Mme Rasera sy Naina
Mangataka vavakasy fanampiana hoan in ireo malala tanana hoan izy
ireo
Salama tompoko misy zoky olona mananontena Miangavymba mangataka fanampiana fa malemy ny zanany lahy matoa i Naina efa 42 taona tsy manambady, kanefa tsy manana fidiram bola izy ka tena sahirana na @ sakafo,efa tsy tsaboina intsony mo izy fa amizao fotsiny
Ety 67ha parking no misy azy hoan izay hijery azy mianaka
Io ny numéro an i hoan izay hanampy
I Solo zanany lahy faharoa izay mpanjaitra kiraro mo no mandray ny antso hoan izay hanamarina ka hanome fanampiana azy ireo
Misaotra tompoko d Andriamanitra anie hanonintra an izay homenareo azy ireo
Anarana: Rasoanirina hanta
Orange: 0374275621
Telma:0388731392
03/08/2024

Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
67ha Parking
Antananarivo