BaBy Maverick
Pejy Ho fizarana soson-kevitra sy kojakoja ilaina hoan Reny sy zazah voateraka
17/07/2025
08/07/2025
Ho antsika Ray Aman-dReny eto Antsirabe 📢📢📢
Manasa anareo hitsidika ny pejy Spécial Kidz Land . Hisokatra tsy ho ela ny toerana 🗾🗾❤️❤️📣📣📣
📣📣📣📣 Ateliers, Activités de Vacances et Espaces de Jeux & Éveil pour enfants 🔊🔊🔊
Localisation : Centre fihavanana Tsarasaotra Antsirabe
Hisokatra tsy ho ela ny toerana fandraisana ankizy hilalao sy hampitombo fahalalana aminy lafiny maro eto Antsirabe.
Maro isika Ray Aman-dReny sahirana mitady zavatra ho ataony papouzy mandritran'ity fialantsasatra ity ❓❓
Spécial Kidz Land Dia toerana iray ahitana club spécial hoan'ny ankizy 3 à 11 ans.
Misokatra maraina aminy 8h ka hatraminy 11h30
Ary ny ariva aminy 13h ka hatraminy 16h30
Ny fandaharana fampilalaovana, fizarana fahalalana, fialana voly hoan'ny ankizy dia mandritra Alatsinainy - Sabotsy.
Raha Mila fanazavana misimisy dia manasa anao iantso ny laharana 034 95 353 51 na 032 75 536 00
Na koa mandefa hafatra miafina na mp.
Ouverture officielle / Porte Ouverte / Visite des lieux pour les parents : 16 Juillet 2025
19/04/2025
🐣💛 Mirary fety P***a sambatra ho anareo rehetra !
Enga anie ity faran’ny herinandro ity ho feno fitiavana, fihomehezana, fihaonana amin’ny fianakaviana, ary mazava ho azy… mamy sy “chocolat” 🍫🐰
🌸 Fotoana tsara izao hialàna sasatra, hifaliana amin’ny fiainana tsotra ary hanangonana hery vaovao.
📆 Miverina indray isika avy eo, feno aingam-panahy sy fahavononana ho an’ny tetikasa vaovao !
Joyeuses Pâques daholo e ! 🐥✨
01/01/2025
03/10/2024
🩱🤿🤿 Eoh mafana izao ny andro 🌞🌺🌻
Accessoires Bouée hoentin papouzy milomano 💦💦🏊🧜
🤽🤽🤽
02/10/2024
✅ Sac à repas Disney disponible ( Fille & garçon) 🌈🌈🌈
✅ Chapeau Bob Dessin animé 👒👒♥️♥️
02/10/2024
Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Stėphie Fanomezantsoa, Lucie Ralivololonirina, Rhyndah Elysah, Tiana Emma Ttft, Eric Tsiefa Dit Ra-boda
01/10/2024
Lot pour fille 👚🩲❤️🌸🌸
✅Taille 3 à 6 mois
✅Débardeur rose + jean jupe + 3 culotte enfant
✅Très Bon Etat
Prix 15 000 Ariary
30/09/2024
😍😍 Bon début de semaine jiaby 👍🤩😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
