Ma Beauté
Salon de coiffure et esthetique
26/11/2025
bonjour 😘😘😘promotion du 5000ar 😘😘brushing 5000ar ( na lava na fohy volonao),pose faux ongle avec vernis permanent 10000ar , coloration 15000ar ( meche tete entiere) ,coupe 2000ar ( izay coupe mety aminao ) tel 0346874837
30/10/2025
bonjour 🥰🥰🥰aza adino fa ny antsika promotion fona ny manao volo a🥰 5000 ar( na lava na fohy volonao) ra finition stempod ou boucke dia 10000ar ( na lava na fohy volonao ) toerana misy anay anosizato est akaikin' ny shop airtel ou ambohimanandray ambomanarina batiment salone taloha ,tel: 0346874837🥰 Misokatra ny lundi
au samedi : 7h a 17h30 ,Dimanche :6h a 12h 😍
16/09/2025
bonjour 🥰🥰ho antsika clientes Ma beaute 🥰dia tsara mampafantatra antsika fa mbola mitohy fona promotion manao volo ato salon satria dia 5000ar ( na lava na fohy volonao) brushing + finition fer si finition stem pod dia 10000( na lava na fohy ) tongava f vonona fooana izahay equipe ho anareo ,toerana misy anay dia anosizato est akaikin' ny shop telma na ambohimanandray ambohimanarina batiment salone taloha 🥰🥰
31/10/2024
Tiko ny asako🥰promotion fona ato aminay satria 5000ar efa vita manjab volonao 🥰🥰🥰tongava manao manjamanja daholo🥰
22/05/2024
Bonjour 😍😍 nohon'ny fankalazana faha-6 taonan'ny salon "𝗠𝗮 𝗯𝗲𝗮𝘂𝘁𝗲" dia misy promotion atao hoantsika cliente 🥰🥰
🌸 brushing + finition steam styler : 5000ar
🌸 brushing + steam pod : 10000ar (na lava na fohy ny volonao)
✅ Aza adino fa mbola misy ireo prestation hafa : épilation, coloration, pose faux ongles avec vernis permanent
Tongava maro fa fête des mère koa isika izao ka mila manao metimety daholo maman.
Toerana misy anay : Anosizato est ou Ambohimanadray Ambohimanarina 😍😍
Tél. 𝟬𝟯𝟰𝟲𝟴𝟳𝟰𝟴𝟯𝟳
07/02/2023
Bonjour 💔💔💔misaotra anareo client tonga marao b 💔💔 hanao promotion ndray tsika @ Zao Saint Valentin izao 💔💔💔ireto avy ary tolotra misy 💔💔💔🙏🙏🙏🙏🙏. Brushing+ finition 5000ar ( na lava n'a fohy volonao) boucle 8000 avec fer Steam styler 💔💔💔💔🙏🙏💔💔onglerie: pose faux ongle avec vernis permanent : 10000ar 💔💔💔💔💔épilation: jambe entière :10000ar ,aisselles :5000ar ,sourcils + duvet :4000ar 💔💔💔💔💔💔💔tongava maro 💔💔toerana misy anay anosizato antsinana ( akaikin'ny shop airtel) ou ambohimanandray ambomanarina ( bâtiment salone taloha vers ambodivona) tel : 0346874837 Atelier make up @ sarany mirary 💔izahay no miantoka fitovana rehetra ianarana 💔💔20000ar ( promotion )
19/01/2023
Ma beaute anosizato est 😍😍😍😍Ma beaute ambohimanadray 😍😍😍 vonona anome fafaham- po ho anreo clients hatrany 😍😍😍😍😍😍😍😍Promotion: coiffure : 5000ar na lava na fohy volonao finition steam styler 😍😍😍boucle: 8000ar epilation a partir : 2000ar onglerie: faux ongle avec vernis permanent 10000ar et vernis permanent 8000ar 😍😍😍😍tel: 0346874837
18/01/2023
Salama daholo tompoko 💕 promotion Vita fety ato @ Ma beaute 💕💕 coiffure : soins capillaire + brushing+ finition ( fer steam styler) 5000ar na lava na fohy volonao💕💕💕💕💕 pose faux avec vernis permanent 10000ar pieds ou mains epilation: sourcil, duvet : 4000ar , aiselles 6000ar , demi - jambe 10000ar , jambe entiers15000ar ❤ Make up : 5000ar toerana misy anay anosizato atsinana terminus bus 162 ou ambohimanarina ambohimanandray batiment salone taloha ( rue midina ambodivona) tel 0346874837
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Anosibe
Antananarivo
101
