ISMI bio beauté

ISMI bio beauté

Share

🌻Vente des produit naturel pour les bien etre de tous🌺. En gros et en detail. Votre satisfaction est notre plaisir

Photos from ISMI bio beauté's post 12/07/2026

tsy mampino fa io kongona lazainao sarotra vonoina io dia misy insecticide magique ity mandripaka azy indray mipi-maso.
2(roa) tavoangy be izao iz io amin'ny vidiny🎆🎆 22000 ar🎇🎇 ihany
👊maty mitsipaka avy hatrany ny kongona tratrany. eo no ho eo
✅maina mihintsana ny atodiny ka tsy foy intsony( mamofona mihitsy)
👊maty miaraka amzay koa ny kadradraka, parasy,moka, lalitra,...
vokatra tena azo antoka ary tena efa maro ny afapo.

Photos from ISMI bio beauté's post 08/07/2026

maro tsika manontany ilay insecticide magique 2 tavoangy miaraka io. ouii mbola dispo topoko ary 22000 ar iz roa tavoangy. vao manaporotsitra dia efa mahita vokatra, izany hoeee hitanao maso eo no ho eo ireo kongona maty.

Photos from ISMI bio beauté's post 07/07/2026

mbola tsy nampiasa ity insecticide haingamm-piasa sy efficace be ity ianao dia aza mbola milaza mihintsy fa tsisy hevitra famonoana tanteraka ny kongona,
satria tsy kongona ihany no may mitsipaka 😱😱fa hatramin"ny atodiny mihintsy . tena hoeee magique izay izy:
dia maty avy hatrany ny kongna
tanteraka ny atodiny ka tsy foy intsony rehefa tratrany
dia mampiasa avy hatrany fa tsy tapohana tsony izy ity.
miaraka amin'ny pulverisateur
PRIX: 🎆22000 ar🎇izy roa tavoangy io. ouiii tena io vidiny izy roa.
🎯TANA(Isotry tetezana bekiraro)
🎯TAMATAVE( region mangarano)
📞0382838755/0376727390☎

Photos from ISMI bio beauté's post 05/07/2026

ity ary ny fomba fampiasana ilay insecticide magique ( 2 tavoangy ). maro nareo manontany any amin'ny mp k aleo valiana miaraka eto ka vakio tsara mba hahazoanao vokatra tsara.
1-maka ilay fotsy 1litre ianao, asiana pulverisateur sarony, somary ahontsano kely. vita izay aporitsitra amin'ireto faritr rehetra ireto: fandriana ( lavadavaka rehetra amin'ny sisiny reny, farafara), kidoro eponge, latabatra,seza, rindrina, gorodona, rapaka,... vita izay dia akatona ny trano, (2h farany ambany),
2_ ref vita izay sokafana ny trano hahazo rivotra tsra dia vita.
3-ilay rose demi litre amzy aaa, refa hatory amin'ny aina, soloinao inamin iny ny pulverisateur. .
4- rehetra sendra ka mbola misy kongona nisitrisitrika tamin'ny antoandro ka mivoaka amzay amin'ny alina dia tonga dia poritsihina iny dia maty avy hatrany.
NB: ilay fotsy somary mamofona ka izay ilana trano mikatona fa ilat rose ndray malefak kely ny fofony.

Photos from ISMI bio beauté's post 01/07/2026

fantrao ve fa raha kongona ihany no vonoinao nefa ny atodiny tsy maty dia tsy misy varany fa vao may rongatr iz reny rehefa foy.
zany indrindra no anomezanay anao fanafody efficace be ity izay 2 karazany, ny iray manamaina tanteraka ny atodiny aaa dia ny iray mamono tanteraka ny kongona mivoaka amin'ny alina.
✔tonga dia mampiasa fa tsy tapohana tsony aaa
✔efa miaraka amin'ny pulverisateur ka mora ampiasaina
✔tonga dia mahita vokatra avy hatrany vao manaporitsitra fotsin
✔mamono bibikely hafa toy ny kadradraka, moka, lalitra, vitsika, tsingotra, ...
vidiny nefa tena natao mora zakanao tsara satria dia 22000 ar izy roa io.
TANA sy TAMATAVE ahitana anay doly .📞0382838755/0376727390☎

