Maeva Hair and Beauty

Maeva Hair and Beauty

Share

Salon de beauté specialisé en soins de beaute
✨ Cheuveux
✨Ongles
✨ Visage

23/07/2026

Coucou 💕 daholo,ry manja an♥️♥️
Aza adino fa afaka mandrandrana ihany koa izahay aa.bisous😘😘
Miandry anareo izahay😊😊

17/07/2026

coucou ❤️ manja 😘
Tianareo mihintsy anie hoa ity makeup simple ity💓☺️😊😊
tianay koa ny manome azy anareo😘❤️❤️
Tongava ataonay manja e☺️😘😘

16/07/2026

Coucou ❤️ daholo ry manja an😘😘
Misaotra foana tonga aty aminay🙏🙏😘
mankasitraka fa noho ianareo dia mijoro foana😊😊😊
hanome ny tsara avy aty aminay no tanjonay ho anareo😘😘😘❤️

14/07/2026

coucou ❤️ ry manja aa.
Misaotra antsika tonga taty aminay ann😘😘😘
Mbola mitohy ny promotion
7000ar
Misaotra ani'ity fahamanjana vao maraina ity
Maquillage tsotra fa woo😲☺️

13/07/2026

coucou ❤️❤️ daholo oo.Ndao indrayy aloha hanao volo mora ee😘😘
finition steam pood
7000ar seulement 😯😯

01/06/2026

Coucou ❤️ arivariva oo❤️❤️
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity volana vaovao ity indray😍😊😊
Misasaka sahady ny taona ry reto aa😌😌

Ndao atomboka milay be ity volana ity.

Hizara kilalao indray aloha isika fa ela2 kely izay.

izay commentaire tsy misy réaction eo aa ???vakio tsara🤔🤔🤔😏

izay commentaire tsy misy réaction mahazo anio Cadeau 🎁 ioo
dia conditions abonnés ny page dia partage mentioneo ny namana fa aza tia tena😍😊😌
Eo amin page ihany no manao commentaires a??
Jeudi ny fotoana ary ee
Alefa ary ee
hair and beauty #
ampovoany #
sapan tsihitamaso #

31/05/2026

Coucou ❤️ les mamans manja be♥️😘😘
Androany aho dia miarahaba manokana izay reny rehetra🙏❤️❤️

Ny hoe reny dia mitaky andraikitra sy adidy ngeza be fa tsy tononona fotsiny hoe reny😍♥️
Androany aho ampahery ny reny rehetra fa mafy be isika .Ampifalio ny tenantsika na dia kely fotsiny ihany aza aminy izay fahafahana hananantsika.aza miandry misy manome fanomeaana izany 🎁♥️♥️ efa fanomezana ngeza be ny maha reny 🤩♥️.Maro no te ho reny saingy samy nomen 'Andrimanitra ny anjarany ny tsirairay fa ianao raha reny ianao dia fahasoavana be izany 😊😊😊😍

Mahatsiaro manokana ireo reny izay mamelona ny zanany manokana sady ray no reny mafy be isika❤️🙏🙏 Ho tahina miohatra anie ianareo🙏❤️❤️❤️

Mirary fety sambatra maman aa samy ho tahian'ilay nahary daholo bisous

Farany **aza ampitahana aminy hafa ny tenanao sy ny fiaianao fa io no maha tsara anao**rary soa be🙏🙏🙏❤️❤️

Gratitude 🙏🙏
# hair and beauty #
# eo mahazoarivo # #
#0349701999 #

28/05/2026

coucou 💗😊
Aza tara fa mbola feno foulard sy châle ato aminay a?? bisous 😘😘
vidiny mirary hatrany

Mahazoarivo sapantsihitamaso avaratran'ny fiangonana Ste Thérèse

24/05/2026

coucou 💓 arivariva oo.Miala tsiny raha zao vao afaka miarahaba fa sahirana kely nikarakaraka anareo❤️🙏🙏 ♥️ Miarahaba antsika nahatra ny fetiny nidinan'ny Fanahy Masina🙏🙏♥️

Ho feno ny Fanahy Masina hanazana ny sain_tsika dia mba handroso daholo❤️🙏😘😘

23/05/2026

coucou ❤️ daholo ooo.Misy ty ilay châle sy lambalamba ataontsika déco ireny?tongava aty fa be dia be ato aminay vidiny mirary🎁🎁🙏 ity misy idée iray afaka hataonao

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Mahazoarivo , Sapanan'ny Tsy Hita Maso
Antsirabe