Coiffure Sendra

Coiffure Sendra

Share

Coiffure, esthétique, onglerie, épilation, massage

01/04/2025

Miarahaba antsika ooo
Manomboka androany 01 Avril 2025 dia adiresy tokana ihany no ahitana ny Coiffure Sendra
👉 Croisement vers Nanisana , près de l'arrêt bus194,en face Numerika
☎️038 20 825 58
034 97 911 16

Photos from Coiffure Sendra's post 17/03/2025

Bonjour o! ❤️❤️
Marobe isika no liana amin'ny fametahana Extension cheveux vologasy Misy moa ireo olona mba te hanova "look"na "relooking" hoy isika. Ao koa anefa ireo izay manana volo tsy dia lava loatra na koa manify ka te hanatevina izany💌💌
Koa manasa anao izahay mba ho tonga aty Analamahitsy Salon de coiffure Sendra fa ho afa po tanteraka ianao💝🎇💝

Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny sabotsy , amin'ny 7ora maraina hatramin'ny 6ora hariva izahay
Raha toa ka misy fanotaniana manitikitika dia aza misalasala manotany fa vonona hamaly anao izahay
☎️038 20 825 58

Marihina fa ny Sarany dia natao amin'ny takatrin'ny rehetra"Mirary" ka Tongava maro e!!!💟💌

Pose
Depose
Vente des extensions 💯%vologasy

Photos from Coiffure Sendra's post 04/03/2025
Photos from Coiffure Sendra's post 04/03/2025

Ilay volo manify tiana hatevina iny anie ka afaka asiana extension cheveux e, na koa volo fohy tiana ho lava afaka atao tsara 💌💗💞

Izahay mametaka sy mivarotra extension cheveux 💯% vologasy

Pose: 50 000ar
Dépose: 5 000ar

👉 Coiffure Sendra Analamahitsy , croisement vers Nanisana , près de l'arrêt bus 194
👉 Coiffure Sendra Analamahitsy en face de Super Maki , près de la banque Sipem

25/12/2024
04/12/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ben Ando, Mirana Ras, YinYang Bou Tik, Eri Cah, Avisoa Aina, André Isandratra, Tamanivilo Gasy, Nirina Rahary, Joda Tolojanahary, Thierry Hajanjatovo Ratolotra

13/11/2024

Cc daholo , ndao @ Zay atao manjakely ny volo fa elaela zay tsika tsy nihaona 🥰🥰
Aza misalasala manao famandrian toerana ao @ 038 20 825 58

Photos from Coiffure Sendra's post 13/07/2024

Rehefa andro toy inona no Manao chignon ?💌💌
Amin'ny ilay fotoana miavaka iny
Omena idée kely aloha tsika androany
Afaka misafidy tsara ,mety koa mitondra modèle izay tianao








Teorana malalaka
Prix tena mirary zakan'ny rehetra
Fandraisana mahafa-po
0382082558

29/05/2024

Efa nifidy ve o ? 🤭🤭🤭

Ny fanontaniana mipetraka matetika anaty Mp dia hoe: « misokatra ve ianareo androany ? »

Misy manao manjamanja alohan’ny mandeha mifidy 😅 tena mety e! Hita tsara ilay ongle manja kely 😍

Afaka hoe rehefa avy any koa anie no mandalo e.

Nos heures d’ouverture :
🗓️Lundi- samedi de 7hr à 17h30

📍 Coiffure Sendra, Croisement Analamahitsy vers Nanisana, près de l'arrêt bus 194

📲 038 20 825 58 | 034 97 94 16 | 032 15 129 67

27/05/2024

Betsaka isika no manontany prix dia asesy kely eto semaine ty.
Atomboka tsika :

👉Pose: 50.000 ariary
👉Depose: 5000 ariary

Ireto ireto ny volo disponible, 100% vologasy à partir de 150.000 ariary.

📍 Coiffure Sendra, Croisement Analamahitsy vers
Nanisana, près de l'arrêt bus 194

📲 038 20 825 58 | 034 97 94 16 | 032 15 129 67

🗓️Lundi- samedi de 7hr à 17h30

27/05/2024

✨Celebrate Mom With Massage ♥️

🎁 Inona no mba nataonareo cadeau an’i neny ? ☺️ mba alefaso kely ao hoe 🫶

Ary nanao aona ny fety ? Sao dia reradreraka aloha dia asiana massage kely e ? 💆‍♀️💆

🥳🥂 Efa manao massage mantsy izahay, surtout hoan’reo tsy nahavita nanome zavatra kely, tena reraka mikarakara antsika izy reny fa omeo « moment de détente kely 🥰

🔥 Aza misalasala tonga dia miantso maka rendez-vous.

📍 Coiffure Sendra, Croisement Analamahitsy vers
Nanisana, près de l'arrêt bus 194

📲 038 20 825 58 | 034 97 94 16 | 032 15 129 67

🗓️Lundi- samedi de 7hr à 17h30

26/05/2024

Passez une bonne journée de fête des mères 😘😘😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Analamahitsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:30
Tuesday 07:00 - 17:30
Wednesday 07:00 - 17:30
Thursday 07:00 - 17:30
Friday 07:00 - 17:30
Saturday 06:00 - 18:00