Reine de la Beauté

Reine de la Beauté

Share

Izahay dia manolotra ny tsara indrindra ho anao

*Fikolokoloina vatana, tarehy, volo

Ko aza misalasala mandefa Mp raha misy mahalina
Manao livraison tan

Photos from Reine de la Beauté's post 07/06/2023

🌺GAMME COLLAGEN COMPLEX🌺
Tsara nefa mora
Shampoing / Après-shampoing: 900ml
Serum:100ml
Masque : 1.000ml (1kg)
Prix : 45.000ar (masque+shampoo and serum)
📌NB(hafa ny vidiny raha miampy Apres-shamping)
Manala angadrano (anti-pelliculaire)
Mampijanona ny volo vakivaky
Mampijanona ny volo tapatapaka
Mampijanona ny fihintsanan'ny volo be loatra
Mampijanona ny volo misaringotra lava
Mampaniry ny volo /tsy mety lava
💗Manalava volo farak'izay haingana
❤Mampalefaka sy mampatevina ny volo
💙Mampangirana sy malama ny volo
💚Mamerina ny volo simban'ny loko
💛Mitsabo ny volo potiky ny fer
Efficace be✅
Authentique✔️✅
Tsy manimba volo
📌Sans effet secondaire✔️
Tsara fofona be

🌺Mety @ karazambolo rehetra
🥀 Manao livraison tana et province
😍>MP ARY Ô

Photos from Reine de la Beauté's post 05/05/2023

Gel éco❤️
Ilay gel hikohizana hatramin'izay❤️❤️
Mampalefaka ny volo fa tsy toy ny gel rehetra mampiraikitra volo ireny❤️💇
Ilay mamoaka boucle tsara tarehy
Tena tsara n'a ny fofony aza❤️
1kg=43.000ar
1/5kg=30.000ar
250gr=24.000ar.
Misy karazany maro toy ny olive, argan, sns. ❤️💇💇
Aza misalasala miditra mp ary ooo.
Manao livraison 🥰🥰
Mandefa faritra

Photos from Reine de la Beauté's post 04/05/2023

Bonjour la Reine❤️❤️❤️
Elaela isika tsy niresadresakaaa.
Mbola miezaka mitady zava-baovao ho entina ho anareo.❤️
Article pour make up ry zavavy manjakely isany aaa...
Hanotanio Izay mety.
Fixateur milay be, sns.
Manao livraison
Mandefa faritra.
Afaka Mandefa pack ihany koa aa. Mandefa detail👍❤️

07/07/2022

Isika rehetra manohana Wendy Cathalina 👋✊✊

LaReine de la beauté

Vehivavy ny tena!
Refa tena ao anaty ny fitiavana dia tao tsy mahalala ny mety sy ny tsy mety satria amin'tsika dia izay atao rehetra de ezahina ho porom-pitiavana daholo✊.

Natao ho atokisana ny olona iray raha nekena ny filazany fa tia izy,🤔
Natao ho mpiaro ny olona iray raha milaza fa tena tia izy.

Mino aho fa samy miezaka mampifaly sy manao zay mety,manome zay tsara ho an'ny olontiany,sakaizany,vadiny daholo ny vehivavy rehetra ao anatiny fiarahana tsotra (mpisipa) na ireo efa ao anatin'ny fanambadiana.

Ka aoka re! Tsy hifanenjika isika! 🚫
Ka aoka re! Hifanome courage isika !✊

Tsy izaho no tratra zao! Ary tsy ianao no tratra toy zao,sy miaina ilay situation ka aza faly ny hanejika re!

Courage à Wendy ✊

Photos from Reine de la Beauté's post 22/06/2022

😍NOUVEL ARRIVAGE 😍
📌INFALLIBLE L'OREAL Paris
PRIX 13000ar
📍PRO-MATTE

🔰Soins visage ( anti-ride, anti-âges, anti-rougeurs)
cache tous les imperfection( manakona tâche,mony,vergeture )
💠Très couvrante
manao livraison tana/province

Photos from Reine de la Beauté's post 22/06/2022

NOUVEL ARRIVAGE
😍AIR JORD RETRO 3😍
👉👉VERITABLE CUIR👈👈
QUALITE : tsara
⭕️PRIX 75.000ar⭕️
✅made in vietnam✅
🔰pt 36 à 43
manao livraison tana/province

Photos from Reine de la Beauté's post 21/06/2022

👟NOUVEL ARRIVAGE👟

👉👉CONVERSE ALL STAR 👈👈
✅QUALITÉ TSARA☑
PT 35 à 42
✔Prix 25.000ar
Manao livraison tana / province

Photos from Reine de la Beauté's post 21/06/2022

😍😍NOUVEL ARRIVAGE😍😍
👉👉AF1 AIR FORCE 👈👈
✔Pt 36 à 43
✅VERITABLE CUIR
☑Made in VIETNAM
✴PRIX :85.000AR SANS CARTON
90.000AR AVEC CARTON

LIVRAISON tana/province

Photos from Reine de la Beauté's post 17/12/2021

🌺Nouvel Arrivage 🌺
🌸CRAIE POUR CHEUVEUX🌸
🌷couleur: ✔️ Marron café
✔️Noire

📌Prix:10.000ar ny 1
📍Marque :DISAAR
Natao handokona volo fotsy refa maika iny
Tsy mora miala✅
Tsy mipetaka amin'ny akanjo
NB:Teint temporaire iany
📍Manao livraison tana/province

Photos from Reine de la Beauté's post 04/10/2021

🌺Nouvel arrivage 😍
Créme ANTI-VERGETURE et serum anti VERGETURE
📍Prix: Créme :12.000ar
📌Prix: Serum :8000ar
💠Gamme Anti vergeture:20.000ar izy roa miaraka
Créme et serum de soins pour la Peau
Anti-tâches
Manala VERGETURE ou TSATSAKOTRA
Ho an'ireo Reny avy niteraka dia ito ny vahaolana (solution) atolotray ho anareo
Mety ho an'ny olona rehetra misy VERGETURE koa izy ity na LAHY na VAVY
Haingampiasa tokoa izy ity
Trés Efficace ✔️✅

Manao livraison Tana/Province

Photos from Reine de la Beauté's post 20/09/2021

Arrivage rouleau flexible�
Prix 13.000ar (10 pieces)�
�bigoudis spiral
�20,000ar prix (30 pieces)
Fanafriséna sy fanaboucléna volo�
Tsy mila produits na fer intsony�
Tsy mora simba�
Manao livraison tana et province�

Photos from Reine de la Beauté's post 15/09/2021

Efa tonga indray ny arrivage
🌺BB CRÈME l'OREAL PARIS 🌺
📍13.000ar
✔️Authentique✅
Tsy mifidy types de peau✔️
Fond de teint🌷
Miaro ny tarehy,sy m traiter
Anti-tâche,Anti-ride, anti-âge
Manala mony
Anisan'ny Miaro ny tarehy tsy hiofakofaka

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo