Ssa kely

Ssa  kely

Share

Resaka hanina😋 (food), partages🥰, decouverte, vente🤩 hihih...izay azo lazaina na mba hampitsikitsiky fotsiny aza eee😆😊

03/07/2026

Arahaba ririnina miaraka @ voamadilo eee🤣🤩🤩

25/06/2026

Iza avy ireo miandry trano toa ahy ato oh🇲🇬🇲🇬🤩🤩🤣🤣
Dia miletra voanjo... tsy manana voninkazo atao ao anatin'io vase io aho dia tsetsemako voanjo aloha🤣🤣🤣🙈

24/06/2026

SAKAY MISY VOANJO🤣♥️♥️🤣🤩🏃‍♀️🙈

21/06/2026

Fanasana ho an'izay liana amin'ny resaka fandraharana.

🧑‍💼 Entrepreneurship Initiation Workshop — American Corner Antananarivo

💡 Manana tetik'asa miompana amin'ny fandraharahana ve ianao?

💡 Maniry ny hampitombo ny fahalalana izay anananao mahakasika ny fandraharahana ?

Mandritra ny 5 andro misesy dia hisy ny fampiofanana izay hiarahana amin'i Anjara Rakotoarimanana, Larissa Valisoaniarentana, Paul Cutter ary Mr Deepak Jobanputra eto amin'ny American Corner Antananarivo.

Ity programa ity dia fampiofanana manambatra ny fanazaran-tena azo ampiharina, ny fisaintsainana ary fizarana traikefa momba ny fandraharahana.

Ny programa dia natao ho an'ny tanora mpianatra sy vao nahazo diplaoma, ho an'ny tanora manana hevitra na tetikasa, ho an'ny tanora mpianatry ny anjerimanontolo, na vondrom-piarahamonina, ary ho an'ireo mikasa hampivelatra ny tetik'asa fandraharahana na hanamafy ny fahaizanamanaony eo amin'ny sehatrin'ny fandraharahana.

Hanomboka ny 6 jolay ka hatramin’ny 10 jolay, 2026 ho avy izao ny fampiofanana manomboka amin'ny 9 ora maraina ka hatramin'ny 12 ora antoandro.

🔵 Amboary ary ny fotoananao ary manasa anao hisoratra anarana ao amin'ity rohy ity dub.sh/EntrepreneurshipInitiation mialoha ny 30 jona raha maniry ny hanatrika izany.

💡 Have an idea? Ready to explore the world of entrepreneurship?

Join the Entrepreneurship Initiation Workshop, a unique opportunity to learn from Malagasy entrepreneurs and international experts through an interactive five-day training experience!

📅 July 6–10, 2026 from 9:00 AM to 12:00 PM.

Throughout this program, participants will engage in practical exercises, reflection activities, and real-life entrepreneurial experiences designed to help turn ideas into action.

✨ Meet our international experts:
🔹 Paul Cutter – International Business Model Expert, leading the Business Model session
🔹 Deepak Jobanputra – Joining the Pitch session to share valuable insights and expertise

👥 This program is designed for:
✅ University students and recent graduates
✅ Young people with business ideas or projects
✅ Members of cultural, university, or community centers
✅ Young people looking to develop entrepreneurial skills and strengthen their employability

Don't miss this opportunity to gain practical knowledge, expand your network, and take the first steps toward your entrepreneurial journey.

📢 Registration now at dub.sh/EntrepreneurshipInitiation before June 30, 2026.

Photos from Ssa  kely's post 07/06/2026

Lasary korontana🤩🤣🤣😋..
Mba manondrantsondrana toa izao ve ianareo rehefa mahita zavatra maromaro ao an-trano?? 🤣

21/05/2026

"Z Z Z" 🤣🤣🤣👋👋🥰🤩🤩😋😋
Efa mpandefa resaka sakafo ato ihany aho dia nahita an'ito tany ho any... "Z" angamba ny ahy... manjavona🙈🤩🤣🤣🤣

12/05/2026

zavoka nasiana rano kely fotsiny dia siramamy kely😋😋♥️
Mahihitra be😋😋🤩
Iza no tsy tia?????😆🙈🤩🤩

31/03/2026

Kopatanana harivariva oh🤩🥰🤣👋👋🥰

Photos from Ssa  kely's post 25/03/2026

Arabaina ity zandriko ity fa fetiny anio dia mba nampifaliana aloha🤣🤩🎂🎊🎉🥰😜

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo