Fémini'Zen

Fémini'Zen

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fémini'Zen, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Fémini'Zen's post 25/04/2026

C’est le moment de refaire votre stock de douceur ! ✨
Un lot de 3 gros pulls pour seulement 40 000 Ar, ça vous tente ? 😍

Le meilleur dans tout ça ? C'est VOUS qui choisissez vos modèles préférés parmi la sélection ! 🎀🧥

🔥 Ne t**dez pas, les plus beaux partent en premier🔥
✨ Révelez votre style, simplifiez votre vie. ✨
📍 Premier arrivé, premier servi 🛍️
Offre sans retour⚠️

Photos from Fémini'Zen's post 23/04/2026

Préparez-vous à affronter l'hiver avec style ! ❄️✨

Découvrez notre sélection exclusive de pulls, disponibles immédiatement pour sublimer vos journées fraîches.

🧼 Qualité Premium : Chaque article est soigneusement sélectionné et garanti sans aucun défaut.
✨ Le look, le confort, la classe.

Faites votre choix dès maintenant avant l'épuisement des stocks ! 🛍️

Photos from Fémini'Zen's post 09/03/2026

Destockage Total🥰Offre sans retour❌
Oh ry reto a🤩
Na ny mpaka maro ary tsy mahazo an'ireto prix reto nefa ato aminay na mividy ray Ary ianareo dia 8000ar foana ny vidiny 🛍️❤️
koa inona no Mbola andrasana fa alefaso n'y JP🛍️

Photos from Fémini'Zen's post 04/03/2026

Hello girlsss❤️❤️
Live skinny bomba bé tsika rahariva à 18h🔥
Live tsika voalohany ETO amin'ny page io ka hoataontsika amin'ny vidiny tena mirary bé nefa ny qualité tena top🤩🛍️
Izay manao betsaka partage indrindra ny live mahazo 20.000ar🥰
Invitéo Ary n'y namana dia asio réveil ny téléphone rahariva🤩
Zay fa à 18h zany ny fotoana🎉❤️

Photos from Fémini'Zen's post 01/03/2026

Ensemble disponible de suite❤️
taille disponible S M L XL 🥰
Toujours à prix mini🛍️

Photos from Fémini'Zen's post 21/02/2026

On sait ce que vous attendiez... de la fraîcheur et des petits prix ! 🌸
✅ Plusieurs coloris disponibles.
✅ Taille disponible : XS,S, M, L).
✅ Prix : à partir 1000ar et pas plus de 5000ar

❌Pas de réservation ni récupération sans paiement en totalité ❌
Livraison partout🚚

Bon shopping mes amours🥰

19/02/2026

Hello les filles ✨❤️
Petit aperçu de nos arrivages 🤩🔥
Restez connectées pour ne pas manquer notre live photo📸

05/02/2026

Te ho lava Hoho nefa tapaka foana vao miha lava kely💅?
ity misy fikafika kely tsotra sy natoraly afaka afaka atao tsara any antrano💡

Ireto avy ny Zavatra ilaina:
-Huile de ricin
-Huile coco🥥
-Tongolo gasy🧄

Ny fomba fampiasana azy:
Afangaro daholo ny huile de ricin,huile coco🥥 (atao 50% 50% zany hoe mitovy fatra) Ary ny tongolo gasy🧄Ataovy ao anaty tavoahangy kely🧴 ny fangaro rehetra

Asio an'ilay sérum kely iray mitete eo amin’ny loha-rantsana tsirairay isan-kariva alohan’ny hatory. Atao massage tsara ny fototry ny hoho💅 (ilay faritra mipetaka amin’ny nofo) mba hidiran’ilay fanafody tsara🥰.

Aza adino ny manasa tanana amin'ny voasary makirana ny ampitso maraina raha manelingelina anao ny fofon'ilay tongolo gasy🧄.

⚠️Ataovy madio tsara ny hoho vao manosotra ity fangaro ity.⚠️

Zay ndray Ary ny astuce du jour tsika💡antenaina fa hanampy antsika❤️
Aza adino ny manao partage mba ho hitan'ny hafa sao mba mahasoa azy ihany koa🥰
Aza adino ihany koa ny m-s'abonne amin'ny page fa betsaka ny astuces ho hitantsika sady mora karakaraina sy mora hita daholo💡❤️

Photos from Fémini'Zen's post 14/01/2026

Bonne année daholo aloha e🥰❤️
Vaut mieux t**d que jamais hoy ny fitenenana Zay😁
Ahoana nareo amin'ity Addidas samba manja bé ty🤩
Manja e🥰??
Za aloha tena tara e🤩
Pointure 37/23.5cm izy ity❤️
Iza no haka azy🎀
Frip comme neuf✅
❌Sans réservation sans acompte ❌
❌Sans récupération sans acompte ❌
Livraison gratuite 🚚

16/12/2025

Pointure 36-37
FRIP sans défaut
20.000ar🎀
Article sur livraison uniquement 🚚

23/05/2025

Coucou daholo❤️
Ela ela kely tsy nihaona e🥺
Hoavy ny arrivage fa aza miala alavitra nefa a🥰
Hisesisesy ihany koa ny fizarana cadeau sy ny fizarana crédit 🤩

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo