Lari's Beauté

Lari's Beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lari's Beauté, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Lari's Beauté's post 05/05/2024

anti-douleur : ( 100g)
Efficace 100%💖

👌👌Manala ny fanaintainana rehetra :
√Manala manaintainana vokatry ny goutte, rhumatisme, arthose, sciatique
√Manala crampe
√Manala avizanana
√Manala manaintaina , lohalika, valahana sns
√Manala mangotroka -taolana
👌👌Tena aingana ny fiasany
❌Tsisy effet sécondaire❌
👉👉Afaka manao livraison Tana
Mandefa
Mp izay liana 💖

Photos from Lari's Beauté's post 05/05/2024

Fanalana volovolo rehetra ( mora ampiasaina ary tsy marary ny fanesorana azy❤)
💕
√Fanalana volo rehetra ( , volom-bava, tongotra, tanana, elakela-pe sns)
√Miongotra atramin'ny fakany lay volo
√Ela be vao maniry
√Mia-manify lay volo rehefa maniry
👍👍Efa misy pastule miaraka aminy
👌Mety
❌Tsisy effet sécondaire
👉👉Afaka manaon livraison Tana / Majunga🙂
Mandefa any rehetra🙂
👉👉👉Mp izay liana

Photos from Lari's Beauté's post 05/05/2024

🍃𝗕𝗔𝗜𝗡 𝗗𝗘 𝗕𝗢𝗨𝗖𝗛𝗘 𝗠𝗨𝗟𝗧𝗜 𝗣𝗥𝗢𝗧𝗘𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡🍃

❌𝗦𝗧𝗢𝗣 𝗟𝗘𝗦 𝗠𝗔𝗨𝗩𝗔𝗜𝗦𝗘𝗦 𝗛𝗔𝗟𝗘𝗜𝗡𝗘_𝗔𝗡𝗧𝗜-𝗖𝗔𝗥𝗜𝗘𝗦_ 𝗔𝗡𝗧𝗜-𝗧𝗔𝗥𝗧𝗥𝗘𝗦_
𝗣𝗟𝗔𝗤𝗨𝗘𝗦_𝗡𝗘𝗧𝗧𝗢𝗜𝗘_𝗔𝗡𝗧-𝗚𝗘𝗥𝗠𝗘_
(♥️parfumé menthe glacé)🍃

𝗔𝗧𝗔𝗢𝗩𝗬 𝗕𝗬𝗘 𝗕𝗬𝗘 𝗙𝗢𝗙𝗢𝗠-𝗕𝗔𝗩𝗔 (stop mauvaise haleine 👄🦠🦠)

🔆Mamenatra izy ireny ka ilaina fikarakarana🦷🦷
🍊🍊Solution tsara kely sady eo no eo dia manitra be ny aty vava avy mampiasa azy
🍊Maty daholo ny microbes,caries,...mijanona daholo ny areti-nify rehefa avy mampiasa azy
🍊Manadio tenteraka ny aty vava sy manafotsy nify
🍊Manafotsy nify, manasitrana aphtes sy izay loton'ny nify rehetra
🍊Vita zay dia madio tsy hisy problème intsony ianao😉

🛵 Livraison TANA-PROVINCE

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo