Ho avy mamiratra

Ho avy mamiratra

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ho avy mamiratra, Health/Beauty, Antananarivo.

🌿Astuces et recommandations personnalisées pour votre routine de bien être et de la santé en mode naturel🌿

🌿 Torohevitra sy soso-kevitra manokana ho an’ny fikarakarana ny fahasalamana sy ny fiadanana amin’ny fomba voajanahary 🌿

📞 034 67 523 29

27/03/2026

🚨🎉 ATELIER DE VACANCES – IMERINTSIATOSIKA 🎉🚨

👧🧒 Ne manquez pas cette belle opportunité pour vos enfants !
L’Association LA PAIX organise un atelier de vacances pour permettre aux enfants d’apprendre tout en s’amusant 🌟

🎨 Activités créatives et manuelles
📚 Jeux éducatifs
🎈 Animation ludique et enrichissante

🎁 GRATUIT
📍 SIEGE ASSOCIATION LA PAIX: Garan'ovy Imerintsiatosika

📞 034 67 523 29 /034 10 344 63

🤝 Association LA PAIX
🌱 Ensemble pour un avenir meilleur

Photos from La paix's post 27/03/2026
19/03/2026

🌟 ASSOCIATION LA PAIX 🌟
Nous recherchons des bénévoles ! 💖🤝
📚 Activités : Éducation, formation, aide à la communauté
🏠 Lieu : CHEZ-MI / GARAN’OVY LA BROUSSE 𝐈𝐌𝐄𝐑𝐈𝐍𝐓𝐒𝐈𝐀𝐓𝐎𝐒𝐈𝐊𝐀
☎️ Inscription : 0346752329 / 0339471929
📅 Date limite d’inscription : 20 MARS 2026
📅 Date de la formation : 26 MARS 2026
💡 Solidarité, éducation et paix pour tous
💡 Ensemble pour un avenir meilleur

19/03/2026

🌟 ASSOCIATION LA PAIX 🌟
Mitady mpilatsaka antsitrapo! 💖🤝
📚 Asa atao: Fanabeazana, fiofanana, fanampiana ny mpiara-belona
🏠 Toerana: CHEZ-MI / GARAN’OVY LA BROUSSE 𝐈𝐌𝐄𝐑𝐈𝐍𝐓𝐒𝐈𝐀𝐓𝐎𝐒𝐈𝐊𝐀
☎️ Fisoratana anarana: 0346752329 / 0339471929
📅 FARA-FISORATANA ANARANA: 20 MARS 2026
📅 DATY FIOFANANA: 26 MARS 2026
💡 Firaisankina, fanabeazana ary fandriampahalemana ho an’ny rehetra
💡 Miaraka ho an’ny hoavy tsaratsara kokoa

23/06/2025

🌿 FOREVER AVOCADO FACE & BODY SOAP 🌿
Savon Premium ho an’ny hoditra salama sy milamina!

🚿 Maniry hoditra malefaka, mamiratra, sady voaaro ve ianao?
Ity savon voajanahary ity dia natao ho anao!

✅ Asa sy tombontsoa lehibe: ✨ Mampadio lalina ny hoditra nefa tsy manala ny hamandoana voajanahary
✨ Manalefaka sy manaitra ny hoditra noho ny hery manasitrana ao amin’ny voan'avocat
✨ Mety amin’ny peau sensible sy ny karazana hoditra rehetra
✨ Manome fahadiovana sy fikarakarana tsy misy simika manimba
✨ Mety amin’ny tarehy sy vatana – 2 en 1

🍃 🥑 avocat & Aloe Vera – tena mahery amin’ny fikarakarana hoditra voajanahary.
🧼 Mikarakara, manadio, mampahazava!

🔒 Produit certifié & original Forever Living
🇺🇸 Vita any Etazonia, misy fanamarinana iraisam-pirenena

📦 Azo alaina ato aminay
📲 Mifandraisa aminay ankehitriny raha hanao commande sy fanazavana fanampiny!
034 67 523 29

09/06/2025

Mananasy – Voankazo mamy sy manampy ny vatana!
(Ananas – un fruit savoureux aux multiples vertus naturelles)

Tsy vitan’ny mamy sy mahafinaritra fotsiny ny mananasy, fa manankarena akora voajanahary manohana ny fahasalamana koa izy:

Singa hita ao anatiny :
• Vitamina C 🌿– manampy amin’ny fiarovana amin’ny vanim-potoana mangatsiaka
• Manganèse 🌿– ilaina amin’ny fitomboan'ny hery
• Broméline 🌿– singa voajanahary manampy amin’ny fahazotoan-komana
• Fibres 🌿 – manohana ny fiasan’ny tsinay

❤️Tombontsoa amin’ny fanjifana mananasy
• Mety hanampy amin’ny fanadiovana voajanahary ny vatana
• Mety hanohana ny vatana amin’ny ady amin’ny adin-tsaina sy fientanentanana
• Mety hahasoa amin’ny fandevonan-kanina
• Mety hanome fahatsapana maivana sy fahafenoan’ny kibo

(Tsarovy: zava-maniry voajanahary rehetra dia tokony hojerena amin’ny antonony sy amim-pitandremana. Tsy manolo dokotera, ary tsara ny manatona mpitsabo raha ilaina.)



