TSARA LOKY 414
TSARA LOKY
414
26/03/2026
Assalam Alaikum ☺️,mandray commande isanandro izahay an☺️🙏,mbola sur commande ihany ny sakafo ato aminay,manao livraison na koa récupère na aty Ampasika miala tetezana eo☺️,0347877747,0375924189 aza misalasala miantso ireo laharana ireo fa raisinay ampitiavana anareo 🙏🥰🥰
17/03/2026
13000 ar seulement 🤤🤤manao livraison izahay,sur commande ihany ny sakafo ato aminay tompoko.
16/03/2026
Assalam Alaikum,mandray commande isanandro izahay ato am TSARA LOKY 414 ☺️aza misalasala mandefa commande fa raisinay ampitiavana anareo ☺️,manao livraison izahay,Alefa mialoha ny commande satria sur commande ihany sakafo ato aminay tompoko ☺️☺️0347877747,0375924189.Mankasitraka dia mirary soa hoantsika jiaby aby ee 🙏🤲❤️❤️❤️
11/03/2026
Mandray commande isanandro izahay ato ☺️koa aza misalasala mandefa commande ato am pejy nay,na koa miantso numéro 0347877747,0375924189.
10/03/2026
Biryanie mouton🤤🤤🤤sur commande fona sakafo ato aminay,raha hanao commande dia atao mialoha fona amizay tatra tsara ny fotoana ilanareo azy ☺️0347877747,0375924189.
04/03/2026
Tongava magnano commande fa machiro anie sakafo aminay ato ein…mbola sur commande fona ny sakafo ato aminay,aty Ampasika miala tetezana eo am arrêt bus miantso numéro 0347877747,0375924189 tsara raha misy commande dia miantso mialoha foana 🙏☺️☺️☺️Merci beaucoup 😘😘😘
02/03/2026
Tongava eo Poste 67ha sud eo am vavahady miditra am Hôtel de la Lune ,matsiro ein….🤤🤤🤤🤤🤤
02/03/2026
Salama aby e ☺️,hoantsika magnano commande manodidina 67ha regny d afaka récupère na eo am poste am vavahady am Hôtel de la Lune ny commande nareo ☺️☺️sady misy sakafo isaka maraina sy ariva koa aminay eo☺️.aza adigna manao commande mialoha 🙏Mankasitraka Tompoko❤️❤️❤️
26/02/2026
Biriani poulet 🤤🤤aza tara manao commande fa sode tara ein….
25/02/2026
Mandray commande isanandro izahay Dimanche ihany ts mivarotra ☺️koa aza misalasala mandefa commande d atao mialoha fona ny commande amizay tratranay ilay izy🙏☺️Mankasitraka hoanareo client izay efa nanjifa tato aminay 🙏☺️🥹0347877747,0375924189
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
