de Sésame — 11 890 Ar
🧴 Huile de Baobab — 11 290 Ar

🎁 Pack Beauté — 37 790 Ar
🎁 Pack Diète — 38 190 Ar

🌱 Poudre de Sésame Noire — 15 190 Ar

Pour prendre soin de soi naturellement, chaque jour 💛

⏳ Promotion jusqu’au 31 Mai

21/05/2026

🌿 Reraka, stressé, tsy mifantoka tsara ?
Andramo ny hery voajanaharin’ny sésame ✨

Ny poudre de sésame Ferme Aina dia manampy anao isan’andro :
✔ Miady amin’ny stress
✔ Miady amin’ny havizanana
✔ Manampy amin’ny fifantohana
✔ Manamafy ny hery fiarovana

🔥 Vidiny manokana mandritra ny braderie :
• Sésame Noir : 15.000Ar
• Sésame Blanc : 10.000Ar

📍 Hita ao Havoria Anosy – Stand n°18
📅 Ny 20 • 21 • 22 Mai

Tongava mitsidika anay ary araraoty ireo offre spéciale miandry anao 💛

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Amparibe
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00