Ma'Lam Epilation
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma'Lam Epilation, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Hiresaka momba ny cire a bande isika🤎
Tsy dia nampiasa cire misy bande izahay fa ilay sans bande no be mpitia kanefa...
✅ ho antsika maikamaika dia io no tena vetivety kely dia vita
✅tsy miverimberina fa in-dray misintona dia afaka daholo ny poils👌
✅tsy mapa-maintimainty satria tsy mamay be fa tiede, ilay cire mamay iny no indraindray mapa-mainty ilay hoditra dia gaga isika hoe manao epilation indray vao lasa mainty ny elika sy elakelam-pe
cire a bande ou sans( a vous de choisir).
douleur mitovy foana ihany, supportable😁
tarif antsika tsy miova fa mbola ny teo aloha ihany an🥰
dia efa mandray a domicile a partir ny septembre...
Fa mba sur rendez-vous satria apres midi ihany aho no afaka mandray tsinona ny a domicile🥺
📞033 60 754 32 irery ihany(rdv)
NB: Salon misokatra foana 6j/7
02/08/2025
Hello guys🩷
Elaela tsy tazana teto e, fa zao....
Tsy maintsy eto kely aho aloha anazava an'ity resaka mahasorena, mapalaelo ty😞
Za zany tsy de afaka mijery mp loatra ny page tato ato, vao nijery aho omaly dia mp 2 no itako dia otranio zavatr nisy tao...
Dia anazava kely aho aloha,
Voalohany,fialantsiny ho anareo izy tratran'izao , Tena AZAFADY reto an🥺🙏
Io olona io olona efa niasa tato @ salon.
mety mbola misy publication nisy numero-any tany dia iny no voantso fa ho jerena ny
Farany, tena misokatra tsara mihitsy ny salon, misy mandray foana ianareo...
Tsy vaovao ny mpandray fa ilay mandray anareo week end no lasa mandray anareo ao foana😁
misokatra du lundi au samedi de 8h - 15h
dimanche sur rendez-vous😘
📞033 60 754 32(io irery ihany)
Hello❤️
Joyeuse pentecote daholo🌸
elaela kely tsy tazana fa zao👌
Isika misokatra fa zany hoe mba sur rendez-vous ihany aloha an.
de 9h- 14h30 no tena afaka mandray.
mp na 033 60 754 32
Hello les filles🌸
Tena miala tsiny antsika nandefa mp be dia be fa taraiky vao voavaly🙏
efa misokatra isika a partir de demain 06/05
fa mba sur rendez-vous dia mba miantso kely ftsn alohany ho avy❤️
contact: 033 60 754 32
🌸Nos Tarifs🌸
✅Maillot integral 15.000ar
✅jambes entierar 20.000ar
✅aisselles 5.000ar
soin maillot 20.000ar
soin aisselles 10.000ar
Misokatra @ 7h30 - 17h30
033 60 754 32
Hello🌸
Misokatra izahay an!😘
7h30 - 17H30
033 60 754 32
Aza adino ty an🤭
🌸PROMO MA'LAM🌸
30.000ar fotsiny👌
🍀 epilation maillot + aisselles+ soin maillot🍀
Du lundi 24 mars au 30 mars🥰
ouvert du lundi au dimanche
7h30 - 17h30
Afaka mandalo tsy maka rdv sauf dimanche
📞033 60 754 32
07/03/2025
Avia aloha manala volok'elika vao mifosafosa olona eo🙄😂
epilation aisselles 5.000ar
gommage aisselles 10.000ar
📞033 60 754 32
04/03/2025
Hello les filles🌸
Ny tena tsara indrindra dia arahana soin tsara kely ny epilation maillot sy aisselles😌
🍀Soin maillot+ epilation maillot integral 35.000ar
🍀Gommage aisselles+epilation 15.000ar
Lieu: amboditsiry ampitany fjkm misy lalana miakatra kely izay, 50m eo maita trano vert a droite de ao❤️
Salon ouvert 7j/7, de 7h30 a 17h30😘
Service a domicile disponible
mp 033 60 754 32
01/03/2025
Aza adino hoe misokatra alahady Ma'Lam Epilation an🥰
Sad mbola promo demain
Epilation maillot intégral+épilation aisselles+Gommage aisselles
20.000ar fotsiny♥️
038 40 362 01
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
