Loharano 3
🌿 Bienvenue dans l’univers naturel des huiles essentielles ! Prenez un moment pour vous… santé, beauté et bien-être.
En ce début d'année,nous pensons a vous et adressons nos meilleurs vœux.
Que cette année 2025 soit synonyme de bonheur et de réussite.
👏 Merci de votre confiance!
27/11/2023
Miarahaba antsika Mpanjifa ny vokatra Loharano 3
Mbola misy hatrany ny huile essentiel izay vokarinay !
Toy ny :
- RAVINTSARA
-KINININ-POTSY
-NIAOULI
-KINININA OLIVA sns
PRIX tsy miova !
5000ar ny 10ml ; 10 000ar ny 30ml :ary 15 000ar ny 50ml
Aza misalasala miantso 03296 851 95 raha misy afaka hanampiana
15/12/2022
Tsara ho fantatra !!!
Rehefa inona no manampy antsika NY huile essentielle RAVINTSARA?
1-- Rehefa voan NY grippe isika:
-afaka atao evoka amin ny rano mangotra
- 2 goutte amin ny mouchoir cotton dia ampy evohana amin ny tontolo andro
2--Mamono ny aretina ao an efitranonao
- Sokafana anatin ny efitra mihidy ny huile essentielle Ravintsara
- Mampiasa diffuseur MBA hiparitaka manerana ny efitra NY huile
Ireo dia manakana ny aretina tsy hiparitaka amin ny mpianakavy
3-- Manampy ny fiarovana ny vatana hantajaka manoloana ny aretina
- 1 goutte ampiarahina amin ny tantely iray sotrokely
4-- Manala havizanan ny hozatra
- Amin ny alalan ny hotra no hampiasana azy ,na hositra ihany dia ampy ( tapohana huile vegetal ny huile essentielle pure)
Maro samihafa ny vokatsoa fa ireo no MBA fanampiana kely avy aty aminay !!!
Aza misalasala raha misy Liana fa eto izahay mpamokatra hanolotra ny tsara hatrany .
03296 851 95
31/12/2021
Miarahaba e,
Ampitiavana hatrany no hanoloranay menaka tsara kalitao ho anareo mpanjifa .
10ml (5000ar daholo ) /30ml / 50ml
🚵 livraison 3 000ar daholo
Dia samy ho salama tsara daholo hahatratra ny taona 2022 isika rehetra
22/06/2021
🎉 Manitra Fety Sahady ato aminay ooo🎉
🔊 Fihenam-bidy goavana ny 22jona ka hatramin ny 26jona 2021 izao , ho fanomezana antsika rehetra.
🌿 Huile essentielle 50ml => 12 000ar
30ml => 8 000ar
-Ravintsara
-kininim-potsy
-niaouli
-kininina oliva
-romba
Tsy adino fa misy ihany koa ny «bain de bouche romba» manasitrana ny fery ny ati-vava, nify goaka,..3000ar
🚴 livraison 3000ar daholo
📲 03296 851 95
Récupération possible .
Mirary fety sambatra antsika rehetra.
15/05/2021
🚨🚨🚨Promotion 60 000ar :diffuseur huile essentielle + fitre de rechange + huile essentielle 30ml izay tinao .
1-Manampy ny olona asmatique sy ireo mijaly Amin ny alergie noho izy manadio ny rivotra .
2-Mamono ireo aretina sendra tafiditra ao an'efitra noho ny fifamezivezena.
3-Manome fitoniana ny vatana izay ateraky ny huile essentielle ampiasaina.
4-manakana ny aretina tsy hifindra Amin ny hafa.
(...)
Nosafidinay manokana izy ity noho izy mateza, manaingo ny efitranonao , mora hoentina .
Contact :03296 851 95
(Huile essentielle dispo :Ravintsara,kininim potsy ,citriodora, niaouli , mandravasarotra, romba )
20/04/2021
🤗 Mety hanampy ireo namana , afaka mampiasa Huile essentielle veromanitra na raviny avy hatrany .
mirarisoa antsika rehetra ,samia ho tahin Andriamanitra 😇
VEROMANITRA
Fanafody sinusite, fanafody tsy fahitan-tory, dithé natoraly teba tsara.
- Sinusite ✌
• ampangotrahina de ievohana, isaky ny hariva, mandritra ny 15andro, ho hitanao eo ny fiovany, na dia sinusite tokony ho didina aza. Raha mbola tsy sitrana, dia miato kely herinandro , ary avereno indray.
- Torimaso 😒
• Maka veromanotra dia ampangotrahina anaty rano ( tsisy fetrany ). Rehetra vita izay dia sotroina isaky ny hariva akohan'ny hatory. Tena mandaitra ( efficace ). Ataovy traitement mihitsy raha mety hoe misotro ray vera isaky ny alohan'ny hatory. Mahasalama ihany koa izany ts'inona 😊
- Aza adino ny mizara mba ho hitan'ny hafa
19/03/2021
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy rehetra.
Manomboka miakatra indray ny isa ny mpiara monina tratry ny aretina amin izao fotoana izao
Izahay dia manentanana anao hatrany hiaro tena , hiaro ny fianakavianao ihany koa 👪
🌿 Mampatsiahy antsika ihany koa fa misy hatrany ny huile essentielle ato aminay izay afaka evohanao ,hanorana ihany koa.
- Ravintsara
- Niaouli
- Rambiazina
- veromanitra
- kininina oliva
- kininim-potsy
🚴 livraison 2000ar daholo
Eto ampamaranana dia maneho fankasitrahana antsika rehetra sahady ary mirarisoa hatrany.
☎ contact :03296 851 95
Miarahaba antsika rehetra,
Ho antsika mitady huile essentielle Ravintsara en kg dia afaka manantona hafatra mihafina fa misy izany mandritra ny fotoana ny fiakaran ny vokatra.
Mankasitraka tompoko
Eto izahay ekipa rehetra dia maneho fisaorana antsika rehetra nanome fahatokisana fa dia lany tanteraka ny stock tsika, 🙏
Entana vaovao daholo indray no atolotra antsika, amin ny kalitao tena azo antoka.
Araho tsy tapaka ny pejy mba hanarahanao ny fihinem bidy rehetra.
Mankasitraka, mankatelina tompokooo 😊
25/10/2020
Miarahaba antsika rehetra
Tolotra mialoha ny fiakaran ny vokatra : 10 000ar afaka misafidy izay HUILE ESSENTIELLE ilainao 3 amin ireo vokatra 10ml ato aminay .
livraison 2000ar daholo hatrany
contact : 032 96 851 95
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
VO12V Manakambahiny
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
