I Our Institute

I Our Institute

Share

Salon de beauté ℹ️ - Our Institute
Rendez-vous au : 📲 034 81 008 19

25/06/2026

Mbola mitoy ny tolotra Asaramanitra ho any anio -20% ny gamme complète antsika ary mbola gratuit iany koa ny soin et diagnostic 😱🫣🤭💖

Ka inona no andrasana fa andao isika anao manjakely anio ary 🥰

Misokatra hatramin'ny 05ora hariva izahay anio 😊❤️

Manaova fety Sambatra daholo isika Malagasy rehetra 🇲🇬🙏😘

☎️ 0348100819

22/06/2026

Miarahaba indray 🤗❤️

Andao isika anao Promotion 26Juin ary satria tena maro be ianareo miandry azy ity ☺️

-20% ny Gamme complète classique sy ny Gamme AF1 😱🫣🫢 ... Eny akia - 20% izany manomboka anio ka hatramin'ny 25Juin ho avy izao ☺️

Ndao araraotina ary fa tsy misy foana ny promotion toy izao mes loulous ❤️

Coucou Yvaniat Layraa misaotra nandalo ma chérie ❤️
Coucou les STAFF de Kala Bota Community ❤️😘

☎️0348100819

Photos from PARIS - Malagasy's post 19/06/2026

Andao anao manjakely otrany PARIS - Malagasy isika fa manakaiky ny fety an 🤗
Ho asitsika promotion ve o ❤️ ???
☎️ 0348100819

18/06/2026

Mbola manankery ity tolotra ity 😉🤗❤️
Jereo anie ny fiovany e 😊💖
☎️ 0348100819

16/06/2026

Ho anareo izay any amin'ny faritany na ivelany Madagasikara dia tadidio fa afaka alefa ny traitement sy ny soin anareo ☺️
Alefa Mp na WhatsApp ny sarin'ilay tarehy mazava tsara afahako manao diagnostic en ligne 🤗

Coucou kely ho anareo avy aty aminay sy kiala Sekretera 😜😂☺️❤️

☎️ 0348100819 laharana afahanareo maka rendez -vous sy mandefa WhatsApp mivantana amiko 😉

15/06/2026

Coucou les loulous ☺️❤️

Ho avy ny fête isankarazany fa andao anao manja manja alohany izay ☺️ ... Hisy promotion hilatsaka maro maro ho lazaina amitsika tsy ho ela , atomboy dieny izao ny fitsaboana ny tarehy fa aza miandry ela intsoiny 🤗🤞

Marihana hatrany fa akora 100 % Natoraly ny antsika ary tsy misy atahoaranao mihintsy 😉☺️

Misokatra foana ny salon antsika ny Alatsinainy ka hatramin'ny Asabotsy, manomboka amin'ny 08ora sy sasany ka hatramin'ny 05ora sy sasany hariva ❤️

☎️ 0348100819

11/06/2026

Nareo koa ve mahatsapa hoe ao anatiny mangidy no ahitana ny mamy ☺️🤞??

Izany eo ihany fa misokatra ny salon antsika , aza adino foana ny routine anareo indrindra ny hydratation maraina sy hariva fa tena mangatsiaka ny andro 🥰

Tongava fa maro ny tolotra ato amin'ny salon akoatra ny tarehy dia mbola mitohy hatrany ny Promotion Brushing avec Shampoing 15 000ar daholo ❣️

☎️ 0348100819

10/06/2026

Ndao ndray ary anao promotion ana volo ary ☺️❤️

09/06/2026

Vao tsy salama Iky dia mangiana be nareo ☺️ Salama ve nareo ato ? Efa matory ve? 😀😊

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00