Beauty And'Ntsoa

Beauty And'Ntsoa

Share

Beauty AND'NTSOA is a beauty salon located in Faravohitra - Antananarivo.

Beauty AND'NTSOA est un salon d'Esthétique qui propose aux femmes et aux hommes différents types de soins du corps de la tête aux pieds, à l'exception des cheveux.

19/07/2025

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy. Ho anareo izay mikasa hitafa dia amin'ny alarobia izao no fotoanantsika.

✅ Sarobidy ny tarehy ka tsara raha manantona matihanina alohan'ny hanosorana ny ''produit'' maro isankazany. ☝️

✅ Raha manana olana toy ny mony, tasy, na fahasimbana amin’ny hoditra ianao, dia tokony hanao diagnostic aloha.

✅ Amin'ny alarobia ho avy izao dia hisy matihanina manokana ao amin’ny 𝘾𝙚𝙣𝙩𝙧𝙚 𝙙’𝙀́𝙘𝙤𝙪𝙩𝙚 𝙄𝙧𝙖𝙮 𝙁𝙤 hanome fanazavana sy torohevitra ho an’ireo manana olana amin’ny hoditra, mony, tasy, sns. ''𝐆𝐑𝐀𝐓𝐔𝐈𝐓'' hatrany ka tongava fa mety hanova ny tarehinao izany ❤️😘

📍𝙎𝙤𝙖𝙣𝙞𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖, 𝙄𝙢𝙢𝙚𝙪𝙗𝙡𝙚 𝙏𝙊𝙋 𝙍𝙖𝙙𝙞𝙤
🕑 𝟐 𝒐𝒓𝒂 𝒕𝒐𝒍𝒂𝒌𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐
📞 𝙁𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙧𝙚𝙣𝙙𝙚𝙯-𝙫𝙤𝙪𝙨 : 𝟬𝟯𝟯 𝟭𝟱 𝟯𝟬𝟬 𝟴𝟵

🍀IRAY FO “ Mihaino anao - Manohana anao - Miaraka aminao “🍀

🌸 Jejoo, le quotidien des femmes !

04/06/2025

Dia mbola mamerina foana fa manao soin anakiray amin'ny hydrafacial isika dia tahaka izao ny vokatra azo.
Mankasitraka ny mpandray anjara sy ny fiarahamiasa amin'ny Jejoo, le quotidien des femmes.

18/05/2025

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra.

Hilalao isika mandritra ny herinandron'ny fetin'ny reny.

Manome soin hydrafacial izay mitentina 250 000ariary maimaimpoana😱 izay manao partage en mode public ka mi taguer namany betsaka indrindra 🥰 mandritra ny herinandron'ny reny.

Ny alarobia 28mai amin'ny 8h kosa no anaovantsika izany soin izany.

Ndao ary oooo. 😎🚶

Photos from Beauty And'Ntsoa's post 29/04/2025

Miarahaba daholo.
Efa hanitsaka ny volan'ny fetin'ny reny isika. Dia aza misalasala manantona miresaka momba ny tolotra manokana hoan'i neny sy ny zanany vavy na lahy manolotra azy koa.
Eny, tena misy Ary maro mihintsy ny tovolahy mikarakara fa tsy vehivavy ihany.
Miverina matetika ny fanontaniana hoe tena tsy misy atahorana ve ny fikarakarana tarehy amin'ilay fitaovana satria dia tena madio tanteraka hatrany fotony Ilay izy Ary tena miova be manomboka iny Andro voalohany iny Ary mandritra ny telo andro ao aoriana mbola tsy mitsahatra miova izany. Ny valiny dia: tsy misy atahorana. Efa novokarina manokana mba tsy hanimba nefa hanana vokatra tsara toa ny hoditra mifintina tsara, malefaka, hydratée, ahitana fiovana goavana na ny kentrona na ny volokoditra, na ireo mony, manala ireo sela maty Ary manampy ny élasticité hiverina hitazona tsara.
Tsy adino ihany koa ny fikarakarana ny hoditra amin'ireo produits izay vokarin'ny laboratoire efa matihanina tanteraka.

Aza misalasala miantso ary.
0320261149 0344384655

01/04/2025

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy.

Miverina matetika apetrakin'ny olona amiko Ilay fanontaniana hoe: fa maninona no misy hafa mampiasa ilay karazana fitaovana farany nivoaka io no tsy mitovy ny vokatra azo?
Valiny : eo aloha ny fahaizana mampiasa azy araka ny hilana azy. Ohatra handiovana ny hoditra ve sa hanalana mony sa hanalana ireo tasy sa hanalana ireny miroraka sy kentrona ireny.
Faharoa manaraka izay dia misy lanjany be ko ny karazana akora (produits) ampiasaina miaraka aminy.
Ary ny fahatelo farany nefa manandanja be dia ny fotoana lany hanaovana azy. Marihiko manokana ito farany ito satria misy minuteur izay izy io ka 60 minitra eo no hoe ampiasaina azy nefa ambetiteniko foana amin'ireo izay noraisiko rehetra fa dia mihoatra lavitra an'izay foana no fotoana lany.

Raha Mila torohevitra na fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra.

Mandrampitafa indray
0320261149 / 0344384655

Photos from Beauty And'Ntsoa's post 10/03/2025

Erinandro vaovao dia resaka épilation indray no hoentiko androany.

Misy karazany maro n'y fomba hanalana volo. Ao ny alana am pince ao Ilay atao am fil ihany koa Ary ao ny alana am cire ary na ny cire aza dia misy karazany ihany koa toa ny cire froide, ny cire chaude Ary ny cire tiède. Ny cire ampiasaina eto moa izany dia ilay cire tiède miaraka am bande jetable.

Io fanalana volo io dia atao eo amin'ny iray volana eo no elanelany. Ary rehefa afaka tsara hatramin'ny fotony izy dia ela vao maniry fa raha tapaka kosa dia ireny no mahatonga azy mitsimoka vetivety no mahatonga ilay maniry any anatiny ka miteraka mony avy eo.

Aleo misafidy foana Ilay manala amin'ny fotony.

Mirary erinandro mahafinaritra antsika rehetra.

0320261149 / 0344384655

Photos from Beauty And'Ntsoa's post 08/03/2025

Faly miarahaba antsika vehivavy nahatratra ny andro androany.

Aza adino ny manome lanja ny tenantsika amin'ny lafiny rehetra. Ny tarehy ny ahy no tena resahako moa izany satria io no hita voalohany vao miresaka sy mifankahita amin'olona. Afaka miantso foana raha mila fanazavana fanampiny momba ny hoditra.

Faly ihany koa aho mampafantatra antsika manaraka n'y pejy fa misy ny centre d'écoute IRAY FO ho antsika izay fiarahamiasa miaraka am Jejoo, le quotidien des femmes ka handraisana olona manokana ihany koa. Aza adino ny manaraka io pejy io hahitanareo n'y fotoana handraisako eny ary maimaimpoana izany.

Mandrampihaona ary mirary faran'ny erinandro mahafinaritra ho antsika rehetra

03/03/2025

Lifting indray no hoentiko aminareo androany.
Azo atao tsara ny mikarakara tarehy izay efa miroraka sy miketrona ary séance anakiray dia efa ahitana vokatra azo raisina tsara.
Izy ito moa izany raha atao amin'ny teny tsotra dia mifintina ary hydratée tsara ilay tarehy mivoaka avy eo.

Aleo ny sary no hilaza azy be be kokoa.
Sary voalohany talohan'ny soin.
Sary faharoa soin voalohany.
Sary faharoa soin faharoa.
Raha mila sary hafa dia aza misalasala mandefa mp. ☺️😉

Mirary erinandro mahafinaritra Ary aza adino maka fotoana hoan'ny tenanao.

0344384555 / 0320261149

16/02/2025

Iza no te ho manja fa mbola misalasala feno fanontaniana any anatiny?

Ny sary no tonga dia hitondrako anao hanadio hatrany ifotony tanteraka ny hoditrao.
Ny fanontaniana manaraka dia hoe manimba ve? Tsia no valiny satria natao manokana mba Sady hanadio ifotony izy nefa manome "hydratation intense". Izany hoe tsy mikiky ny hoditra mihintsy ary avy hatrany dia mampiditra ireo principes actifs hiasa tsara ka azahoana vokatra tsara tahaka izao.

Ndao ary hanokana fotoana amin'izay hikarakarana ny hamanjana. ☺️🥰

Misaotra manokana foana izay rehetra efa nametraka ny fahatokisana amiko. Indrindra ilay namela ahy namoaka ny sariny.

0344384654 / 0320261149

10/02/2025

Miarahaba.
Manolotra fihenambidy hatramin'ny 100000 ariary☺️😱 hoan'izay manao soin miaraka amin'ny hydrafaciale hoan'ny erinandron'ny mpifankatia hoan'olondroa izahay. Tsy voatery mpivady fa rehefa mpifankatia na amin'ny mahampinamana na mpihavana na ny tahaka izany dia mety foana.
Ao koa manko ireo izay mba te hahita ny vokany hita eo no eo ary araka ny sary dia misy fiovana ngeza be ato aminay amin'ny lafiny rehetra.

Mirary erinandro mahafinaritra ho antsika

Aza adino fa ny soin antsika hatramin'izay dia mbola misy foana.

Aza misalasala miantso raha mila fanazavana fanampiny.

0344384655 / 0320261149

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Rue Rainandriamampandry
Antananarivo
101