Pause Beauté By Andah

Pause Beauté By Andah

Share

ANDAVAMAMBA ( route vers Anosipatrana )
⛔ Parking bien sécurisé ⛔

Contact : 032 25 827 00
Activez votre beauté ...❤

27/09/2025

Tsy hay ny tsy hiteny amin'izao zava misy izao 🖤🖤

Miombon-tsaina sy fo aminareo rehetra izahay amin’izao fotoana sarotra izao 🙏💔
Ho an’ireo rehetra namoy fananana, havana, na zavatra sarobidy 😢 Tsy misy teny afaka hilaza ny fanaintainana, fa mankahery sy miaraka aminareo izahay.

Ampahatsiahivina: Tsy misokatra aloha ny Pause Beauté By Andah nohon'ny zava-misy eto amin’ny Firenena.
Nahorina avokoa ny entana, tena mihorohoro izahay amin’ny maha-mpandraharaha.

Mampalahelo ny zava-misy , samia mitandrina daholo 🙏💔

01/08/2025

🧼 Savon au lait de chèvre – SOAP 🧼
💰 10.000 Ar seulement 💰

Offrez à votre peau un soin naturel et doux avec ce savon au lait de chèvre pur ! 🌿
✔️ Nettoie en profondeur
✔️ Hydrate et adoucit la peau
✔️ Idéal pour les peaux sensibles, acnéiques ou sujettes aux rougeurs
✔️ 100% naturel – sans produits chimiques agressifs

✨ Résultat : Une peau nette, souple et éclatante jour après jour !

29/04/2025

Coucouuu ❤️
❤️ tsarabe ny cadeau anhh 😘 aza miala lavitra 🥰 efa ireo am sary ireo ny patiny 😜

Photos from Pause Beauté By Andah's post 08/10/2024

Flou flou 😍❤️
Repotra be dia izao vao manararaotra mipublier izay mifanintsy ny maso😂❤️

>>>>>> Activez votre beauté 🥰 abonneo ko ny page 🫀

Photos from Pause Beauté By Andah's post 08/10/2024

Sombiny tamin'ny androany 🥰❤️❤️

Photos from Pause Beauté By Andah's post 08/10/2024

❤️ Sary tamin'ny dimanche ❤️ coloration + coupe + soin + Brushing avec fer pro ❤️
Mbola 8.000ar foana ny manao volo aloha fa araraoty 🫶 ( limité ny olona tafiditra anaty promotion koa aza tara ) 🤭❤️

mankasitraka foana 😘 Activez votre beauté 🥰

Photos from Pause Beauté By Andah's post 05/10/2024

Misokatra izahay rahapitso Alahady 🥰

Photos from Pause Beauté By Andah's post 04/10/2024

Coucouu🥰 tongava manao volo ety aminay ❤️

Activez votre beauté😘🫶🫶

Photos from Pause Beauté By Andah's post 03/10/2024

‼ Hello Hello ‼ 8.000ar 🤗 8.000ar

⚠ BIG PROMOTION ⚠ BIG PROMOTION ⚠

Soin ( Produits authentiques ) + Brushing + Finition ( fer professionnel )

8.000ar daholo na lava na fohy 🥰 na manify na matevina 😲 aiza indray no ahita 🤷🏻‍♀️❤
Ora fisokafana : 08h00 - 18h00

Toerana : Andavamamba ( pavé makany Anosipatrana ) arrêt Fanantenana
contact : 032 25 827 00
🚗 Misy parking sécurisé 🛵

Activez votre beauté 😉😘

Photos from Pause Beauté By Andah's post 13/08/2024

‼️ ARRIVAGE produit authentique ‼️
SAVON NOIR à base de LAIT DE CHÈVRE
Manadio tanteraka ❤️ effet eo noho eo ❤️

Prix : 15.000ar 🫶🫶
aza tara fa vitsivitsy ny dispo sady prix de lancement izao😘😘

Photos from Pause Beauté By Andah's post 03/06/2024

Iza ilay nitady tato ? Ito misy sady morabee🥰
❤️ EXTENSION VRAI CHEVEUX ❤️
Lisse Demi tête ( 3paquets)
52 cm be izao no 45.000ar sady vrai cheveux 💖 aiza indray ndri no ahita 🤷🏻‍♀️❤️

Afaka sady mametaka koa izahay : 20.000ar si demi tête 💖

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Andavamamba
Antananarivo