Tsoa'Nail

Tsoa'Nail

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsoa'Nail, Beauty Salon, Akadindramamy Total, Antananarivo.

💅 Prothésiste Ongulaire Passionnée
✨ Transformer les ongles en œuvre d’art
🌸 Beauté • Élégance • Confiance
📍 Prendre soin de vos mains, c’est mon métier
💖 Chaque détail compte, chaque cliente est unique
📩 Réservation en message privé
🏠à domicile

31/05/2026

Salama daholy ooooh👋🥰

Eto dia te hiarahaba ireo Reny manonkana aho 🤱 Ilay Reny be fitiavana 🥰 Andro manonkana ho azy androany ka mendrika azy n'y arahaba sy n'y firarintsoa ♥️

Arabaina Daholy izay Reny rehetra 🤱 mirary ny soa sy ny tsara ho anao izahay ☺️ ho lava Andro hiainana anie dia ho tahin'ny Tompo hatrany 🥰

Te hiarahaba Ilay Reniko manokana koa aho satria Raha tsy izy tsy toy izao aho ☺️ izy Ilay niaritra n'y jaly sy nitondra 9volana an-kibo🫄 nitaiza Ary nikolokolo 🤱🥰 Mananatra Raha toa ka misy tsy mety atao manoro n'y lalana izay tokony ho aloha sy n'y tokony atao 🥰

Bé loatra n'y fitiavan-dReny ♥️ ka manafatra ho antsika zanaka aho Raha Mbola eo io Reny io dia tiavo sy tolory izay fitiavana rehetra izay hanananao satria izy Ilay Naha toy izao anao ☺️ na dia maditra Ary ianao dia tiany foana ka tiavo izy fa tsy rehefa tsy eo izy VAO ho anenina eo

Eto dia mankahery ireo izay tsy anilany intsony aho🥺 Mbola ao Ilay Andriamanitra be fitiavana 🥰 sy bé famindram-po anome izy tsy ampy eo aminareo ka miaraka fa aza mitanondrika 🙂

Izay fa be loatra fa Mirary Fety sambatra ho an'ny Reny rehetra izay ato amin'ny Tsoa'Nail ♥️✨

Photos from Tsoa'Nail's post 28/05/2026

Ireto Ary misy modèles Kely omeko anareo indray Eeeh 🥰

Pose Gel X 💅 french rouge ♥️ et doré ✨
Extension gel sur demi-caspule 💅 french blanc 🤍 et doré ✨⭐ Nomenah Rkt
Pose faux ongles 💅 cat eyes marron 🤎😻

Iza Ary no safidinareo eeeehh?!?

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie à gauche 🏠
☎️ 033.60.340.96
⌚ 7h30 -18h
⚠️ Dimanche sur rendez-vous uniquement 📩☎️

26/05/2026

👋 erinandro vaovao indray 🥰

Ho AVY indray ity Ilay fetin'ny Reny 🥰 MBA ampifalio Ilay maman anao ☺️ izahay ato amin'ny Tsoa'Nail dia manana cadeau omena n'y Reny rehetra 🥰
Hoho 💅 ihany no misy cadeau Kely 🥹

Mivoha foana n'y salon antsika amin'ity erinandro ity ☺️ à 7h30 -18h 💅

Pose vernis sur ongles naturels 💅avec cat eyes bleu 🩵

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie à gauche 🏠
☎️033.60.340.96
⌚ 7h30 -18h
⚠️ Dimanche sur rendez-vous uniquement 📩☎️

20/05/2026

👋 aiza isika tia Hoho naturels Eeeh 🥰

Aza avela amin'izao fotsiny oa io tanana mafatifaty io 🙃 na Ilay lazaina fa ratsy be iny 🥹
Ato amin'ny Tsoa'Nail anie dia lasa manja be le tanana ee🥰

Afaka atao GAINAGE 💅 dia afaka atao Pose vernis sur ongles naturels koa 🥰

Ity izao Pose vernis sur ongles naturels 💅 jaune💛 avec french et feuilles d'or ✨

Aza variana mitazana fotsiny Ary fa AVY hanao manja manja bé eeeeeehhh 👋☺️🥰

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 🏠
☎️ 033.60.340.96
⌚ 7h30 -18h Lundi jusqu'à Samedi
⚠️ Dimanche sur rendez-vous uniquement 📩 ☎️

18/05/2026

Ho AVY indray ity n'y fety ☺️🎉
Ho anareo izay hanao rendez vous dia efa tokony manao fa efa betsabetsaka izy ato aaah☺️

Ity Ary aloha misy modèles mamy be omena anareo Eeh 😍 Kiala Natiora merci beaucoup kiaa mahatoky 🥰

Pose Gel X 💅 french blanc 🤍 avec fleurs 3D blanc et bleu 🩵

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 🏠
☎️ 033.60.340.96
⌚ 7h30 -18h Lundi jusqu'à Samedi ⌚
⚠️ Dimanche sur rendez-vous uniquement 📩☎️

😍Tsoa'Nail 😍

15/05/2026

Izany Maman rehefa manao manja2 💅🥰
Mahafinaritra ahy mihitsy ny mijery Ilay maman mikarakara vatana otran'izao 🥰 Sady sariaka bé mihitsy izy ☺️♥️

Pose vernis sur ongles naturels avec vernis cats eyes rose 🩷

Sady feno tsikirsiky ery izy ☺️ Sady vita volo no vita Hoho saingy tsy azo sary le volo tsara bé🥹

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 🏠
☎️ 033.60.340.96
⌚ 7h30 -18h Lundi jusqu'à Samedi ⌚
⚠️ Dimanche sur rendez-vous uniquement 📩☎️

(Efa ambany izahay fa aza mijery ambony intsony amin'ilay salon 😅☺️🏠)

12/05/2026

Ho anareo ato amin'ny page Tsoa'Nail ♥️

Mivoha n'y salon antsika amin'ny Alakamisy 14 Mai izao Ary afaka mandray rendez vous volo 💇‍♀️ na Hoho 💅 na tarehy☺️ izahay n'a maraina be Ary dia afaka mandray anao izahay ☺️

👉Ity ihany koa n'y valiny Lalao izay nataontsika omaly
Tsy nisy nahamarina Ilay izy 🥺 5 Mars 2025 🥺 Ilay izy fa tsy 3mars 🥹

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 🏠
☎️ 033.60.340.96
⌚ 7h30 -18h
Message privé 📩 ou Appel☎️ rendez-vous

11/05/2026

Rehefa nandinika Kely aho dia asiako Lalao Kely indray aloha 🥰☺️

Lalao mora Kely izy ity aah🥹 eto no ahitana hoe tena mpanaraka n'y page tokoa ve ianareo ato ☺️🥹

👉Volana inona Ary faha firy no nanokafana na anniversaire n'y page Tsoa'Nail ?

Izay olona 2 mahita n'y valiny marina sy manaraka ny fepetra dia mahazo ireto 🎁🎁

1- Mahazo Extension Gel sur demi-caspule à 15.000ar toutes modèles 🥰

2- Mahazo pose faux ongles à 10.000ar fa izaho no mitady modèles fa manana choix 2 ianao 😁

Mety hoy ianao oe to mora be le faha roa fa tsy hainao Ilay modèles ao aaah😁

⚠️Asina fepetra ihany aah: partage🔄+ capture📲+mi-invité namana 3 👥

Izay Ary fa rahampitso à 15h ny valin'ny Lalao ataontsika 🥰

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 🏠
☎️ 033.60.340.96
⌚ 7h30 -18h Lundi jusqu'à Samedi ⌚
❌ Dimanche sur rendez-vous uniquement 📩

10/05/2026

MBA nanandrana vlog 🥹fa Mbola tsy mahay Eeeh 🥺
Saingy manana omena anareo foana aho na tsy mahay Ary 🥰

Vlog coloration💇‍♀️ Kely niaraka amin'ny Tsoa'Nail sy Aro Lalaina 🥰

Iza Ilay te hiova loko Kely ato 👋 aza misalasala misafidy anay fa Sady vita soins no vita manja aah ♥️🥰

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 🏠
☎️ 033.60.340.96
⌚ 7h30 -18h (Lundi jusqu'à Samedi)
👉 Dimanche sur rendez-vous uniquement 📩☎️

09/05/2026

Weekend indray n'y Andro 🥰
Aiza isika tia fahamanjana rehetra 👋

Cynthia Gomez Andrinirina misaotra indrindraa tamin'ny fahatokisana 🥰

Extension gel sur demi-caspule 💅

📍 Ankadindramamy 100m midina eo amin'ny Total ampitan'ny Poissonnerie Jordi à gauche 🏠
☎️ 033.60.340.96
⌚ 7h30 jusqu'à 18h ⌚
🗓️ 6/7j / Dimanche sur rendez-vous uniquement 📩

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Akadindramamy Total
Antananarivo