Massage Mikolo
Agreé par l'Etat, Autorisation n°90 SANPF-PS/SG/DGS/DPLMT/SPMT
Mpikambana feno ao amin’ny Fikambanan’ny Mpitsabo nentim-paharazana
...
- Efa an-taonany maro no ni foronany
- Mitsabo aretina maro amin’ny alalan’ny Otra
- Nankatoavin’ny Ministeran’ny fahasalamana ny fisokafany amin’ny alalan’ny taratasy n°90QANPF-PS/SG/DGS/DPLMT/SPMT
- Mpikambana feno ao amin’ny Fikambanan’ny Mpitsabo nentim-paharazana
- Manome fiofanana ho an’ireo olona te hitsabo amin’ny alalan’ny otra
- Mampiasa Tambavy, crème, huile Spéciale
- Vonona ny handray anao ary hanome fahafaham-po ny Tompon’andraikitra sy ny mpiara-miasa aminy
30/03/2026
Menaka Mampitolagaga Sady Mahatalanjona
100% Voajanahary 🌿
Firy taona ianao no niara-niaina tamin'ny aretin-kibo, kohaka, na havizanana ary aretina maro hafa koa , nefa tsy nahita fitsaboana tena mahomby ? 🤔
Mino aho fa tsisy tsy mahafantatra ny fitsaboana nentin-drazana isika eto Madagasikara 😄 ,taloha raha marary ny vatana de mitady zava-maniry, de manao menaka, de misava... ary mahomby tokoa !
Ankehitriny efa misy ny Menaka Mampitolagaga , mora ampiasaina, haingam-piasa, sady tsy mifidy karazana olona. Na zazakely, na antitra, na viva, na lehilahy , afaka mampiasa daholo ny olona rehetra !
🍃 Manampy amin'ny :
🫁 Asthme, kohaka, rivotra ao
🦴 Rhumatisme, arthrose, odyfery, lohalika
👁️ Maso, sinusite, harerahana
🌸 Règle marary, vavony misy rivotra
💪 Havizanana, courbatures, valahana, tsy fahitatory
🤧 Gripa, manaintaina, fanina matetika...
Ary ny tsara indrindra ? Voajanahary tanteraka 🌿✨, maro ny efa nahita vokatsoa tamin'ity menaka ity ! 🙏
👉🏻Hoanao izay efa nampiasa sy nanjifa hatrany → misaotra anao 🙏
👉🏻Hoanao izay mbola tsy nampiasa →manasa anao hitsapa ny herin'ny zava-maniry Malagasy !
📦 250ml ny tavoahangy iray
Koa aza misalasala miantso na mandefa mp mivanatana
📞 037 92 396 36
🚚 Livraison eran'i Madagasikara
Commande : MP na miantso mivantana
Ampiasao ny menaka mampitolagaga mahatalanjona de ho hitanao ny vokatra omeny ny fiainanao!✨😊
26/08/2024
Faly miharaba antsika rehatra izahay atao Massage Mikolo manolotra antsika ity produit ho an'ny voko ity: SERUM ARGAN OIL na sérum extrait d'huile d'argan
ity sérum ity dia manana ireo qualifications tokony sy ilain'ny volontsika rehetra izan'ny hoe:
✨Mampangirana ny volo
✨Mampalama ny volo
✨Mety ho an'ny voko rehetra
✨Malefaka dia malefaka ny fofony fa tsy mahery be na koa midofaka 😊
✨souple tsara ny volo rehefa avy manosotra azy
✨Mora ampiasaina
✨Tsy gras be ny volo rehefa avy manosotra azy
✨Tsy gras be ny consistance an'ity sérum ity fa tena de qualité mihitsy
✨Vidiny mirary dia mirary
Manasa antsika izay mbola tsy nampiasa izahay ato mikolo
Mp izay anao commande
Prix:10.000ar
Contact:0337416989
26/08/2024
Miarahaba antsika mpanjifa rehetra izahay ato Massage Mikolo manolotra ho a'reo ny ✨BAUME MAGIQUE✨
Très éfficace
100%naturel
Azo avy @ zava - maniry
Maro ireo efa nahita voka- tsoa t@ fampiasana azy ity ka inona no andrasana , Ndao hampiasa😊
Marihina fa formule plus développée kokoa ity baume ity ary tena azo antoka ny fiasany noho izy 100% naturel🌿🌿🌿🍁
Baume mafana izy izy ity ary manasitrana aretina maro toy ny:
🏅Sery
🏅Kohoka
🏅Grippe
🏅Goutte
🏅Rhumatisme
🏅Atoka marary
🏅Vatana mangotsongotsoka
🏅Varisy
🏅Kibo manotika
🏅Anti-inflammatoire
🏅Farasisa
🏅Nify mivonto sy manintaina
🏅Koha mavesatra
🏅Mivonto
✔️✔️Mety tsara ary tena éfficace ho an'ny zaza tsy mahatafavoaka rehoka🤗🤗,sns maro.. .
Mandrisika antsika hatrany hampiasa azy ity fa tena azo antoka tsara ny éfficacité an'ity BAUME MAGIQUE ity🤗🤗🤗
Mp raha anao commande
Téléphone: 0337416989
Prix : 20.000ar
10/02/2023
13/08/2022
Karimbola : Dia hazo avy aminy zava-maniry natoraly
Ireto avy ny soa azo avy aminy indrindra fa ny vahivavy
Manafana kibo
Manala fibrome Sy kystes
Manala fofona Sy perte blanche na tâche
Mandamina ny fikorontanany taova rehetra
Mitsabo ny valahana maharary rehefa Tonga fotoana
Mitsabo fery anaty sy ivelany
Mitsabo vavony Sy manala mangidihidy
Mitsabo ny any anaty rehetra
Manao livraison sy mandefa am faritra rehetra
Contact :0337416989 0343682009 - 0338301468
Izahay eto @ massage mikolo dia mitsabo Tazo vony na fièvre jaune
02/09/2020
Ny massage Mikolo tompoko dia mitsabo Tazo vogny ( fièvre jaune)
Anatin'ny vanim-potoanan'ny ririnina isika izao : maro ny zazakely, zaza na olondehibe no voan'ny sery! Tsy vitsy koa ny zazakely no mikohaka lava, tsy afaka sery, tsy mahavoaka rehoka , sempotra ka mintaintaina isika Ray amandreny! Zahay ato amin'ny Massage Mikolo dia mitsabo manokana an'izany !!!! Fanazavana fanampiny : 0337416989
Efa anatin'ny andro ririnina isika izao : maro be na zaza na zazakely, na olondehibe no voan'ny sery, maro ireo zaza voan'ny sery matetika sady tsy mahavoaka rehoka! Mikohaka lava! Izahay ato amin'ny Massage Mikolo dia mitsabo manokana an'izany! Fanazavana fanampiny 0337416989
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Andohan' Analakely Entre Pharmacie La Providence Et Cinema REX
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 18:00 |
| Tuesday | 07:00 - 18:00 |
| Wednesday | 07:00 - 18:00 |
| Thursday | 07:00 - 18:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |
| Saturday | 07:00 - 18:00 |
| Sunday | 14:00 - 17:00 |