Photos from ISMI bio beauté's post 30/06/2026

Otranzao ireo kongona sy ny atodny tratran'ity insecticide magique 2 tavoangy be ity. ouuii tena maina mihintsana mihintsy anieeee.
fomba fampiasana azy aaa:
☑ilay 1 litre ampiasainao amin'ny andro mazava 🌄dia ilay iray demi litre indray atao amin'ny alina🌚.
✔vao mampiasa fotsiny dia efa mahita vokatra anieeeee.
✔hitantsika amin'ireo temoignage avy any amin'ny client reo .
✴✴seulement 22000 ar❇❇❇
📞0382838755/0376727390☎

Photos from ISMI bio beauté's post 23/06/2026

Maro tena maro nareo mbola misy misalasala any sao hahazo fanafody tsy mandaitra akory nefa ny kongona tena mampijaly ary tena mirongatra.
Ity INSECTICIDE MAGIQUE ity reto tena hoeee mandaitra indrindra raha samy fanafody aaaa,
2 tavoangy izy io ka ny iray ampiasaina amin'ny andro mazava dia ny iray amin'ny alina.
😱PRIX : 22000 ar IZY ROA TAVOANGY
👉1 litatra ny iray dia antsasa-litatra ny iray.
👌mandaitra be ary tonga dia miasa avy hatrany
👌tsy tapohana fa tonga dia mampiasa
👉efa miaraka amin'ny pulverisateur
TAMATAVE sy TANA samy ahitana anay fa mandefa amin'ny faritra hafa ihany koa..
0382838755/0376727390
aza misalasala fa tena efficace io aa.

Photos from ISMI bio beauté's post 18/06/2026

Efa tsisy tsy nampiasaina ve nefa mbola tsy maty ihany ireo kongona?
Sa elingelenin'ny kadradraka sy parasy foana ao antrano. ity ary ny vahaolana mahomby indrindra ho anao. lnsecticide 2 tavoangy be io no omena anao hiadiana amin'ireo kongona sy ny bibikely hafa .
Tombony be ary mampiavaka azy?
👌mihintsana miaraka amin'ny atodiny ireo kongona rehetra tratrany.
👌mora ampiasaina , tsy tapohana tsony, tonga dia miasa avy hatrany.
👌maty miaraka amin'ny bibikely hafa( Lalitra ,tsingotra,vitsika)
vidiny nefa tena hoeee mirary satria
😱22000 ar izy roa(2) tavoangy😱
TANA SY TAMATAVE ahitana anay fa mandefa amin'ny faritra hafa.
📞0382838755/0376737390,☎

Photos from ISMI bio beauté's post 14/06/2026

fa tsy vitsy isika any no ampijanlian'ny kongona, izay anisany biby tena sarotra vonoina, mandreraka ary tena mampijaly. ireto insecticide roa tavoangy reto no vahaolana mahomby indrindra hanafoanana tanteraka azy.
vidiny nefa tena mirary satria natao
😱😱 22000 ar izy roa tavoangy 👌😱
👌ny iray tavoangy ampiasaina amin antoandro ary ny iray kosa amin alina.
👌tonga dia hita avy hatrany ny vokatra ref manaporitsitra azy ianao
👌efa miaraka amin'ny pulverisateur ka tonga dia mampiasa avy hatrany.
😱tonga dia maina mihintsina miaraka amin'ny atodiny.
disponible eto TANA sy TAMATAVE
fa mandefa manerana ny Nosy.
📞0382838755/0379266219☎

Photos from ISMI bio beauté's post 08/06/2026

Ataontsika ringana, ripaka tanteraka , tsy misy miangana ary maina mihintsana miaraka amin'ny atodiny ireo kongona manelingelina anao sy ny ankohonanao io. satria:
😱 fanafody 2 tavoangy be izao no omena anao rehefa mividy ato aminay.
👌tonga dia miasa avy hatrany fa ts miandry ela zany.
👉ilay iray ampiasaina amin'ny antoandro ary ny iray ampiasaina amin alina satria mifameno ny asany.
👉tsy tapohana fa tonga dia mampiasa avy hatrany ary efa miaraka amin'ny pulverisateur
🤜mandringana bibikely hafa koa toy ny kadradraka, parasy, vitsika,...
vidiny tena tsy mampino aaa
🎆22.000 ar na 110.000 fmg🎇
izy roa tavoangy io( 1,5 litre total)
DISPO TANA ET TAMATAVE fa mandefa manerana ny nosy izahay
☎📞0382838755/0376737390📠

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo