HAIR Gaby CHIC

HAIR Gaby CHIC

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HAIR Gaby CHIC, Beauty, cosmetic & personal care, Antaninarenina, Antananarivo.

25/11/2025

😍Voninahitra hoan Andriamanintra?1ans izay no nisiany Sallon de coiffure 😍🥳🥳🥳

tongava maro amin ity hetin andro ity fa musy fihenambidy 50% ny prestation izay oataonao🥳🥳🥳

Photos from HAIR Gaby CHIC's post 12/11/2025

😍manimanitra fêty ô😍

Tsimitsahatra ny Hair Gavy Chic mitady ny soa sy ny tsara hoantsika rehetra hatraby😍😉😉

💝tsinivolo sy tahery ihiany fa ny aminao manontolo😍💝
Ndeha homena hanitra sy fahadiovana

🥰Efa ao aminy sary ny prix Tompoko🥰 aza misalasala minatso hatrany

contacts:037 45 873 42 😘🥰

08/11/2025

😍Tapitra ny promo lissage brezilienne 😍

isaorana antsika rehetra tonga namaly ny offre,

miverina 90000ar manomboka eto ny prix tsika😉🥰😍😘

08/11/2025

😍Misaotra antsika rehetra tonga namaly ny antso,Tapitra ny faha 03 Aout lasa ny promo lissage Brezilienne😍,
fa mbola afaka tonga fona manao volo sy tarehy,tohizo fona ny hamanjana ry andriambavy hajaina,
miverina 90000ar manombok eto ny prix antsika😉🥰😍😘🙏

Photos from HAIR Gaby CHIC's post 27/10/2025

😍promo Baomba be ô😍

allô allô💇‍♀️💇‍♂️

lissage 60000ar

coloration 50000ar ,aza misalasala minatso
manomboka anio 27 oct jusq au 5 nov

contact:037 45 876 42

Photos from HAIR Gaby CHIC's post 24/10/2025

🎉🎈Feno 1 taonao anio sahady ny salon Hair Gaby chic🎈🎉,
😍Owaooo Tsara ny Tompo😍
voninahitra hoan Andriamanitra
isaorana ny fitondrany🙏🙏
hoanzay tonga manao prestation aty amin ity farany herinandro ity mahazoa remise 30%

Photos from HAIR Gaby CHIC's post 09/10/2025

Tafaverina indray isika ,vita ny taty amin faritra dia hiverina Eto Tana ,misokatra manomboka ny le 15 octobre zao ny promotion colloration Special Halloween mora indrindra 🥰😍40000ar😲🥰 ,😍😍zay tinao😍😍

RDV a Domicil
info: 037 45 873 42

02/10/2025

Faly miarahaba Antsika rehetra tompoko

Amintoedraharaha misy eto amin firenenena tompoko dia mikaantona andro vitsivitsy ny sallon Hair Gaby Chic🥰🙏

Mirary fiononana feno hoan izay rehetra traatra ny tsinampoieina tamin iny octobre lasa ireny,very asa very fanana na koa namoy havana ,miondrika ampanetretena tompoko dia mahereza daholo🥲🥲😢😢🙏💪

FA EFA TSIMANALAVITRA NY VOLAN NY FANAMBADINA VODIONDRY NA FANAMASINANA NY MARIAZY ISIKA ATSIHOATDY dian ny volana Novembre sy Decembre hoavy izao

🏩Hono izany aza misalasala maka RDV hoany lah na vavy fa vonona fona izahay anome zay tsara indrindra avy aty aminay,
afa mifampiresaka tsara 👰‍♀️👰👳👳‍♀️

😍mapihaingo nadravehivavy sy izay ramose ihiany koa😍

Itaosy Bemasoandro Eto Tana no misy anay ,de afaka mintso avy hatranany tompoko maka RDV,Eny afaka mideplace fa plus frais fotsiny,arakaraka ny halavirana tompoko ny frais😍🥰🙏

HAIR GABY CHIC
infos 037 45 873 42

Photos from HAIR Gaby CHIC's post 20/09/2025

Hoarahanjaza lahy 7 sy fito vavy🥂

😍💥AZA MISALASALA MAKA RDV hoanizay mbola mikarakara Andro hoan ny Fanambadina💥😍🥳🥳

Photos from HAIR Gaby CHIC's post 20/09/2025

😍Miarahaba sy misaotra anareo 2 kely sahady,ho lamaban akoho😍👰‍♂️
Misaotra tamin fahatokisana
Mirary tokatarano sambatra tahin Andriamanintra

Photos from HAIR Gaby CHIC's post 02/09/2025

😍🥳Promotion pâque marriage moraa be🥳 😍

😍150000ar😍
💥Mak up
💥Signion
💥Pose vernis semi permanante
💥Na pause vernis faux ongles

👸👰Efa atao cadeau ny mapiananjo madama isany a😍😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antaninarenina
Antananarivo