Fitia Makeup MDG
Chacun a sa beauté.Nous aidons juste à l'affichée❤️
18/12/2025
Coucou tout le monde😍
Ho avy ny fety🎄❣️
Mila manao manja🥺😻
Mbola tsy tara raha izao no ianatra🩷
Promotion ‼️ 5.000ar‼️ mianatra manao makeup en ligne
Efa maro loatra ny afapo sady tsy maitsy mahay😊💜
Ka andao ianatra anao manja fa mirary be sarany😌🌷
N'aiza n'aiza misy anao🥰
21/11/2025
❣️Coucou tout le monde❣️
Efa ho avy zao ny fety 🎄ka ando ianatra anao manja e💜
promotion‼️ 5.000ar ‼️mianatra manao makeup en ligne🥰
Tena mora loatra😘nefa tsy maintsy mahay😍
Naiza2 toerana misy anao afaka mianatra fon😻
Na debutante na amateur mety foan🌟
Efa maro ny afapo fa andao ianatra e💗
06/11/2025
Coucou tout le monde🌺
Asiana promotion indray ary ny fianarana manao makeup en ligne😍❣️
‼️5.000ar‼️mianatra ny etape rehetra momban'ny maquillage💗
Enarana ny makeup simple😌ary événementiel🌷 miaraka @ asan'ny fitaovana tsirairay sy ny fika2 rehetra
Efa maro ny afapo🥰
04/10/2025
A l'occasion de❤️🔥mon anniversaire de demain🎉 🎂
Izay rehetra mianatra manao makeup en ligne☺️ dia atao @ sarany ⭕‼️4.000ar‼️⭕
Atr@ rahampitso Alahady 5 Octobre🩵ihany à minuit no tapitra io promotion sy cadeau io🌹
Ka andao ianatra ary fa sady mora ahaizana no efa natao cadeau tsara be🥰
Efa maro no afapo💗💄
03/10/2025
Coucou tout le monde🌹
Asiana promotion❤️🔥 ihany aloa ary ny fianarana manao makeup e💄💗
‼️14.000ar‼️ mianatra manao makeup mivantana
Izahay no manantona sy miantoka fitaovana💜
‼️5.000ar‼️ mianatra en ligne tsy maintsy mahay
Efa maro be ny afapo🥰
24/09/2025
Coucou tout le monde 😍 💗
Tinareo mihitsy ity manao traçage sourcils ity😁❤️ nefa na efa maro ary ny tuto mampianatra azy ato @ pejy dia mbola misy mangataka Vaovao ihany😌❤️🔥
Ito izy ita akaiky tsara fomba fanaovana azy😘
Misy pack sourcils ato aminay @ sarany 15.000ar fotsiny🤩💖
Avitana volomaso manja be tahak'izao🥺❣️
Sady raha io no tsy mivoka tsara dia tsy mivoka daholo ny tarehy rehetra🫣
Nefa na io fotsiny ary no atao dia efa manova😻 endrika fa tsy mila manao makeup complet 😁
Sady izay mividy pack ato aminay dia mahazo fampianarana mampiasa ilay izy gratuit 🥰
Misy fanazavana isakin'ny sary💕
Mampianatra makeup en ligne sy mivantana ihany ko izahay 💋💄afaka manantona anao
Araho atr@ farany ary🧡💛🩵💚💜
17/09/2025
Coucou tout le monde😍
Tohizana ihany lo ny promotion😻💥
❌14.000ar❌mianatra manao makeup mivantana sady manantona anao za no miantoka fitaovana😍
❌5.000ar❌ mianatra en ligne 🤩
Efa maro loatra ireo afapo💗
Sady mivarotra fitaovana ihany koa izahay ka raha sady mianatra no mvidy dia gratuit frais de livraison💖
Andao iaraka ampitombo fahamanjana e🥰❣️
11/09/2025
Promotion mianatra manao makeup☺️
❌14.000ar ❌raha mivantana ary ❌5.000ar❌ raha en ligne
Manantona anao za ianatra mivantana sady miantoka fitaovana😌❤️
Mivarotra fitaovana ko izahay😍 ka raha sady mianatra no mvidy dia gratuit frais de livraison❣️
Efa maro no afapo fa andao ianatra e🫦💄
01/09/2025
Produit cosmétique disponibles à débattre
Vente (en gros et détails)
Prix sur chaque photo
Mandefa @ faritra
Tel: 0388686099/0328557990
30/07/2025
Coucou tout le monde💖
Marobe nareo nangataka Promotion @ fianarana manao makeup😍💄
❌14.000ar❌raha ianatra mivantana za no manantona anao sy miantoka fitaovana 😌
❌5.000ar❌ raha ianatra en ligne mora ahaizana kely 😊
Mivarotra produits ihany koa izahay 🥰ka rah sad mianatra no mvidy dia gratuit frais de livraison😻
Efa marobe ny afapo❣️
01/07/2025
Coucou tout le monde 💥
Vita izay ny fety❤️🔥
Volana vaovao no ho atrehana😌❣️
Aleo asiana promotion indray ny fianarana manao makeup 😍 💄
❌14.000ar❌ raha ianatra mivantana ary ❌5000ar❌ kosa raha ianatra en ligne
Maro no efa afapo😁🫦
Mivarotra fitaovana rehetra ilaina ko izahay @ vidiny mirary💖
Andao ianatra ary e
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Itaosy
Antananarivo
102
