Fifoaza masompanahy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fifoaza masompanahy, Health/Beauty, Atsirabe, Antsirabe.
23/05/2020
Ny lalana makany @ famonjena de miakina @ fanam-pakevitra aviaminao maneke @ TOMPO ianao eo fiainanao fa anova ny lalam-piainanao IZY, ary rah ANDRIAMANITRA MAHERY no miaro sy mialoha lalana eo @ fiainanao de tsisy fahavalo antohitra ANAO zany yyy ary tsy mantsy mandresy anao eo @ fiainanao eee matoky azy anao eo @ fiainanao manotolo aa 🙏🏻🙏🏻💒🌠⭐🌞🌷🥀 JESOSY irery inay no lalana makany @ Paradisa a
14/04/2020
Nandresy ny fasana ny TOMPO ka mifaly isy ka ary omeo voninahitra mandrakizay izy fa velona tsisy fatamperana itsony ny fiainany ao Andanitra ao ,,,, matoky ku za fa isy Gasy rehetra de tsy maitsy mandresy nade mandalo ady mafy aza ny firerentsika,,, mino za fa isika rehetra de itondra ambavaka mandrakariva ka tsy maintsy mandresy noho ny RA @ JESOSY latsakany tao kalivary ,,,, ry TOMPO ANDRIAMANITRA MAHERY izay tsy ahy pesi2ne ny HERINAO ilay nanao izao rehetra izao apetrakay eo ampelan'tanananao ny firenenay MALAGASY ary ny devoly kosa de tsy anana anjary eto @ ty firenenay ity fa efa ANAO irery mandrakizay izy
Ny PASIKA dia fahatsiarovana le nitsanganana JESOSY t@ maty ,,,ka mifaly fe efa ndresy ary velona mandrakizay JESOSY
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Atsirabe
Antsirabe
