Caprices et beauté

Caprices et beauté

Share

Spécialiste en traitement des cheveux endommagés (traitement à la kératine ),pack mariage, coloration....

Coiffeuse depuis 15ans
Ny ahafantarana sy ny mampiavaka ny toerana fikolokoloana endrika sy taovolo dia ny fahaiza-manao manokana mikasika ny lissage brésilien miaraka amin'ny fikarakarana amin'ny alalan'ny vokatra Kératine

18/03/2026

Misokatra ny salon amin'ny Zoma 20 mars tongava fa miandry anareo izahay
.
☎️034 99 018 87 ☎️ 033 79 180 01

08/03/2026

🎉🎉 journée de la femme 🎉🎉
Ny vehivavy tsirairay avy Dia tsara tarehy amin'ny fomba manokana
Izahay eto Dia manampy anao hampiseho an'izany hatsarana izany

☎️034 99 018 87 ☎️ 033 79 180 01

09/02/2026

Tonga ndray anay tena tsara anie Ilay lissage à la kératine e mankasitraka an'ireo cliente fidèle foana

☎️034 99 018 87 ☎️ 033 79 180 01

27/01/2026

Vaovao be Dia atao prix promotion fa tongava a
❌❌❌Atao gommage malefaka hampadio sy hampamandina n'y hoditra
Manamaivana n'y tasy s'y n'y irritation
Atao soin tena complet mihintsy fa andramo anie manampy be be kokoa amin'ny fahatokisan-tena ihany koa ❌❌❌
💯💯💯Ao amin'ny efitra mangina sy mitokana tsara no anaovana azy a 💯💯💯
.
☎️033 79 180 01 ☎️ 034 99 018 87

Photos from Caprices et beauté's post 15/01/2026

Extension cils 3D effet naturel tena manendrika be anareo mihintsy anie e

☎️034 99 018 87. ☎️033 79 180 01

08/01/2026

Afa-po foana anie oa Ianareo e

☎️034 99 018 87. ☎️033 79 180 01

Photos from Caprices et beauté's post 01/01/2026

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra n'y taona 2026 fahasalamana s'y fitahiana Ary fahasoavana be Dia be no hameno n'y fiainantsika rehetra
❌❌❌Rahampitso 02 janvier izahay misokatra ho anareo a ❌❌❌
Mankasitraka foana tamin'ny fanohanana

Photos from Caprices et beauté's post 29/12/2025

Ndao ndray ary e Mbola fety foana anie oa e ,ongles naturels io a

☎️034 99 018 87 ☎️ 033 79 180 01

Photos from Caprices et beauté's post 22/12/2025

Afaka misafidy tsara aky Ianareo amin'izay mety aminareo n'y extension cils a

☎️034 99 018 87 ☎️ 033 79 180 01

20/12/2025

Tena miracle anie ry zareo ity lissage à la kératine ity e Sady tena soin profond mihintsy n'a izy tompony aza tsy Nino
Aza misalasala intsony aza fa tongava e

☎️034 99 018 87 ☎️ 033 79 180 01

10/12/2025

EFA manitra fety foana anie oa aky fa tongava e

☎️034 99 018 87 ☎️ 033 79 180 01

Photos from Caprices et beauté's post 09/12/2025

Efa Tonga daholo anie ny olona e tandremo taraiky a

☎️034 99 018 87. ☎️033 79 180 01

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Lot IPA 343, Ampasika Itaosy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00