LHD Clinic

LHD Clinic

Share

Ny LongHairDoctor Clinic dia toeram-pitsaboana eto Antananarivo Madagasikara

Cabinet Talatamaty. Tel. 034 85 241 53
Cabinet Ampitatafika. Tel. 034 01 227 08

Photos from LHD Clinic's post 20/07/2024
Photos from LHD Clinic's post 20/07/2024

Salama! Ny toerana misy ny Clinic Talatamaty! πŸ₯°πŸ₯°

Photos from LHD Clinic's post 17/07/2024

Salama! Hampahafantatra ny cabinet mΓ©dical Talatamaty aho!

13/07/2024
12/07/2024

LHD Clinic: FAMAKIANA TENY KOREANA

πŸŽ‰πŸŽ‰
LHD clinic dia mitady olona 24 vonona hianatra ny teny koreanina
Iray volana ihany ny faharetan'ny fampianarana ary nozaraina sokajy 4 izany
Ny sokajy iray dia misy mpianatra miisa 6 ary ny fampianarana dia in 3 anatin'ny herinandro iray
Ny herindro voalohany hoan 'ny sokajy voalohany ary manaraka ny sokajy faharoa ,fahatelo ary fahaefatra

πŸ’°πŸ’°
Ny saram-pianarana dia 5 000 ar isak-herinandro
Ho an'ireo mpianatra 6 tonga voalohany dia 1 000 ar ny saram-pianarana

✏✏
Mianatra mamaky sy miteny ary mahalala teny fampiasa andavandro no tena tanjona amin ity fampianarana ity
ary Vahiny koreana no mampianatra

⏰⏰
Ny fisoratana anarana hoan'ny herinandro voalohany dia manomboka ny 12.07.24- 14.07.24 ho an'ireo 6 tonga voalohany
Ny fotoana fianarana Alatsinainy 15.07.24 - Alarobia 17.07.24 - Zoma 19.07.24

☎☎
Mba afahanao manoratra anarana sy mijery ireo fotoana manaraka momba fampianarana dia arao ny pejy FACEBOOK LHD clinic
MARIHINA fa fohy ny fotona fampianarana ka araraoty.

10/07/2024

πŸŽ‰ Salama! LongHairDoctor ! πŸŽ‰

πŸ‘¨β€βš•οΈ
Ny LongHairDoctor Clinic dia toeram-pitsaboana eto Antananarivo Madagasikara
Manana toeram-pitsaboana roa izahay: Talatamaty sy Ampitatafika

πŸ‘¨β€βš•οΈπŸ‘¨β€βš•οΈ
Indray mandeha isambolana dia manao fizaham-pahasalamana maimaimpoana izahay
Manana hetsika ara-koltoraly maro koa izahay toy ny fianarana teny Korean, Andro hijerena sarimihetsika, ets….
Miandry ny fitsidihanao ampifaliana izahay.
Araho ny pejy hahafahanao manaraka anay.

⏰ Misokatra ⏰
Toeram-pitsaboana Talatamaty:
Misokatra: Alatsinainy – Zoma: @ 8 ora maraina – 5 ora ariva
Sabotsy: 8 ora maraina - 12 ora atoandro

Toeram-pitsaboana Ampitatafika:
Misokatra: Alatsinainy – Zoma: @ 8 ora maraina – 10 ora maraina
Sabotsy: 8 ora maraina - 12 ora atoandro

☎️ Fandraisana ☎️
Toeram-pitsaboana Talatamaty Tel. 034 62 880 25
Toeram-pitsaboana Ampitatafika Tel. 034 01 227 08

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address


271I Ambohinambo Talatamaty
Antananarivo