Manjakely Beauty Anosy
Salon de coiffure- Épilation- Esthétique- Onglerie sis au centre commercial "Zoky Centre" 1er étage Box 11.
Ampitan'ny vavahady fidirana ao @ zaridaina, ambonin'nyrestaurant Pakopako. Misokatra Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy 07h30 à 17h30.
07/07/2026
Aleo madio foana na mangatsiaka ary ny andro Cire chaude avec bandes no anaovana azy ✨
Anosy Zoky Centre box 11
05/07/2026
Izay finition tianareo e 😍🤩 10.000Ar ihany ny manao an’izao ato @ Manjakely Beauty Anosy Zoky Centre box 11- Ambonin’ny restaurant Pakopako mahamasina 1er étage
➡️➡️ Shamp+ Soins+ brushing+ steampod
27/06/2026
24/06/2026
Aiza daholo ilay niandry gommage? Efa miverina manao izahay an gommage express 5.000Ar ihany. Manadio tsara ny tarehy io an 💚🤍❤️
23/06/2026
Araraoty fa ela indray vao misy an ❌✅❌ hatr@ Sabotsy 27 Juin io ⭐️❤️⭐️ ela be vao maniry indray, madio s’y malama tsara ❤️💚
0349519233- misokatra ny 26 Juin hatr@ 12h
22/06/2026
Misokatra ny 26 Juin 8H à 12H 🤍❤️💚
22/06/2026
Tsy misy hoe mitombo ny prix fa lavabe ❌❌
➡️ 10.000Ar Shamp+ brushing+ lisse/ boucle/ wavy misafidy finition ✅✅✅
📍Anosy Zoky Centre box 11- 1er étage ambonin’ny restaurant Pakopako
20/06/2026
Epilation aisselles 5.000Ar ✨💫
Résultat longue durée, madio tsara, tsy misy fofona izany intsony rehefa miala ny volo ⭐️
📍 Anosy Zoky Centre box 11
20/06/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Centre Zoky Anosy 1er étage Box 11
Antananarivo
TANA101
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 17:30 |
| Tuesday | 07:30 - 17:30 |
| Wednesday | 07:30 - 17:30 |
| Thursday | 07:30 - 17:30 |
| Friday | 07:30 - 17:30 |
| Saturday | 07:30 - 17:30 |
