Best shop By Rinah
Ma passion,Mon business
16/04/2025
Live kilalao fripe mora be ao Ny Rinah fa aza tara
Sady mora no mafy reto an 🥰
12h30mn live reo
19/07/2024
kely aloha🥰
Ndao karakaro ilay endrika dia ny Zao fa tsy oe rampitso hamonjy mariage na fety vao hikosokosoka tarehy eo 😁🥰
Zao mbola tsy tonga Zao ilay andro malaza dia gommio ny tarehy ary masque_o😁
Betsaka zavatra natoraly afaka atao @ io endrika io fa tsy voatery hividy lafo be,fa raha manana fahafahana mividy lafo ko anefa tsy olana😊🥰
Gommage Zao afaka atao ny café+tantely
Masque indray poudre de riz+yaourt nature 🌾🥰
Santionany fotsiny reo fa betsaka no azo atao fa ndao atao😊🥰
⚠️Betsaka loatra le manontany oe inona ny gommage atao na masque fa hamonjy mariage rampitso na oe hamonjy fety 😁aaaa Zao de karakarao fa @ le andro andehana iny manaova make up fa mety tsy hotakona intsony le izy raha oe anio Alina vao hikosoka 🥰😊
Mirary torimaso mamy ho antsika 🥰❤️❤️❤️
05/07/2024
misy pack toy zao afaka jifaina an🥰🌾🌺🌺
⚠️Vidiny tena mora 20 000ar monja
🥰 Ahitana fleur d'hibiscus séché 02
🥰Savon à base de riz 01
🥰Ary gommage 01 à base de riz 🌾
🌾Efa haintsika ny asany vary amin'ny fanadiovana endrika🥰
🌺Ny hibiscus afaka atao détox,afaka hanamboarana produits maro isankarazany hoany reo mpikirakira 🥰
30/06/2024
Efa ao tsara amin'ny Zay👌🥰
Ialatsiny hoanareo Zay ny commande Savon sy hibiscus ka tsy lasa le izy fa efa hainareo ny antony fa dia mamerina ny fialatsiny 🙏🥰
Alefantsika aminy Zay commande manomboka rahampitso fa efa Salama tsara 🥰
Farany sisa sode mba misy manana fika2 Natoraly ialana @ ty manao solomaso ty fa otrany tsy efako loatra ty 🙈😁🥰
19/06/2024
intermittent,ndao resahana indray aloha ary e🥰
Misy karazany maro be aloha ny jeûne intermittent afaka atao fa anio le 16/8 no asintsika resaka 😊
👉 Ny dikany le 16/8 dia fomba fisakafoanana mandingana sakafo iray ao anatiny journée anao enao
👉Aona ary zany 😁?
👉 Misakafo ianao ao antiny 8ora fa mifady sakafo kosa ao anatiny 16h 😊
👉Kay sarotra be zany tsy hotorana ve raha 16h tsy mihinana 😁
😊Aaaa tsisy torana zany eo😁manomboka ary ny journée anao mifoha enao maraina tsy mihinana sakafo maraina enao io ilay sakafo dinganina zany,fa inona no hoanina anefa👉afaka misotro thé vert, thé citronnelle,afaka misotro café raha misotro café
👌Tsy mahazo manao goûté goûté fa rano mafana no sotroina matetika tsy nona zany enao rehefa misotro rano mafana tsy fanina zany kou,fadina ny mihinana Bonbon fa vao maika nona be hofaty😁
👉Tonga ny atoandro manaomboka eto enao ilay oe misakafo,ezahana mba zavatra masira no ampidirina ny Vava voalohany ,n'a avy Dia vary sy laoka mihitsy aza
👉Ao anatiny fotoana ihinana dia miezaha mihinana voankazo,afaka hoaninao daholo sakafo fa ianao mba mandalanjanja
👉Tonga ny amin'ny 08alina mitsahatra ny fihinanao sakafo 😊Zay fotsiny 😁
👉Raha te hiena aingana ianao de farananao détox rehefa amin'ny 08ora alina😊
👉Ity hibiscus Séché 🌺 ity Zao afaka hanaovanao détox tsara mihitsy 🥰
antsika rehetra indray 🥰❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo
