Kiala kely

Kiala kely

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiala kely, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

01/09/2024

๐๐ฎ๐ž ๐œ๐ž ๐ฆ๐จ๐ข๐ฌ ๐๐ž ๐’๐ž๐ฉ๐ญ๐ž๐ฆ๐›๐ซ๐ž ๐ฌ๐จ๐ข๐ญ ๐ฎ๐ง๐ž ๐ฉรฉ๐ซ๐ข๐จ๐๐ž ๐๐ž ๐ซ๐ž๐ง๐จ๐ฎ๐ฏ๐ž๐š๐ฎ ๐ž๐ญ ๐๐ž ๐ฉ๐ซ๐จ๐ฌ๐ฉรฉ๐ซ๐ข๐ญรฉ. ๐๐ฎ๐ž ๐œ๐ก๐š๐ช๐ฎ๐ž ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฌ๐จ๐ข๐ญ ๐ฎ๐ง๐ž ๐ง๐จ๐ฎ๐ฏ๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž ๐œ๐ก๐š๐ง๐œ๐ž ๐๐ž ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ซ๐ž ๐ฉ๐ฅ๐ž๐ข๐ง๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ ๐ž๐ญ ๐๐ž ๐ซรฉ๐š๐ฅ๐ข๐ฌ๐ž๐ซ ๐ฏ๐จ๐ฌ ๐ซรช๐ฏ๐ž๐ฌ.๐Ÿค

Andrรฉa Prรฉcieuse โœ’๏ธ

31/08/2024

Manao fanambarร na etoana anio Sabotsy 31 Aoรปt 2024 ny Birao sy ny mpitantana ny AvokoProduction, ny acteurs AvokoProduction rehetra tsy ankanavaka.

Noho ny antonjavatra izay tsy mbola fantatra mazava, Ary efa ankininay amin'ny tompon'andraikimpanjakana police BC Anosy, Dia TSY MATY i Babiche actrice!

Manampy ny fianankaviana kosa ny ekipa AvokoProduction amin'ny fitsaboana sy vonjy Aina azy eny amin'ny Hรดpital ankehitriny Ary mametraka ny raharaha amin'ny ara-dalร na.
Amafisina fa naheno sy nahita ny publication tahaka ny olona rehetra izahay, Dia nanadihady sy nitady n'y zavamisy marina, koa ho hita eo ny tohiny.

Mirary soa indrindra tompoko.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo