ThiThi Makeup
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ThiThi Makeup, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
23/08/2025
Misaotra ry maman isany tamin'ny fahatokisana a❤️🥰
Aza tara fa mbola mandray commande na autocollant personnalisé ny ThiThi Makeup a🦄🍀
💵3.000ar fotsiny e🍓
Mp ary o🫶💞
́♥️
21/08/2025
🍓Autocollant personnalisé🍓
Efa akaiky ho fidiran'ny mpianatra ry reto fa ndao ampifalifalina ny papouzy kely amin'ny ty promotion ana autocollant mafatifaty ty a❤️😻
💸Prix 4.000ar
Mp aingana ary ô🤗
18/08/2025
Misy ho an'ny akizy ko ry reto a🥰😍
🥰
18/08/2025
Poketra mamy bé🥰😍
18/08/2025
Reo lo misy manja kely amin'ny vidiny mirary🥰😍
18/08/2025
Coucou ☺️
Tena hoe ela be zay ry reto a🥹
Dia oavy masika ary zay e❤️🫶
Miverina ndray ny page tsika💞
Antanio izay mahalina fa misy izay hilainareo z🍀😊
04/05/2024
Pour ceux qui aiment la couleur rose. 🌸🪷💮
01/05/2024
Qu'en pensez-vous de ces robes ? 🥹🥰
Laquelle préférez-vous le plus ?
🌸Photo 1
🌸Photo 2
21/09/2022
Ndao asina atelier maquillage 😊💄na privé na en groupe ❤️ ho atao mirary sy takatry ny tsirairay avy 🤗 enaranao ny maquillage complet de A à Z ary tsisy lera fianarana fa ny ahaizanao no tanjona 😊
Mp pour plus d'info fa le commentaire ndray2 tsitako 😊
05/03/2022
💄| Maquillage artistique |💄
15/01/2022
Salut les Make-up lovers 😍💄💖
Anome tuto kely ho anareo za 😊
Tsara fona ny manandrana manao pratique kely rehefa ao antrano 😁 (Na tsy ivoka aza😂) anisany mampahay anao veti2 izany. 🤗 (Expérience vécue)
Afaka manandrana ny modèle reo nareo de mba aseoy anay rehefa vita eh 😋 je peux vous conseiller aussi 😊
Bonne weekend daoly ary oh 💝 à bientôt 💕
10/01/2022
Un petit aperçu d'un maquillage que j'ai fait l'année dernière 😅😍😊
♥️ Smokey eyes♥️
A propos du teint, oz'izy le cliente hoe :"aza atao hita hoe fond de teint fa asina ihany anefa, atao malefaka kely" 😂 . Et voilà le résultat 😁
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
