OHABOLAN'taolo

OHABOLAN'taolo

Share

oHabolan'taolo

14/03/2023

BOKA MANGAMPITAHIANA,KA
ANDRIAMANITRA INDRAY NO AMOKONANA TOTONDRY..
(mikasika ny boka)

28/12/2022

NY pejin" ohabolan"taolo dia faly miarahaba antsika rehetra MBA eo ambany elatr"ANDRIAMANITRA

Mirary soa tompoko ary hajao ny tenindrazana s'y ny fombandrazana'...
Ny OHABOLAN"taolo dia nametraka fahendrena

28/12/2022

NY MPAMOSAVY

MPAMOSAVY natakalo omby mahery,lasa NY loza fa tonga NY atambo

NY OHABOLAN"TAOLO...

28/12/2022

Tandrok'ombilahy sady haingony no fiarovana

NY OHABOLAN'taolo

10/09/2020

SALAMA jiaby antsikaa e…
NY OHABOLAN'taolo omena anao indray dia ny
(BOKA)
BOKA mangatam-pitahiana,Zanahary hanome indray no amokonana totohondry.
Misaotra anaoo nijery dia afaka mizara koaa ianaoo.

28/08/2020

NY LANITRA indray no hoentina aminao ao anatiny teny ntaolo NY OHABOLAN'taolo

Be famaritra tahaka ny rambon'osy,ka ny LANITRA tsyvhianjeravno tohanana.
Isaorana ianao nijery ay namaky ny OHABOLAN'taolo!

28/08/2020

SALAMA daholo isika izay manaraka ny OHABOLAN'taolo!

NY OHABOLAN'taolo hoentina aminao indray dia ny (ONDRY)
ONDRIlahin'AMbohimangidy,ka tonga soa vao latsa bidy.

Isaorana ianao nijery ny pejy ny OHABOLAN'taolo

27/08/2020

Salama daholo indray ary ee!!

Ny OHABOLAN'taolo hoentina aminao indray dia ny (vady)

Raha mpivady tsy mifanambina,aleo misaraka ho mpianadahy.

izany hoe (misaraka toy ny pianadahy dia tsy misy firaisana aranofo intsony fa mifandray toy ny pianadahy satria,tsy nisy ratsy nifanaovana fa ny vintana no mifanipaka, fa ny zanaka sisa no atao izay hahatafita azy) Azavaiko ihany ity ohabolana iray ity satria sao misy tsy mahay izany isika tanora

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Rn7
Antsirabe