Lara Beaute
☎Num tel: 038 95 325 99
037 76 723 55
Lieu: Ankadimbahoaka
11/06/2026
Salama o!
Tena magina be ny tsena , lasa tady hatoritory zany fona ny andro ko mangatsiaka fa efa akaiky ane ny fety e!🥰
Eto foana aho hanome ny tsara sy mahafa-po anareo fa mandalova e!maro raha vaovao ato a😍🥰
Mankasitraka fona aky piso kely a!
clients toujours satisfait le retsy a🥰🤗
De zao tsy hanaiky zao rahatsy nisy tik tok anefa de tsy naseho lay volo 🥰🤗😁
27/04/2026
Aza ambara olo mot de passe -nao
TikTok · Mendrikiniaina Lara Regarde la vidéo de Mendrikiniaina Lara.
zany o 🥰 !
Lieu : Ankadimbahoaka apitan'ny garan'ny soanierana
Tel:038 95 325 99/037 76 723 55
25/04/2026
Misokatra fona zahay na rahampitso alahady aza a!
Afaka mandray rendez vous ihany ko zahay amizao 🤗😁
Lieu : Ankadimbahoaka apitan'ny garan'ny soanierana
Misokatra 7j/7 à 7h30-17h30
Midira mp na miantsoa ny laharana
038 95 325 99/037 76 723 55
Ka aza misalasala ary fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anao izahay 🥰
Mangingina be fa aleo ndray alo mba hisy kely anzao e 🤗😁
Lieu : Ankadimbahoaka apitan'ny garan'ny soanierana
Misokatra 7j/7 7h30-17h30
Tel:038 95 325 99/037 76 723 55
Tongava maro ary o 🥰🤗🙏
Clients satisfaits fona leretsy a🥰🤗😍
Merci les filles 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
