Dr AINA Naturopharma
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dr AINA Naturopharma, Health/Beauty, Naturopharma Sabotsy Namehana (près de la pharmacie S Namehana), Antananarivo.
01/12/2025
ROA BOITE ANIE NO AMPY E!
Tamin'ny Zoma, nisy olona tonga teny amn'ny foire dia niresaka sady nitantara hoe : vao nihinana ilay naturodetox 1 andro hono izy dia tena maivamaivana be ny vatany... Faly be izy sady averiny foana hoe mety be amiko, mety be amiko....
Androany indray couple iray no tonga, dia nividy 4 isa fa hoe hiakatra eo hono ny vidin'io 🤭🤭
Tena tsara tokoa aloha io NaturoDetox io noho ny Zéolithe sy charbon actif ao anatiny... ❌❌ ny mampinono sy ny bevoka ihany aloha no tsy afaka mihinana azy hatreto.
Efa tonga etý Sabotsy Namehana ihany koa ny DETOX e!👊
🥰🥰 Mankasitraka an'ireo rehetra tonga nitsidika ny stand Naturopharma nandritr'ireny foire ireny... Amin'ny manaraka indray 🤞🤞
💚🇲🇬 Naturopharma - Samy salama no tsara
❤ "Soigner naturellement, accompogner scientifiquement" ❤
29/11/2025
Mbola etý izahay androany fa tongava e!
Dr Manitra sy Dr Aina
naturellement, accompagner scientifiquement!
28/11/2025
AGORA SANTÉ MADAGASCAR
tongava mitsidika ianao io fa TSY MISY VIDIM-PIDIRANA!
'nyFahasalamana
25/11/2025
" La Science ne fait pas mieux que la Nature " 🌱🍃
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andry Ravelojaona Alias Descartes, Randrianoelisoa Tsiry Mah, Rindravelona Rindra
22/11/2025
Consultation gratuite🏃
Test diabète gratuit🏃
Mahamasina
Antaninarenina
038 72 307 42
22/11/2025
Eh!!! andao...
Andeha anie izahay fa anio ny fiafarany e, ho eny "Clean Expo" eny Mahamasina sy eny @ Foire "Ny vita malagasy" eny Antaninarenina izany! aza adino fa eny isika mihaona 😊🤗
038 72 397 42
13/11/2025
🎙️ DIABETA : MISY FANANTENANA, MISY VAHAOLANA... FA TSY MISY SAKAFO TSY VOARARA 😅
Zoma 14 Novambra @10 ora maraina 👉 miomàna amin’ny fandaharana manokana ho fanentanana sy fanabeazana momba ny diabeta!
🧠 Zoky Andry Mampifaly, Naturopathe, hanazava amintsika hoe ahoana no hiaina tsara na dia misy diabeta aza.
📻 Mihainoa amin’ny Natiora Radio manerana ny Nosy:
🔊 98.2Mhz Antananarivo
🔊 103.2Mhz Antsirabe, Toamasina, Mahajanga
📱 Live Facebook & Webradio koa misy!
👉 Raha mbola misotro ranom-boankazo 3 vera isaky ny sakafo ianao dia mila mihaino ity fandaharana ity 😅
11/11/2025
Ho fankalazana ny andro maneran-tany ny diabeta dia araraoty fa maimaim-poana ny fitiliana diabeta eto Sabotsy Namehana ny tontolo andron'ny zoma 14 Novembre 2025 izao!tongava maro ary fa BÔJOOOO!!!🌱☘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Naturopharma Sabotsy Namehana (près De La Pharmacie S Namehana)
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
| Saturday | 06:00 - 06:15 |
| Sunday | 06:00 - 06:15 |
