Miantsena by me

Miantsena by me

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miantsena by me, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Miantsena by me's post 19/10/2024
Photos from Miantsena by me's post 01/08/2024

😋

26/06/2024

Rehefa couple tia mampideradera ny fifankatiavany @ tambazotra serasera, dia tsy sambatra zareo zay, no tena marina. Misy banga ao. Tsy milamina ny ao antrano ao, dia mila mandresy lahatra ny mpitazana fa zareo mifankatia be sady manja. Na misy olona tiany tsindriana, nefa mila an'izany ve raha feno, sambatra sy heniky ny fitiavan marina? Mandresy lahatra ny tenan-dry zareo koa, fa couple mifankatia.
Ao koa poera no betsaka.
Mais la réalité, chez eux, loin des cameras, ils s'emmerdent, ils n'ont rien à se dire, ni à se partager.
Aza mora maty lolo @ ireny film be reny fa "beau couple, vous êtes beaux" fotsiny hoe!

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo