P'tit Shop

P'tit Shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from P'tit Shop, Health/Beauty, Antaninadro Ampandrana, Antananarivo.

Photos from P'tit Shop's post 16/12/2024

Miarahaba antsika rehetra ndray ooo๐Ÿ‘‹๐Ÿป

Ireto ndray ary ny arrivage tsika etoP'tit Shop @ P'tit Shop๐Ÿ›๏ธ
Amzao fety zao ๐ŸŽ‰ dia ireto ny article ho an'ny vehivavy ๐Ÿ’†๐Ÿผโ€โ™€๏ธ

Tongava @ Mp na miantso 0349788619/0334008081โ˜Ž๏ธ
Manao livraison sy mandefa @ faritra iany ko izahay.๐Ÿ“ฆ

Ataovy ary ny safidy fa @ vidiny tena mirary .
Kalitao tsara hatrany no atolotra ho anareo satria ny entana dia qualitรฉ Provenance de France daholo.๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ทโœˆ๏ธ

Tandremo sao tara fa vitsivitsy iany .๐Ÿ˜˜๐Ÿฅฐ

Photos from P'tit Shop's post 28/08/2024

Faly miarahaba antsika indray ny pejin'ny P'tit Shop๐Ÿ‘•,manasa antsika ary hijery izay mety ka tongava Mp na miantso ny 0349788619๐Ÿ“ž.Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra๐Ÿšƒ ihany koa izahay.Ataovy ary ny Safidy fa vonona ny hanome fahafam-po Anao izahay .๐Ÿ˜Š

Photos from P'tit Shop's post 08/08/2024

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅIreto indray ary ny kojakoja maro isankarazany ๐Ÿ˜ @ vidiny mirary.
๐Ÿ’ฅRaha misy mahaliana, aza misalasala miditra Mp na miantso : 034 85 826 77 na 034 97 886 19
Manao livraison sy mandefa any amn faritra izahay ๐Ÿ˜Š

Photos from P'tit Shop's post 08/08/2024

Miarahaba antsika rehetra!
Tongasoa eto amin'ny pejin'ny P'tit Shop ๐Ÿฅฐ
Eto izahay dia manolotra entana tsara kalitao toy ny akanjo, kitapo, fitaovan-dakozia sy maro hafa!
Zahao ary ankafizo ny varotra, ary aza misalasala mifandray aminay raha misy fanontaniana. ๐Ÿ˜Š
๐Ÿ‘‰Commande Mp na miantso 034 97 886 19
๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅIreto ary ny tolotra hanomboan-tsika ny fiarahana ๐Ÿ˜€๐Ÿ‘‡ mety tsara amin'izao vanin'andro izao ๐Ÿ™‚โฃ๏ธ๐ŸŒž
๐Ÿ‘‰Manao livraison sy mandefa any amn faritra izahay

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antaninadro Ampandrana
Antananarivo
101