Kaliana Ongles

Kaliana Ongles

Share

Onglerie Manucure Pédicure SPA Soin callosités

05/05/2026

🌿🫧 Ongles naturels en Gainage 🤎
La LIBERTÉ de mouvement au quotidien, avec un gainage qui protège vos ongles des chocs, des gestes répétés et des agressions inévitables du quotidien ✨
👉 Liberté, protection et élégance = Gainage

Soin professionnel complet adapté à vos ongles avec une finition impeccable inclus dans chaque pose
Ici, une base marron profonde sublimée par des touches d’or, pour une élégance discrète et raffinée

🏡 Adresse: Ankazobe ambadikin'ny district
📲 Téléphone: +261 38 37 780 51

04/05/2026

🌿 Mes beautés,

Afin de revenir encore plus inspirée et vous offrir des prestations toujours plus soignées, le salon prendra une pause exceptionnelle d’environ 4 semaines.

📅 Fermeture : 17 mai 2026
📅 Réouverture : à confirmer ultérieurement

Cette pause me permettra de me ressourcer et de préparer de belles nouveautés pour sublimer vos ongles et vos moments bien-être ✨

Je vous invite à anticiper vos rendez-vous avant la fermeture 💅👣

Merci infiniment pour votre fidélité et votre confiance. J’ai déjà hâte de vous retrouver très bientôt 🤍

📲 Réservation : MP ou au +261 38 37 780 51

30/04/2026

💎 Lesona lehibe ianarana rehefa mandalina ny pédicure moderne:
Pose vernis semi-permanent no mety ho an'ny hoho tongotra, occasionnelle ny akoatran'izay satria mila souple ny hoho tongotra iatrehany ny dona sy tery mpahazo azy izay tsy afaka ialany

🌿 En pédicure, une routine simple, d’une parfaite maîtrise et sans surcharge de matière demeure la plus sûre, gage de sécurité et d’élégance
Soin pédicure complet professionnel, sublimé par une pose de vernis semi-permanent et une finition parfaite

28/04/2026

Une de nos récentes réalisations :
🌿 Gainage + Full Cat Eye nail art + Caviar

N'oubliez pas de vous abonner à notre page Kaliana Ongles pour ne rien rater 🥰

🏡
☎️ +261 38 37 780 51

27/04/2026

🍊 Gainage ✨

Déco: French avec une touche de Nail art abstrait tendance
👉 Un équilibre parfait entre douceur, modernité et caractère

🏡 Ankazobe
📱 +261 38 37 780 51


.0

27/04/2026

⚠️ ALERTE BIG PROMOTION HANDSPA + FOOTSPA
avec produit haut de gamme PHARMFOOT de chez Victoria Vynn

Ity ilay SPA mampahazo aina be no lasa malama sy mandina erÿ ny hoditra sy ny voditongotra, lasa ohatran'ny azo lelafina ireny mihitsy

Iseisesy ny fety dia aleo aloha asina PROMOTION be itsinjovana an'ireo izay efa ela no te-anao SPA, hoe 2026 aho anao SPA amin'izay nefa ny taona aza ity efa isasaka sahady, isika koa efa miditra tsikelikely amin'ny volon'andro ririnina ka tsara raha omanina ny hoditra iatrehina izany

Ity no promo tokana ho an'ny SPA amin'ity taona ity ka aza tara fa tsy matetika ny promotion ato amin'ny Kaliana Ongles mba itazomana ny kalitao tsara hatrany

Rituel HANDSPA + FOOTSPA d'entretien sans vernis 100.000 Ar au lieu de 120.000 Ar

Manomboka 28 Avril 2026 katramin'ny 15 Mai 2026 ihany an
Amboary dien'izao ny programmanao

📌 Asitsika tarif spécial ho an'ny ankizy amin'izay ( - 18 ans) manomboka izao fa maro ianareo no nangataka hoe tiako raha ny zanako no atao an'izao SPA zao an:
ITY ARY:
HANDSPA + FOOTSPA simple sans pose 50.000 Ar

Alaivo ao amin'ny MP ny rendez-vous na miantso avy hatrany amin'ny laharana +261 38 37 780 51

Ny tarif ho an'ny service hafa rehetra atao anareo dia ezahan-tsika tazomina amin'ity taona ity, ilay tarif efa nahazatra antsika hatrizay

24/04/2026

🫧🌿 Hey les clean girl lovers, regardez un peu ça
Le Cat Eye, ce détail qui transforme tout avec élégance
N'oubliez pas de vous abonner à notre page Kaliana Ongles pour ne rien rater 🥰

_______
🏡 Lieu: Ankazobe
📱+261 38 37 780 51

23/04/2026

🌿 Full Babycolor amin'ilay tsy misy mamariparitra fa tsara jerena kely ✨
Team Gainage koa izy 😎

👉 Andao aloha iresaka kely vetivety fa misy tiako tenenina 😃
Zone de confort-ko ity mikarakara anareo ity dia lasa be resaka kely aho indrindray fa à l'aise loatra 😅

Samy afa-po amin'ilay resultat na izy na izaho nanao azy
Anisany tena tiako ny manao an'ity babycolor ity, satisfaisante be 🥰

Disoako ilay hoe vehivavy miaingitraingitra ny vehivavy tsara hoho vita karakara raha ho an'izay vehivavy rehetra nandalo tato amin'ny Kaliana Ongles, tsy misy izany hoe tsy mandray ravin-dena izany satria mifanohitra amin'izay ny tena zava-misy, vehivavy mahalala ny valeur-ny daholo 💎

Naratra avy any an-trano ity ankihikely ity, ny tanana tena miasa dia mendrika tena karakaraina araka ny tokony ho izy, fitaovana mampidi-bola hoy ianareo izay anie ny tanana 🥂 ny tongotra koa no mitondra antsika any amin'izay tokony aleha rehetra isan'andro 🥂

Tena marina aloha ilay hoe milamina kokoa ny zavatra atao rehefa vita karakara ny hoho, mahazo fafinaretana ny maso mijery ilay izy

Tsy hoe manambola be raha mandeha Kaliana Ongles mikarakara vatana fa ato dia tsy hoe vita karakara tsara fotsiny ianao fa indrindra milamina ny sainao satria produits voafantina sy fitaovana professionnels daholo, fitaovana voadio vita stérilisation mihitsy no andraisana anao, raha zava-dehibe aminao koa ny hoe olona nianatra sy passionné no mandray anao dia manao formation continue izaho mandray anao mba anomezana anao ny tsara kokoa mihoatra ny omaly na dia efa certifiée à l'international amin'ity resaka onglerie ity aza

Mirary soa daholo, rehefa eo am-pirakarana anareo indray miresaka misimisy kokoa rehefa ilay à l'aise be iny ianao karakaraina, afaka resahina daholo izay tiana resahina rehetra, indrindra ny mahasoa ahafahana mifampisitona miakatra, raha tsy hoe à l'aise be ianao dia tafatory indray 😃😃😃

21/04/2026

HOHO TSY NETY LAVA MIHITSY TALOHA
🌿 Noho ny fikarakarana tsy tapaka sy ny gainage
Efa tratra ankehitriny ilay halavany itiavany azy, vokatra hita maso, tsy kisendrasendra 🥂

Te hanana hoho natoraly lava sy matanjaka koa ianao ?
👉 Midira team Gainage ato amin'ny Kaliana Ongles toa ireo maro be mpaka-fÿ gainage toa ahy 🥰
Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) na miantso maka rendez-vous amin’ny laharana +261 38 37 780 51

😎 Sary: avy nanala ilay gainage dia anamboka soin izahay teto

16/04/2026

🌿 Tsy hoe tsara jerena fotsiny fa tena mahatsapa hoe madio, maivana, ary voakarakara tsara ianao hatramin’ny antsipiriany kely indrindra

🌿 Mankasitraka hatrany anareo tsy manadino mandalo aty amin' Kaliana Ongles rehefa mandeha aty

📌 Toerana: Eo amin'ny stationnement fakana fiara mandeha Tanà na Mahitsy mahatazana ny trano misy ny biraon'ny district dia ambadika an'io

💌 Aza misalasala manoratra ao amin'ny MP n'a miantso avy hatrany ny laharana +261 38 37 780 51 raha misy azoko anampiana anao momban'ny fikarakarana hoho sy ny fanaingona azy sy ny fikarakarana ny hoditra ho malefaka sy mandina tsy misy vakivaky katramin'ny vodi-tongotra

13/04/2026

🥰 Nareo koa ve ?



fans

Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address


Ankazobe 108
Antananarivo