Andiia

Andiia

Share

Contacter moi pour vous rendre encore plus belle et sublime 🥰
You got this giiiirrrllll 🤏🏼 😉
📞 : 0324318754 / 0386917071

26/12/2025

Cat eye nails X chinese marble nails X bangle nails
By Andiia hatrany😍

‼️35.000ar fotsiny manao anio‼️
Afaka manao à domicile 💅

Photos from Andiia's post 21/12/2025

Asatanana tamin’ty herinandro ty😍😍
Mbola 35.000ar foana ny pose faux ongles anh! Miaraka amin’ny modele zay tiana 🥰
Afaka mandeha à domicile!
Tongave MP ary maka rdv ee ‼️
Tel: 0324318754

12/12/2025

Eeehh ‼️ sode taraiky eo ‼️

40.000ar fotsiny ne oa ny mandoko volo amin’ity décembre ty ee 🤩 (mèches fotsiny na loko 1) na ohatrany ahoana ny halavany 😍

Vonjivonjeo ny toerana fa kely sisaa 😍

📞: 0324318754
📍 Andoharanofotsy

Photos from Andiia's post 06/12/2025

Ndaaoo reto mba averina ndrayy 😍🥹 sady ataontsika PROMOTION coloration sy wavy‼️
Sa ahoana hoy nareo? 😁

❣️ Brushing (wavy ou lisse): 15.000ar
❣️ Coloration ( Marron ou mèches + finition wavy ou lisse) : 40.000ar
❣️ Maquillage (n**e ou express) : 20.000ar
❣️✨ Pose vernis (cat eyes )+ 1 déco : 10.000ar ✨
✨Pose faux ongles ou polygel (modele de votre choix) : 35.000Ar ✨
✨Pose américaine (modele de votre choix): 40.000ar ✨

Afaka atao sur place ( Andoharanofotsy) na à domicile ( frais en sus)

📞: 032 43 187 54 / 038 69 170 71

Photos from Andiia's post 26/11/2025

Vaovao be ato amin’ Andiia 🤩🤩
Afaka manao préstation onglerie 💅 miaraka amin’ny volo sy maquillage! 😍

Pour le lancement de andao ataontsika
❗️40.000ar ❗️zay modèle tinareo 😍 na decoration bdb azaa 😍
❗️25.000ar ❗️raha simple sy ilay clean girl reny

Afaka maka rendez-vous prestation maquillage sy volo na coloration ihany koa dieny zao ❗️ Afaka manao à domicile!

Lieu: Andoharanofotsy
Contact: 032 43 187 54

Photos from Andiia's post 17/07/2023

Glamour makeup by Andiia 😍

Tsara be e? 😍💋 tena tiako be lay rouge 😍 sady manova be!
Tinareo ve?

Cliente fidèle depuis 2 ans zay 😍

0342521021 ou mp

Photos from Andiia's post 10/06/2023

Coucou daholo ny manja kely rehetra 😍🥰
Ao tsara daholo ve?
Somary sahirana kely ato ato fa manomboka Juillet malalaka amin’izay !
〰️〰️〰️〰️
Pack fiançailles indray no asehoko anareo 😍
Manja kely izy e? 🫶🏻

Afaka manantona mp sy maka rendez-vous koa izay te ohatrany zao amin’ny andro malazany anh! Mariage na fiançailles 😍

Encore félicitations 😍😍

Contact: 034 25 210 21

10/03/2023

Dazzling beauty 🥰

-Happy girls are the prettiest ♥️

〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️〰️

Pour votre mise en beauté, contactez-moi au
034 25 210 21 ou en mp

Photos from Andiia's post 26/01/2023

Inspiration kely natao androany 😍

Nety ve?

Photos from Andiia's post 26/01/2023

Rehefa lasa mpinamana zah sy ny hety 🤭 dia lasa novaina indray ihany koa ilay loko 🙈

Ohatrany fohy no itiavako ireto curls ako ireto 😍

Photos from Andiia's post 16/01/2023

Zao ary ny résultat 😍

❗️ Fragrant 7/33 (marron )
❗️ Oxydant 20Volume
❗️ Soin :poudre indienne, huile d’olive
❗️Masque hydratant Loharano
❗️Gel be tsy misaraka

Alefako tsy hoela ny vidéo nanaovako azy rehetra!

Mbola mitohy foana ny promotion antsika anh!
🎉 Coloration marron ,mèches,balayage : 30.000ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
Antananarivo
102