Groupe AIMéS
Besoin de soin! Besoin de toi
29/11/2025
22/01/2025
DIALYSE NATUREL, PURIFIER NATURELLEMENT SON SANG
Les jus de fruits , sont d’une grande aide pour faciliter la dépuration sanguine et l’élimination des toxines de notre organisme. Nous allons partager avec vous les meilleures boissons pour dépurer naturellement votre sang et prévenir les maladies provoquées par des accumulations de toxines.
Ingrédients
-1 Litre de jus de citron pur
-1 Litre de jus d'ananas
-1 Litre de d'orange
Extraire le jus des fruits sans ajouter de l'eau
Mélanger le tout pour avoir un mélange homogène
Prendre 1 litre du mélange chaque jour pendant 3 jours
Vous pouvez le mettre au réfrigérateur comme vous pouvez laisser ça ne se gâte pas
22/12/2024
Je vous souhaite un joyeux Noël à vous et à votre famille, que cette journée soit remplie de joie et de bonheur!
Mailo sy mitandrina aloha!
28/06/2024
Bonne weekend à tous !!!
Groupe AIMéS
11/06/2024
1 volana mialoha dia misy fambara miseo @ vatana milaza fa misy AVC.
Aza atao tsinotsinona izany mba tsy hotonga any amin'ny paralysé ( malemy tanteraka tsy mahazaka ny vatana intsony)
Ireto ny fambara alefany:
-mety hivilana ny vava, miraikidraikitra ny vava, mavesabesatra ny lela, mikorontana ny fomba fiteny,miraradraraka hoazy ny ranonivy, misy mot latsaka rehefa miresaka...
-mavesabesatra ny ila-batana, mety ny tongotra, mety ny tanana...
Raha sanatria ka tsy voavonjy dia amin'ny fotoana hiakaran'ny tosidrà tampoka dia hitarika hoany amin'ny mampalemy...
Raha miseho ireo fambara ireo dia manatona haingana hopitaly mba hazahoana fitsaboana mifandraika amin'izany! Indrindra indrindra ny fampitoniana an'ilay tosi-drà miakatra... Afaka manohy fitsaboana miadana amin'izay ianao aorin'ilay fampitoniana tosi-drà iny! Somary fohifohy lavalava ny fitsaboana ka mila faharetana kely. Ary azo averina amin'ny laoniny ny fahasalamana.
Mirary antsika ho salama lalandava
Groupe AIMéS
09/06/2024
Bientôt à Antsirabe!
Stay connected
Groupe AIMéS
09/06/2024
Bientôt à Moramanga!
08/06/2024
🌟 𝙉𝘼𝙎𝙃 𝘿𝙖𝙮 🌟
Certains l'appellent 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒅𝒊𝒆 𝒅𝒖 𝒔𝒐𝒅𝒂, d'autres 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒅𝒊𝒆 𝒅𝒖 𝒇𝒐𝒊𝒆 𝒈𝒓𝒂𝒔. Aujourd'hui, découvrez la 𝗦𝘁𝗲́𝗮𝘁𝗼𝘀𝗲 𝗛𝗲́𝗽𝗮𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗡𝗼𝗻 𝗔𝗹𝗰𝗼𝗼𝗹𝗶𝗾𝘂𝗲, connue sous l'acronyme anglais 𝑵𝑨𝑺𝑯.
𝑪’𝒆𝙨𝒕 𝒒𝙪𝒐𝙞 ? 🤔
La stéatose hépatique non alcoolique est 𝙪𝒏𝙚 𝙖𝒄𝙘𝒖𝙢𝒖𝙡𝒂𝙩𝒊𝙤𝒏 𝒅𝙚 𝙜𝒓𝙖𝒊𝙨𝒔𝙚 𝙙𝒂𝙣𝒔 𝒍𝙚 𝙛𝒐𝙞𝒆, causée par une alimentation riche en graisses et en sucres, ainsi qu'à un mode de vie sédentaire.
⚠Cette maladie reste longtemps silencieuse ! Les signes n'apparaissent qu'à un stade avancé.
🚨𝑸𝙪𝒆𝙡𝒔 𝒔𝙤𝒏𝙩 𝙡𝒆𝙨 𝙛𝒂𝙘𝒕𝙚𝒖𝙧𝒔 𝒅𝙚 𝙧𝒊𝙨𝒒𝙪𝒆 ?
• Diabète de type 2
• Syndrome métabolique : Obésité abdominale + au moins deux de ces facteurs : taux de triglycérides élevé, faible taux de bon cholestérol (HDL), hypertension artérielle, taux de glycémie élevé.
🩺 𝙌𝒖𝙚𝒍𝙨 𝙨𝒐𝙣𝒕 𝒍𝙚𝒔 𝒔𝙞𝒈𝙣𝒆𝙨 𝙙'𝙖𝒍𝙚𝒓𝙩𝒆 ?
• Fatigue
• Douleurs dans le ventre
• Rougissement des mains,
• Jaunissement de la peau et des yeux
🌿 𝘾𝒐𝙢𝒎𝙚𝒏𝙩 𝙥𝒓𝙚́𝒗𝙚𝒏𝙞𝒓 ?
• Adoptez une alimentation équilibrée et pratiquez une activité physique régulière.
• Perdre du poids peut arrêter la progression de la NASH dans 90 % des cas.
👉Voyez sur l'image un aperçu du NASH. Nous vous partageons seulement des connaissances, le diagnostic ne se fait qu’après consultation d’un médecin.
Prenez soin de votre foie, il prend soin de vous ! 💚
Groupe AIMéS
05/06/2024
FOMBA FANALANA "APHTE"
😪 Anisany aretina tena mampijaly izy ity, kely mahasosotra izay izy, ao anaty vava ao. Ny antony mahatonga azy dia noho ny sakafo hafahafa ohatra na faharerahana.
✅️ Ireto ary misy fomba tsotra tena tsotra maha afaka azy:
✨ Karibonetra
Alaina ny karibonetra dia apetraka moramora eo ambonin’ilay aphte, mangirifiry fa miaritra kely
✨ Sira
Manao « bain de bouche » amin’ny ranon-tsira
✨ Vinaigre de cidre
Alatsaka mivantana eo amin’ilay aphte ihany koa
✨ Tantely
Asina tantely kely eo amin’ilay aphte, sady manamaivana ilay fanaintainana
✅️ Ireo rehetra ireo dia somary averimberina kely, in-2 na in-3 isananandro eo mandrapaha afak’ilay "aphte", tokony tsy ela anefa.
⚠️ Aza adino ny maka aina sy misotro rano tsara.
Raha manana fikafika hafa amin’ireo ianareo dia mba zarao 🤩
Raha hitanao fa mahasoa anao dia aza adino mizara amin’ny namana sy ny fianakaviana.
SAMY SALAMA E 👋
--------------------------------
Mirary soa dia aza adino ny mi-abonné amin'ny pejintsika
GroGroupe AIMéS
30/05/2024
🤔 PRÉDIABÈTE - Inona izany ?
Manasa anao hamaky ny ranty hatramin'ny farany.
⚠️ Ny "prédiabète" dia fambara maneho ny fiakaran’ny tahan'ny siramamy ao anaty rà, izay mety hitarika any amin’ny diabeta karazany faharoa (Diabète type 2) raha tsy misy ny fandraisana an-tanana.
‼️ Io dia toy ny FAMANTARANA FANAIRANA. Raha ny marina, ny diabeta karazany faharoa dia tsy miseho tampoka fa mandalo amin' io dingana io.
INONA ARY NO TOKONY ATAO 🤔?
✅️ Raisina ireo fepetra mikasika ny fahadiovana sy ny sakafo (fanombohana fanaovana fanatanjahan-tena tsy tapaka, fameràna ny sakafo tsy ara-pahasalamana, ny alikaola, ny fifohana sigara...).
✅ ️Afaka sitrana tsara araka izany ny "prédiabète".
------
SAMIA MIZARA ho fanampiana ny hafa - Mankasitraka tompoko 🙏
GroGroupe AIMéS
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Sunday | 08:00 - 11:00 |
