Hair Lilas coiffure
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hair Lilas coiffure, Beauty, cosmetic & personal care, Nosy be, Antananarivo.
29/11/2024
Iza no mila mampijanona mihitsana no manalava🥰👩🦰
24/09/2022
15/02/2022
Bonjour je suis toujours disponible coiffure domicile
25/12/2019
Joyeux Noël afaka miantso ze tsiafaka makany @ coiffure e!
11/06/2019
fitsabona ny kyste ovaire sy ny fibrome ary ny infection vaginal efficace
zavatra ilaina:
-ravina vahona lehibe 1 ( aloe vera )
-sakamalaho lehibe 2 ( gingembre )
-singany na vininy tongologasy 5 ( ail )
-tantely antsasaky ny vera ( miel )
-rano matimaty 1 vera ( eau tiéde )
fikarakarana azy:
voaso ilay tongologasy sy sakamalaho, totoy fa tsy tena atao potika be loatra an ,sasao ilay ravina vahona, tapatapaho madinika,ataovy anaty bocal en verre izy rehetra ireo, arotsahy ilay tantely, dia tapohy rano matimaty 1 vera, afangaroy tsara dia saromy ilay bocal , atao anaty frigo mandritra ny 8 androzany heo lomana pendant 8jours au frigo vao azo hanina ,
rehefa navela 8 andro tanaty frigo ilay izy dia mangala 2 sotrokely ataovy anaty vera 1 misy rano matimaty,sotroina maraina sy hariva alohan'ny hisakafo,vera 1 maraina, vera 1 hariva,
zany hoe manamboatra isaky ny hisotro,tehirizina anaty frigo ny ambiny, taperina iny bocal ankiray iny dia manao echos afaka 1 volana
-ho antsika tsisy frigo afaka atao amin'ny toerana mangatsiaka tsy azon'ny masoandro na loto ilay izy na mangalà koveta asio rano mangatsiaka dia atao ao ilay bocale fa avela amin'ny toerana azon-drivotra madio
-tsy mety ho an'ny bevoka fa mety ho an'ny mampinono
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Nosy Be
Antananarivo
