BIOL Street Food

BIOL Street Food

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BIOL Street Food, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from BIOL Street Food's post 12/07/2026

🚨 LIVRAISON GRATUIT + jus ny sandwich 45cm 🎁... ho an'izay abonnés an'ny page sy izay mi s'abonner amin'ny page rehetra 🥂✨


➕Na 🥖🇫🇷🇫🇷🇫🇷🇫🇷SANDWICH FRANÇAIS CLASSIC(ex sandwich B) [45CM] 15.000ar

🔥Sauce cocktail
🍗Poulet LAQUÉ
🧀Fromage
🥪...

➕Na 🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🥣🏛️SANDWICH GREC [45cm] 17.000ar

🌿sauce tzatzíki
🍗poulet
🧀fromage
🥪...

🧳🛫Dia mitondra ny fanahinao miraoziraozy any amin'ny toerana niavian'ny sandwich nosafidinao 🧞👼

📨Alefaso mp ny commande-nao na, antsoy ny:

📞0349565985
📞0381482958

🚙Ra périphérie iany no manampy frais 2000ar sisa

Photos from BIOL Street Food's post 29/06/2026

🚨androany : LIVRAISON GRATUIT + jus ny sandwich 45cm 🎁


➕Na 🥖🇫🇷🇫🇷🇫🇷🇫🇷SANDWICH FRANÇAIS CLASSIC(ex sandwich B) [45CM] 15.000ar

🔥Sauce cocktail
🍗Poulet LAQUÉ
🧀Fromage
🥪...

➕Na 🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🥣🏛️SANDWICH GREC [45cm] 17.000ar

🌿sauce tzatzíki
🍗poulet
🧀fromage
🥪...

🧳🛫Dia mitondra ny fanahinao miraoziraozy any amin'ny toerana niavian'ny sandwich nosafidinao 🧞👼

📨Alefaso mp ny commande-nao na, antsoy ny:

📞0349565985
📞0381482958

🚙Ra périphérie iany no manampy frais 2000ar

Photos from BIOL Street Food's post 15/06/2026

🎁Voyage gratuit makany grèce miaraka amin'ny BIOL Street Food , 🆕 sandwich vaovao be , tsiro mampiavaka firenena iray 🌏

🇬🇷SANDWICH GREC - 📏45 cm de longueur - 🔹17.000🔹, 🍹miampy jus sy 🛵livraison gratuit atrany 🎁

⚠️Ahitana :
✅🥣-Sauce tzatzíki (sauce Grecque ): fraîche,léger ,...
✅🍗-poulet
✅🧀-fromage
✅🥪-...

🛑NB: Mbola misy foana ihany ko ny sandwich B 15.000ar izay nafantaranareo anay atrizay

Mp 📩 na
📞:0349565985 - 0385452391

🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷🇬🇷

30/05/2026

🚨♥️ spécial fête des mères, stock limités ny sandwich B poulet laqué miampy jus offert sy livraison gratuit pour 15.000ar♥️

♥️45cm
♥️[Poulet laqué,fromage,sauce cocktail,...]
♥️15.000ar
♥️ 0349565985 - 0381482958
♥️ Ra périphérie vo manampy frais 2000ar

27/05/2026

Tonga dia alefao ny numéro anareo rehefa micommande ianareo mba ahafahana miconfirmer ny commande-nareo 😚,

bonne journée de io ny sandwich B fa efa tonga eny amny mont Everest koa rehefa nokarakaraina sy nohomanina tsara 😉✨👌

Photos from BIOL Street Food's post 26/05/2026

🚨 Sandwich poulet laqué 45cm de longueur, LIVRAISON GRATUIT + JUS OFFERT pour 15.000ar🚨

🥪:[poulet laqué, fromage,sauce cocktail,....]
🔰:45cm
💵: 15.000ar

Mp ou 0381482958 ou 0349565985

23/05/2026

🚨 Sandwich poulet laqué 45cm de longueur, LIVRAISON GRATUIT + JUS OFFERT pour 15.000ar🚨

🥪:[poulet laqué, fromage,sauce cocktail,....]
🔰:45cm
💵: 15.000ar

Mp ou 0381482958 ou 0349565985

19/05/2026

Raha sanatria tsy hitanay ny MP anareo na mety helaela vo hita, tonga dia miantsoa ry reto ah 😚, na ihany ko misy commande ilainareo amin'ny lera tinao na fotoana tianareo , tonga dia miantsoa 😉✨

Ho'an'ireo périphérie kosa 🗺️, angatahana ianareo mba andefa ny commandenareo tena mialoha na miantsoa avy hatrany mba hafahanay manao priorité ny commande-nao 👌🙃,

Tianay ho afa-po daholo isika eto Antananarivo,oroka mamy kosa ho anareo efa marobe nanjifa 💌😘,

Farany, vohaharo sy voatandrina tsara ny entanareo mandrapahatongany any amnareo 💐

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101