Soa ny Tarehintsika

Soa ny Tarehintsika

Share

La page Soins Pour Visage propose des produits de soin pour chaque type de peau du visage et autres.

01/03/2024

👉👉 PACK REJOICE DAILY MOISTURE SMOOTH MADE IN THAÏLAND
Ny Soins Capillaires made iny Thaïland ny vokatra tsara sy mety indrindra amin'ny volon-tsika malagasy satria ny Thaïlandais no mitovy fihodirana sy karazam-bolo amintsika ary efa fantatra fa mandaitra "efficace" sy "mahomby" 90%
🥰🥰 Manala ifotony ny angadrano sy Hao, Mampihena ny fihintsanan'ny volo sy ny fipoiran'ny volofotsy.
Aza misalasala miditra mp raha mila fanazavana fanampiny
Livraison disponible

Photos from Soa ny Tarehintsika's post 29/02/2024

👉 Rehefa ririnina ny andro dia mazàna mihofaka ny hoditra na ihany koa lasa somary makiana , ilaintsika anefa ny mikarakara izany mba hivoaka tsara ny lokon'ny hoditra . Ireto misy fijoroana vavolombelona avy amin'ny mpanjifa maro isan-karazany ampisehoanay aminao fa "efficace" ny vokatra atolotray ho anao. 👈
Misy «produits» samihafa :
☘️ Manadio hifotony ny hoditra
☘️ Manazava ny lokon’ny hoditra
☘️ Manamandina ny hoditra
☘️ Manala ny tache vokatry ny mony sy ny panda ary mampiverina ny lokon'ny hoditrao toy ny teo aloha.
☘️ Mampihiratra ny tarehy.
☘️ Mampihena ny fivoahan’ny «rides».
☘️ Mampihena ny fivoahan’ny « point noir » amin’ny tarehy.
👉 Manasa anao izahay hiditra ao amin'ny PEJY fa manana vahaolana aroso ho anao izahay. ☺️
Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26138 91 116 20
📞+26132 45 033 49
Mandefa manerana an’i Madagasikara 😊






.

20/02/2024

Fantatrao ve fa ny vokatra MADE IN THAILAND 🇹🇭 dia vokatra mahomby indrindra amintsika malagasy? Satria ny thailandais dia mitovy TOE-BATANA, sy FIHODIRANA ary TOE-BOLO amintsika MALAGASY🇲🇬, ka ny vokatra rehetra mety amin'izy ireo dia mety sy mandaitra amintsika ihany koa 🤔 🤗
Ity izao ny 💖 DEODORANT VIVITE CRYSTAL WHITE 💖 izay natao hikolokoloina ny helika, 🥰 vokatra tena malaza, mandaitra ary mahomby any Thailand izy ity 😍 MANAZAVA sy MANALA ny MAINTIMAINTY amin' ny helika, MAMPITONY ny FANAINTAINANA ateraky ny épilation sy ny fiaratana 💞 .
Manasa anao ary izahay hampiasa ny 💖 DEODORANT VIVITE CRYSTAL WHITE 💖 dia ho itanao fa tsy hanenenanao ny fampiasàna azy 😘 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇹🇭 🇹🇭 🇹🇭

19/02/2024

🍁🍁 MISTINE MASQUE ALOE VERA 🍁 MADE IN THAILAND 🍁🍁🍁
Manadio hifotony ny hoditra sy manala ny tasy vokatry ny mony sy ny panda 🥰🥰
Fantatrao ve fa ny vokatra MADE IN THAILAND 🇹🇭 no vokatra mahomby indrindra ho an'ny toe-batana sy ny toe-bolontsika Malagasy satria ny hoditry ny Thailandais dia mitovy amin'ny hoditry ny Malagasy ka ny produits rehetra efficace amin'ny Thailandais dia " EFFICACE " tsara 💯💯 amintsika Malagasy ihany koa 👌👌

Photos from Soa ny Tarehintsika's post 19/02/2024

WAOOOH !!! 😱😱 KAVINA VAOVAO BE indray no atolotray ho anareo !!!!! 🥰
KAVINA PREMIUM QUALITY vita avy amin'ny SILVER 925, sady tsara tarehy kely sy mihaja ary amin’ilay kalitao tena tsara anefa azo hidirana tsara ny vidiny.
Volafotsy 92,5 % akora mandrafitra azy ary nafangaro amin'ny akora hafa ka afaka miovaova araky ny filantsika mpanjifa ny lokony : misy ny tahaka ny volamena, ao ihany koa ny "n**e" na ny mavo.
Mety tsara ho an’ireo olona manana hoditra “sensible” ihany koa ny SILVER 925 noho izy tsy mampisy “Allergie “.
Aza matahoatra fa TSY HIOFO MIHITSY ny vokatra vita avy amin'ny S925 !!!!! ☺️☺️
Raha tianao ny hanamarina na hijery ny kalitaon'ilay kavina dia afaka manatona anao maimaim-poana izahay.
👉 Manasa anao izahay hiditra ao amin'ny PEJY fa manana vahaolana aroso ho anao izahay. ☺️
Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26138 91 116 20
📞+26132 45 033 49
Mandefa manerana an’i Madagasikara 😊






..

Photos from Soa ny Tarehintsika's post 17/02/2024

Matetika no misy ireny tasy somary mainty na ilay atao hoe "cerne" eo amban'ny maso😌, rehefa reradreka iny. Vahaolana hanala izany ny Eye Mask Gold Moist.😃
Maro no efa nampiasa azy ary AFA-PO tamin'ny fiasany avokoa, ny mampiavaka ny Eye mask Gold Moist dia noho izy vita amin'ny RANOM-BOLAMENA 24 carat no sady LEHIBE mandrakotra tanteraka ny cerne.

😊Tsotra ny fampiasana azy:
1- sasana madio tsara amin'ny mousse nettoyante ho an'ny tarehy Mistine : Super Tomato na F*k kao
2- fafana moramora amin'ny serviette ny tarehy
3- Apetraka eo amin'ny faritra misy "cerne" ilay Eye Mask Gold Moist
4-Avela eo mandritry ny 20 ka hatramin'ny 30 minitra
5-Kobanina amin'ny rano mangatsiaka
👉Raha liana amin'ny tolotra ianao dia midira MP.😊
👉Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26134 70 631 40
📞+26132 48 192 43
Livraison disponible👍







.

16/02/2024

💥 Aty indray ny maso 💥
👉 Be Nice MADE IN THAÏLAND 🙋‍♀️
🥰🥰 Tena mandaitra sy mahomby amintsika Malagasy ny Gel nettoyant intime BE NICE Made in Thaïland noho ny Thaïlandais mitovy toe-batana amintsika ✅✅
📍Raha tsiahivina dia manala mony amin'ny faritry ny fananahana izy
✅manala ireo mibontsibontsina kely
✅manala herpes
✅mitondra hanitra malefaka

Photos from Soa ny Tarehintsika's post 16/02/2024

👉 Rehefa ririnina ny andro dia mazàna mihofaka ny hoditra na ihany koa lasa somary makiana , ilaintsika anefa ny mikarakara izany mba hivoaka tsara ny lokon'ny hoditra . Ireto misy fijoroana vavolombelona avy amin'ny mpanjifa maro isan-karazany ampisehoanay aminao fa "efficace" ny vokatra atolotray ho anao. 👈

Misy «produits» samihafa :
☘️ Manadio hifotony ny hoditra
☘️ Manazava ny lokon’ny hoditra
☘️ Manamandina ny hoditra
☘️ Manala ny tache vokatry ny mony sy ny panda ary mampiverina ny lokon'ny hoditrao toy ny teo aloha.
☘️ Mampihiratra ny tarehy.
☘️ Mampihena ny fivoahan’ny «rides».
☘️ Mampihena ny fivoahan’ny « point noir » amin’ny tarehy.

👉 Manasa anao izahay hiditra ao amin'ny PEJY fa manana vahaolana aroso ho anao izahay. ☺️
Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26138 91 116 20
📞+26132 45 033 49
Mandefa manerana an’i Madagasikara 😊







.

15/02/2024

Lokom-bolo 💖 DIPSO PROFESSIONAL 💖 MADE IN THAÏLAND izy ity 😉
Fantatrao ve fa ny vokatra MADE IN THAILAND 🇹🇭 dia vokatra mahomby indrindra amintsika malagasy? Satria ny thailandais dia mitovy TOE-BATANA sy FIHODIRANA ary TOE-BOLO amintsika MALAGASY 🇲🇬, ka ny vokatra rehetra mety amin'izy ireo dia mety sy mandaitra ( efficace ) amintsika ihany koa 🤔 🤗

Ity 💖 DIPSO PROFESSIONAL 💖 ity izao dia vokatra iray avy any THAÏLAND 🇹🇭 🇹🇭 , Manamafy ny fotom-bolo ka mampihena ny volo mihintsana izy, Manalefaka, manalama, mampangirana ary manatsotra ny volo, tsy izay ihany fa Mampiaina tsara ny volo ka mampitofatofa azy ihany koa
Manasa anao ary izahay hampiasa ny 💖 DIPSO PROFESSIONAL 💖 MADE IN THAÏLAND dia ho itanao fa tsy hanenenanao ny fampiasàna azy 😘 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇹🇭 🇹🇭 🇹🇭

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ampandrana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 16:00
Thursday 19:30 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 16:00