👉Maniry vokatra natoraly manampy anao amin’ny fahasalamana isan’andro ve ianao?

Izahay dia manana vokatra avy amin’ny Forever Living, voajanahary sy azo ampiasaina amin’ny fiainana andavanandro, manampy anao ho salama foana:
• Tsy misy akora simika manimba
• Mety amin’ny ankizy sy ny lehibe
• Azo ampidirina amin’ny fihinanana sy fikarakarana isan’andro
• Fanohanana ny vatana amin’ny fomba voajanahary, tsy fanoloana fitsaboana

Raha mila fanazavana fanampiny, dia mifandraisa aminay amin’ny hafatra manokana na miantso ny: 034 67 523 29

08/06/2025

“Paoma iray isan’andro, fahasalamana maharitra!”

Tsy vazivazy izany! Ny paoma, na ilay voankazo miloko mavokely sy maitso manintona, dia feno hery sy hasoavana ho an'ny vatana!

Inona no hita ao amin'ny paoma?

✅Fibre: manampy amin'ny fitrohana sy fanadiovana ny aty sy tsinay

✅Vitamina C: miaro amin'ny gripa sy aretina mahazo mora

✅Antioxydants: miady amin’ny fahanterana sy kansera

✅Eau naturelle: mampisava hetaheta sy manadio vatana

❤️Ny tombontsoa lehibe amin’ny fihinanana paoma:

🍏Manampy amin’ny fitazonana lanja ara-dalàna

🍏Mampadio ny tsinay sy ny ra

🍏Miaro ny fo sy mampihena tosi-drà

🍏Manome hery ho an’ny ankizy amin’ny fianarana sy ny fivoarana

🍏Mety ho goûter lavorary tsy misy siramamy fanampiny

🌟Ho an'ny ankizy sy ny lehibe:
Raha te ho salama sy manjamanja ary matanjaka, dia paoma no namana tsy tokony hohadinoina isan'andro.
Na amin’ny maraina, amin’ny sakafo atoandro, na amin’ny hariva—mora entina, matsiro, ary manankarena akora ilain'ny vatana.

Ataovy paoma isan’andro, ka aza asiana fialan-tsiny!
Zavatra kely, fomba fiaina vaovao!

❤️💜Manana vokatra izay tena hahitana akora manampy be anao hanana tanjaka , hampamanjamanja anao izahay, 🌿 vokatra tena natoraly 💯% , ary tsisy chimiques, manaraka tsara ny fenitra maha bio azy.

Manasa anao hiditra mp raha mahaliana anao🍏
na miantso ny laharana 034 67 523 29

07/06/2025

🌱Torohevitra mahasoa 🌱

Ny fihinanana 🍊VOASARY🍊 amin'ny fotoanan'ny ririnina tahaka izao dia tena manampy amin'ny fahasalamana. Ireto avy ny tombontsoa sy ny vitamine hita ao anatiny :
🍊Tombontsoa🍊
1. Manamafy ny hery fiarovana (système immunitaire)
👉Manampy amin’ny ady amin’ny gripa, sery, ary virus
2. Manome rano sy mampitony ny fahasemporana
👉Voasary dia misy rano betsaka (~85%), ka manampy amin’ny hydration amin’ny ririnina.
3. Mampihena ny havizanana
👉Satria misy vitamina C, izay manome hery sy manampy amin’ny ady amin’ny havizanana.
4. Anti-oxidant voajanahary
👉Miady amin'ny fahanterana, aretin-koditra, sy ny sela ratsy.
5. Manadio ny aty sy ny rà
👉Mampisy fibre sy asidra manampy amin’ny fanadiovana voajanahary.
☘️Ireto avy ny vitamine sy akora ao anaty voasary :Vitamine C, vitamine A, Vitamine B1, Vitamine B9, Potassium Ary fibre

Fotoan'ny VOASARY izao, araraoty ny mihinana azy fa hahasoa anao sy ny ankohonanao

Raha Mila Toro-hevitra ara-pahasalamana manokana na te hihinana Complément alimentaire izay tsy Mila fikarakarana intsony FA Tonga Dia vonona avy hatrany dia aza misalasala manontany ao amin'ny Mp na
📞 034 67 523 29

Asio j'aime ny page dia hahazo toro hevitra ara-pahasalamana maro be ianao

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo