FDFSoins
Salon d'esthetique et de coiffure sis a Ambatonakanga.
27/03/2026
Arahina "soin en cabine" kely ety Ambatonakanga na Ambohidahy dia mba mahazo vokatra tsara sy vetivety kokoa ;)
Tongava ary !
Efa mahazatra anareo ny ety AMBATONAKANGA fa 'ndao atoronay anareo indray ny misy ny salon antsika eny AMBOHIDAHY AMPARIBE ary !
Aza adino ny Fotoanantsika isaky ny ZOMA sy SABOTSY ô !
Ety Ambohidahy Amparibe
24/03/2026
Fantatrareo ve fa ... manana safidy ianareo rehefa manao EPILATIONS sourcils/duvet/visage ... ato aminay ?
- épilation à la cire
- épilation au fil
Faranana kely @ pince à épiler kely izay tsy afaka avy eo ;)
A partir de 3 000ar fotsiny ny épilation ato aminay an!
Mazotoa daholo ary !
- Ambatonakanga, à 100m de la Pharmacie Pergola Antaninarenina
- Ambohidahy Amparibe, entre Collège St Michel et Havana Resort
'Ndao atomboka @ RELAXATION sady SOIN ny herinandro e ?!
Ny Massage facial dia miaro ny tarehy tsy hiroraka (na manatsara azy raha efa miroraka) ary manala ny rides tsikelikely. Mahazo aina tsara ny hoditra ary mampitombo/manatsara ny famokarana "collagène" ny fanaovana azy. Afaka atao tsara na 2 fois par semaine aza. Vao maika tsara kokoa ny résultat, indrindra isika izay tsy mahavatra manao massage facial any an-trano.
15mn fotsiny fa betsaka ny SOA azo avy aminy ! Azo tohizana @ Massage crânien raha toa ka te haka aina kokoa isika (Relaxation).
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra indray ô!
19/03/2026
Am-pifaliana no hiarahabana antsika Malagasy tsy an-kanavaka nahatratra izao TAOM-BAOVAO izao ! Ho taona Zina sy feno fanambinana ho antsika tsirairay avy anie ity taona ity.
PS : misokatra isika rahampitso an ! Aza adino ny offres promotionnelles isaky ny Zoma sy Sabotsy ;)
Aza adino ny FOTOANANTSIKA androany ety Ambohidahy Amparibe ô !
16/03/2026
Nouvelle semaine, nouvelle énergie !
Prenez un moment pour vous aujourd’hui :
- respirer profondément
- prendre soin de votre peau, vos cheveux ...
- penser positif
Les petits gestes du lundi créent les grandes réussites de la semaine :) Prenez soin de vous… votre beauté commence par votre bien-être !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambatonakanga
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 17:30 |
| Tuesday | 07:30 - 17:30 |
| Wednesday | 07:30 - 17:30 |
| Thursday | 07:30 - 17:30 |
| Friday | 07:30 - 17:30 |
| Saturday | 07:30 - 17:30 |
