Tadivolo magnendriky
💇 Les cheveux sont la base de la beauté 🌺
📞 0345030590
🏠 Antsirabe & Antananarivo
Mbola misy vitsivitsy ny 🌴 Huile Coco 🌴sy ny 🐝Crème coiffante 🐝an!
11/05/2026
Efa manomboka ny ririnina fa andao hiaraka hampiasa an'ity 🐝 Crème coiffante 🐝 ity fa:
🌼Manalava volo
🌼Manamandina volo
🌼Mitsabo volo
PRIX : 20.000ar
✈️ Mandefa na aiza na aiza
25/04/2026
MISAOTRA 🙏🙏
♥️MANDRAM-PIHAONA ANTSIRABE ♥️
(18/03/2024 - 24/04/2026)
Miverina eto TANÀ amin'izay ny saingy isaky ny weekend ihany vao afaka mandray anareo ary tsy maintsy maka rendez-vous mialoha amin'ny TAMA Antananarivo
Ho lazaina manaraka eto indray hoe aiza ny toerana hifindran'ny Admin lava tongotra 😄 rehefa misy fiovàn-toerana.
Tsy afaka hikatona kely arak'izany ity pejy ity manomboka androany hatramin'ny fotoana tsy voafetra nohon'ny antony manokana.
Misaotra betsaka anao manaiky fandaminaana hatrany tompoko 🙏
ALAKAMISY sy ZOMA zao sisa no afaka andraisan'ny ekipa TAMA anareo mpanjifa eto ANTSIRABE an!!!!
Joyeuses Pâques 🥰
❌Tapitra ny promotion ❌
Huile Coco Mah'Tama
Miverina ✅ 20.000ar = 1/4L
ho an'izay manao commande manomboka androany.
Manajà fotoana raha tianao ho vita ara-potoana ny randrananao!
🚫 Aza mifampikitakita 🚫
31/03/2026
Coucou 🥰👋
Alarobia tolakandro sy Alakamisy tontolo andro sisa no malala raha te hirandrana hirandrana ianao amin'ity herinandro izy an!
📞034 50 305 90
📌 Miaramasoandro Vatofotsy, andrefan'ny ESSVA
29/03/2026
Aiza ianao hanao Paka?
🥰 Admin : eto ANTSIRABE 🍻🎡🛤️
Hoento mirandrana kely aty amin'ny TAMA aloha ny mpanao vacances alohan'ny handeha hitsangatsangana (Tritriva, Andraikiba, sns) fa mafana be ny andro!!!!!!
📞 034 50 305 90
📌 Miaramasoandro Vatofotsy na koa any amin'ny toerana misy anao na amin'ny Hôtel ivantananao raha mandalo fotsiny ianao no eto.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Miaramasoandro
Antsirabe
110
