Zazah by Ma&Mi

Zazah by Ma&Mi

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zazah by Ma&Mi, Health/Beauty, Antananarivo.

🌸 Bébé, enfant, maman : vêtements & accessoires.
✔️ Seconde main premium (propres, repassés)
✔️ Articles neufs locaux et importés
✔️ Conseils bienveillants 🤱
🚚 Livraison Tana & province
📩 Commandez en MP — Merci !

Photos from Zazah by Ma&Mi's post 03/06/2026

🌸 Salama o 🌸

🌸 Ndao hiantsena ho an'ny zazakelintsika : Pull, grenouillère, pantalon, body, ilaina tsara amin'izao andro efa manomboka mangatsiaka izao.

⚠️ Araraoty dieny izao fa mbola mora ny vidiny amin'izao.

✅ Misy ho an'ny Nouveau né hatramin'ny 5 taona ao fa jereo hatramin'ny farany ny sary.

🍀 Friperie efa voasasa sy voapasoka, afaka hanaovana avy hatrany , misy ihany koa articles vaovao maromaro

✉️ Izay mandefa Contact sy lieu de livraison voalohany ao amin'ny Mp no mahazo ny articles an.

🚴 Manao Livraison eto Antananarivo
🚛 Mandefa amin'ny faritra rehetra, miankina amin'ny conditions de vente.

Aza adino ny manaraka ny Pejy

31/05/2026

💐💐Bonne fête à toutes les Mamans 💐💐

30/05/2026

🌸 Les articles sont disponibles sur Zazah by Ma&Mi

🍀 Des pulls et des grenouillères, des body à manche longue et body à manche courte, des pantalons pour tenir bébé au chaud

✅ Pour Nouveau né à 5 ans

Photos from Zazah by Ma&Mi's post 29/05/2026

🌸 Coucou 🌸

🌸 Nos articles sont disponibles pour tenir bébé au chaud des pulls pour Nouveau né, 3-6 mois, 6-9 mois jusqu'à 5 ans.

🍀 Quelques grenouillères encore disponibles et de sélection de body à manches courtes et longues, sans oublier les pantalons.

✉️ Venez vite en Mp pour réserver car modèle unique pour chaque article, premier arrivé, premier servi.

🚴 Livraison à Antananarivo
🚛 Envoi en province assuré selon nos conditions générales de vente.

Suivez la page Zazah by Ma&Mi pour ne rien rater

25/05/2026

💙 Chers parents, chaque étape est un progrès.
Respirez, observez, appréciez. Vous êtes le monde entier pour votre bébé aujourd’hui. 🌼

Photos from Zazah by Ma&Mi's post 22/05/2026

🌸 Bonjour 🌸

⭐Choisissez les vêtements en coton après leur bain⭐

🌸 Nos articles sont disponibles pour tenir bébé au chaud des pulls pour Nouveau né, 3-6 mois, 6-9 mois jusqu'à 5 ans.

🍀 Quelques grenouillères encore disponibles et de sélection de body à manches courtes et longues, sans oublier les pantalons.

✉️ Venez vite en Mp pour réserver car modèle unique pour chaque article, premier arrivé, premier servi.

🚴 Livraison à Antananarivo
🚛 Envoi en province assuré selon nos conditions générales de vente.

Suivez la page Zazah by Ma&Mi pour ne rien rater

19/05/2026

👶 Teraka firy andro ny zazakelinareo no ampandroina?
🤰 Maman ve tonga dia sahy nampandro an'ilay zaza vao teraka?

Ndao ho jerentsika hoe ahoana ny fampandroana ny zaza vao teraka na dia tsy misy namana aza fa i Neny irery! 👇✨

📘 AHOANA NY FAMPANDROANA NY ZAZAKELY VAO TERAKA?
Bain du nouveau-né

Mety ampandroina ny zazakely na vao teraka 1 andro aza.

📅 OVIANA NO AFAKA AMPANDROINA?
🕒 Ora fampandroana: Eo anelanelan'ny amin'ny 08 ora maraina sy 03 ora tolakandro.
💧 Fahita matetika:
In-2 na in-3 isan-kerinandro dia ampy ary fa mety ho isan'andro arakaraka ny toe-tany sy toetrandro ary ny zazakely tsirairay.

📋 1. OMANINA NY TOERANA SY NY FITAOVANA
🚪 Trano: Idina tsara ny varavarana (tsy hisy rivotra mivezivezy).
🛁 Toerana: Latabatra fanoloana zaza na fandriana + Koveta misy rano mafana.
🧼 Fitaovana: Lafika, Gant de toilette, Savony natokana ho an'ny zazakely.
👕 Fitafiana: Serviette, Couche, Akanjo madio, Coton.

🌡️ 2. TSAPAINA NY HAFANAN'NY RANO
🌡️ 37°C - 38°C = Température idéale.
• Raha manana thermomètre: Ampiasao izany.
• Raha tsy manana: Tsapao amin'ny kihinao ny rano.
🎯 Tanjona: Haharitra ho matimaty mandrapahavoasotra savony ny zazakely.

🛁 3. NY FAMPANDROANA
1️⃣ Velarina ny lafika eo ambony fandriana na latabatra ary ampatoriana eo ny zaza.
2️⃣ Asorina ny akanjo, ny amboniny no alana voalohany.
3️⃣ Tandremo: Tsy ny vatan'ny zaza no lemena rano! Lemana ny gant, asiana savony, ary iny no hanosorana azy.
4️⃣ Kobanina amin'ny rano anaty koveta.
5️⃣ Apetraka eo amin'ny serviette madio.
6️⃣ Fafana tsara, Diovina tsara ny foitra, hosorana menaka coco ny vatana na crème mba ho mandina ny hoditra indrindra mba tsy ho masaka ny couche, apetaka ny couche sy ny akanjo.

👀 4. FANADIOVANA NY MASO, ORONA, SOFINA
👁️ Maso (coton samihafa/maso): Fafana avy any amin'ny coin anatiny mankeny ivelany.
👃 Orona (coton samihafa/lavakorona): Atao lavalava, asiana serum, aodina kely 3 segondra vao avoaka.
👂 Sofina (coton samihafa/sofina): Ny ivelany ihany no diovina.

⚠️ TANDREMO TSARA!
🚨 TSY AVELA IRERY mihitsy ny zazakely eo ambony latabatra na fandriana, na anaty koveta misy rano (na dia iray segondra monja aza).

💬 Mba zarao hoe mitovy amin'izao ve ny fampandroanareo zazakely vao teraka ve?
🤔 Inona no tsy hitovizana amin'io?

Soraty ao amin'ny commentaire ny fataonareo dia antsoy ry maman hianatra hampandro zazakely vao teraka 👇❤️

Rehefa mialehibe izy dia miova araka izay koa ny fampandroana azy fa jerentsika manaraka.

Photos from Zazah by Ma&Mi's post 14/05/2026

🌸 Coucou 🌸

⭐ Nos articles sont disponibles pour tenir bébé au chaud des pulls pour Nouveau né, 3-6 mois, 6-9 mois jusqu'à 5 ans.

🍀 Quelques grenouillères encore disponibles et de sélection de body à manches longues, sans oublier les pantalons.

✉️ Venez vite en Mp pour réserver car modèle unique pour chaque article, premier arrivé, premier servi.

🚴 Livraison à Antananarivo
🚛 Envoi en province assuré selon nos conditions générales de vente.

Suivez la page Zazah by Ma&Mi pour ne rien rater

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
103