Distributeur Naturopharma Ampasapito

Distributeur Naturopharma Ampasapito

Share

La solution naturel

13/04/2026

Gripa
Aretin-tenda
Tazo mahery
Vanin-taolana godro..
Izany indray izao no misy 🥴🥴🥴

Tonga dia Maxi zinc sy Ecoverme en sachet.

26/11/2025

Resaka "calculs" , calculs rénaux, fisian'ny vato any anaty voa,

Aza maika hoany @ hoptaly fa Ampiasao ny celeri sy voasary makirana,

👉👉 Céleri +citron efficace pour calculs rénaux
Rano mangotraka 1 litatra, arotsahy ao ny celeri vodiny anakiray. avelao hangatsiaka, ary asio ranona voasary makirana tapany (silany).
Atao fisotro isanandro ...Ataovy 7 ka hatram 21 andro.

👉👉Eo ihany koa ny ARGENT COLLOIDAL sy VITAMINE C PURE afaka manampy anao tsara raha efa ngezangeza.

Mila misotro rano be rehefa tena misy, rano mantsy no manampy azy hidina andeha amin'ny pipy rehefa potik'ireo voalaza etsy ambony ireo izy.

Raha mbola tsy misy dia jereo ny sary dia tandremo ny sakafo.

Naturopharma - Samy salama no tsara 💚🇲🇬

RENAL

25/11/2025

IANAO KOA VE?

Manaraka ny pejy eto foana nefa
❌ Rehefa maraina mbola mihinana m**o sy dite be siramamy ihany
❌ Rehefa hariva m**o misy dibera + dite ampiana ronono velona atao mamy tsara
❌ Rehefa goûté mbola paty 1000ar + saosy voanjo na composé tsy asiana lasary fa paty sy macaroni ihany
❌ Zara raha mihinana voankazo sy legioma
❌ Vao tsy misy hena io laoka io na poulet de chair dia tsy laoka.

Manao ahoana ny fahasalamanao ao izao?
☑️ Tsy misy rivotra ny vavony?
☑️ Mbola tsy mivoaka ilay aretin'aty?
☑️ Mikaka isanandro ihany?
☑️ Mahita tory tsara amin'ny alina?
☑️ Milamina tsara ilay tension?
☑️ Tsy bebe kizitina?

Mahazo naoty firy insray ianao androany???

Miaraka amin'ny Naturopharma - Samy Salama no Tsara 💚🇲🇬

12/11/2025

🎙️ DIABETA : MISY FANANTENANA, MISY VAHAOLANA... FA TSY MISY SAKAFO TSY VOARARA 😅

Zoma 14 Novambra @10 ora maraina 👉 miomàna amin’ny fandaharana manokana ho fanentanana sy fanabeazana momba ny diabeta!

🧠 Zoky Andry Mampifaly, Naturopathe, hanazava amintsika hoe ahoana no hiaina tsara na dia misy diabeta aza.
📻 Mihainoa amin’ny Natiora Radio manerana ny Nosy:
🔊 98.2Mhz Antananarivo
🔊 103.2Mhz Antsirabe, Toamasina, Mahajanga
📱 Live Facebook & Webradio koa misy!

👉 Raha mbola misotro ranom-boankazo 3 vera isaky ny sakafo ianao dia mila mihaino ity fandaharana ity 😅

Photos from Natiora Radio Ofisialy's post 03/10/2025
Photos from Zoky Andry Mampifaly Naturopharma's post 29/07/2025
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ampasapito Tsimialonjafy
Antananarivo
101